mampalahelo ihany ny fanaratsiana..

1. joda ( 04/09/2004 08:48)
tafahoatra ataon'ny vazaha ny tanàna e
oh thalassa t@ fr3 du 03 09 teo le pays est trés pauvre.. :twisted:
novalian'i kitjo ny 08/09/2004 13:52
2. tiana1 ( 04/09/2004 13:03)
Fa tsy tsikaritrao ve fa matetika mihintsy ny hoatry ireny ? Hany k rehefa misy vazaha sendra avy any @tsika, nanao vakansy dia matetika milaza fa toa tsy dia fadiranovana tahaka ny nampisehoan'ny tv !!!
3. ralay ( 04/09/2004 17:07)
Aleo izy hiteny hoe pauvre fa tsy maninona izany e. Pauvre aminy ny gasy satria manao comparaison ny euro sy ny vola gasy izy no sady tsy misy ny minimum de confort ohatry ny aty @ pays "riche" ny trano any amintsika. Mety tsy mieritreritra fanaratsiana izy fa io no zava-misy tsapany. Marina koa anefa ny voalazanao ry tiana1 satria arakarak'izay tiany aseho ihany no asehon'ny TV fa rehefa tena nahita ny vazaha vao gaga. Tsy hainareo angaha fa 15% ny tsotsoka ohatra tsy mahay mamaky teny sy manoratra.
4. gasikely79 ( 04/09/2004 17:55)
Zay eo ihany ry reto fa misy le gasy tonga aty dia mikafiry ny hanao zay hazaoana vady vazaha dia milaza fa "misères et désolations" ny any @ tanana de le vozongo zany mba te hanao chevalier vaillant qui "sauve une petite pauvre de la griffe de la prostitution" de maka vady an'ilay joba de milay be ozy le sipa kely aty za tsy mody tsony fa hoe ratsy be ny any amintsika fa aty hono tanin'ny sambatra. Zany no maharomotra ahy @ reto gasy mitady par tous les moyens:
-Fika azahoana "aides sociales" aty dia milaza fa dia tena fadiranovana tany ka tsy ka tsy....
-Maniry kintana ny maso vao mahita kofy vozongo (ny sipa kely io) dia tonga dia glop,glop,...
-Ny bandy njay na damozana aza le vevavy ka pachiderme ny fetra henjehina ihany fa azaoana "papier" no mety hamelona!!! Dia avy eo manindry an'ilay bandy kely tavela any @ tanana!!!
Mampalahelo fa atao ahoana é.
Za refa misy vaza miteny hoe pauvre ny olona any aminareo de ataoko hoe: ie ka lasan'ny mpanjana-tany ny harenany koa!!! Na ataoko hoe ary enao nga manakarena? Enao azany mipetraka @ HLM sady mbola tsy voaloanao akory ny trosan'ny tômôbilinao (traite io na prêt).Na koa hoe ahoana reto "assistés socials" rofina @ sobika aty aminareo reto; sy reto clochard sady maimbo no tsy misy mpitsetra reo???Reo kalongany ampiana dia mikôzy ny amiany nareo!Mangina ihany ny vavany avy eo!!
5. fijo ( 04/09/2004 20:38)
hitako io fandaharana io ,fa tsy mitovy ny fandraisan tsika azy.tsy fanaratsiana io nataony io amiko,fa araka iry voalazan'i ralay dia fomba fijery amin'ny maso europeanina sy fisainana economika io.
jereo tokoa fa ny mpanjono hita teo dia olona rovidrovitra akanjo dajolo.lakana tsy misy motera,tanana tsy misy lalana vita tara.
fitanterana tsy misy lamina.
tsy lazaina fa mpanaratsy koa aho eto an,milaza ny fomba fijery ny olona aty fotsiny aho satria hoan tsika izay mahalala tsara an'i mada dia sarotra ny hilaza fa mahantra any.ohatra fotsiny ny trano aty izay lazaina fa "villa" dia azo atsofoka anaty "villa gasy iray.ny vazaha izay namako mankany dia gaga daholo mahita ny fiainan'ny olona ao tana.
ka fomba fijery ankapobeany iny,ary raha tsy diso fihaino aho dia tamin'ny taona 1999 tany hoany iny no nalaina.
6. kitjo ( 05/09/2004 12:41)
Matetika aloha ny @ reportage momba Dago ireny dia mampalahelo ihany kosa fa dia ireo toerana ratsy be, maloto sns..... ny 4mi,...ireny no asehon' ny zraeo.

Tsy d mahagaga anefa iznay ary tsy azo sakanana amzany izy satria izay no tsy fahitany. Ataony inona hojerena moa GEANT ohatra nefa izy manana Carrefour sns...ny villa sns?
Fa anjarantsika gasy izay afaka mamokatra fandaharana oh ireny no tokony manao izay tiantsika aseho.

Na koa tsy voatery hiandry an'izany fa isika aty ivelany ireo rehefa misy fety na fety kely ao antrano aza d mba miezaka miresaka @ reny vahiny ireny. Jereo @ internet fa feno sary sy tantara.
Ho an'zay mila d teneno aho andefasako fa misy efa @ powerpoint isan-tsokajiny.... miaraka @ hira gasy sns

Izany zavatra azo atao fa raha hanakiana an zareo fts eo sika na hiandry ny olona hanao d tsy hiova mihitsy.....
7. vegas ( 07/09/2004 16:09)
Fa tsy azoko oe mapaninona anareo ny atao oe pauvre? Tsita fa pauvre ko mbola be doika eo! De mbola sahia milaza fa tsy pauvre njay tsika. :-o
8. ravatorano ( 08/09/2004 13:45)
marina fa firenene mahantra tokoa ny misy ny malagasy ary dia mbola maro amin ny mponina eto no mivelona amin ny fomba tena tsy ara dalana mihitsy fa zara aza fa mahita arapaka .
Izao koa anefa mba firy ireo horonatsary na doc hita mandeha any ivelany ka isika eto no manao azy izany hoe manao ny production ka afaka manome fitaratra tsara ho jerena any ivelany any.
Mijery an ireny doc environnementale ireny ianao ka vozongo no manao azy dia lazainy fa ny lemur catta indray no miadana sy milamina noho ilay vahoaka manodidina azy izay mahantra tokoa.
Izany v dia marina marindrano na marina tanteraka.Efa mba misy fiovana ihany kosa eto na dia misy aza ny fahantrana eh fa aza d variana loatra amin izay filazana izay fotsiny.
9. kitjo ( 08/09/2004 13:52)
vegas> tsy ilay fahantrana ange no lazaina eto e....
Fa mba misy kosa ireo zavatra tsara any amintsika e...resaka tourisme ohatra...
Aiza kosa d ratsy daholo?

Ny fampisehoana ireny tsara ireny ange no mampahalala ireo vahiny koa ny "opportunites" sy "potentialites" (azafady fa ts aiko miteny an io @ teny frantsay, marina ve?) misy any dago e. sady isika izao mitady investisseurs...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0939