Premier tour dia vita????

1. fatsoraly ( 22/08/2004 06:33)
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=377&ART=6103
novalian'i ramaso ny 29/08/2004 21:56
2. kally ( 23/08/2004 07:38)
Toa manala baraka kosa raha izao kah!aiza koa no hidongy tsy maintsy ho lany izany?Matoa tsy lany tsy tian'ny olona fa tsy hidongy sehatra eo foana,f'angaha raha hoe TIM dia ho tian'ny olona foana?
3. lanto ( 23/08/2004 07:40)
minoa fotsiny ihany :-D izay ihany no mba haiko am politika.
4. kally ( 23/08/2004 07:46)
Fa fantaro izay hinoanao.
5. fatsoraly ( 23/08/2004 07:52)
minonoa fotiny ihany. Mandaitra io @ lafiny maro @ fiainana fa tsy politika fotsiny.

:lol:
6. ludo ( 23/08/2004 09:58)
io fomba io d samy manana an'io daholo ny zanak'olombelona rhtr fa ny fomba fampiasany azy no samy hafa! marina we tokony hijery akaaiky an'zao ny mpitondra ambony ,fa itanao ihany ny saonjo ray lohasaha tsy laozan'zay mamarara e!!
7. bogosy ( 23/08/2004 11:20)
amiko ny zvt otran zao dia manjary misy mandika zvt hafa toy ny hoe misy tombotsoa ve ao sa inona?
rehefa tsy lany dia tsy lany amiko tokony mahazaka democratie satria ny vahoaka no nifidy
8. ramoul ( 23/08/2004 14:21)
lanto: minoa fotsiny ihany. Fa ra tsy ao kounkou le finona tsy misy eo kou!
Tsy mety mintsy io atôn' TIM io fa mba tokony miala ry zareo rehefa tsy lany 1er tour fa tsy manao ôtran' deba eo fotsiny.
9. fijo ( 24/08/2004 21:42)
ny TIM dia efa hita be fa manao ny lalan dririnina izay nataon'ny mpitondra teo aloha.tsy mihafina io ka tokony hiova famindra ry zareo fa hifoterany ny hiafarany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1958