Politika

xxx ( 11/03/2004 09:16)
mahita aho fa tena miferotraina ireo fournisseur ankehitriny na de tsy miditra ao anaty politika aza toa ampifilafilaina izy ireny ny hampiasa ny volany izay no mba fitadiavany nefa toa mahare resaka ... tohiny
novalian'i hendry ny 24/03/2004 14:55
2689 ( 09/03/2004 16:50)
Vaovao tamin' ny gazety androany 9 martsa : Nisy namono ny manamboninahitra lehibe iray tao amin' ny zandarimaria! Mpanao vola sandoka no tompo-marika tamin' izany ary voasambotra ny vitsivitsy tamin'... tohiny
novalian'i kitjo ny 19/03/2004 19:23
xxx ( 04/03/2004 13:12)
Rahoviana ny teratany Malagasy monina aty ivelany no hitambatra hanangana zavatra maharitra amin'ny toerana iray any Madagasikara ho fanehoana ny fandraisana anjara amin'ny fampandrosoana. Toa ny resa... tohiny
novalian'i booboo ny 02/07/2004 12:21
fijo ( 06/02/2004 20:53)
samia milaza izay hainy,ary mahazo mampafantatra tena koa izy.... tohiny
novalian'i crrlanto ny 13/10/2004 18:53
ratsiraka ( 03/02/2004 15:21)
Tokony hiverina any Mada ve izaho? Nefa manjary voasambotra?... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2004 22:57
jhouhlambout ( 03/02/2004 14:15)
Gouvernator: Vitany tokoa ve ny Hi-gouverner ny Californie?... tohiny
ravatorano ( 30/01/2004 10:54)
Vita ny fanovana ny gvt teto dia niaka peo ny mpanohitra toan'dry Faharo,Voninahitsy sy ry Mara Niarisy. Izao nitotongana be ny vola malagasy mba inn no nolazain'izy ireo ?????Sa tsy arany tsara ny a... tohiny
novalian'i fijo ny 18/02/2004 11:14
ravatorano ( 22/01/2004 17:48)
Fakomaly no nidaosin'ny fahafatesana Ingahy Germain Rakotonirainy natsoin'ny sasany hoe : "Razery, Lynx". Raha teo amin'ny resaka politika dia nanana ny maha izy azy tokoa ny lehilahy aary tsisy mihi... tohiny
ravatorano ( 21/01/2004 16:37)
Mba lazao ny hevitrao ary misaotra indrindra amin'ny fandraisana anjara é... tohiny
novalian'i kally ny 24/01/2004 20:57
ravatorano ( 14/01/2004 20:54)
Efa maherin'ny 170 any izao ny antoko politika eto Madagasikara. Ny antony dia tsisy fepetra raisina maoa amin'itony fanorenana anazy tony fa dia rehefa mahavita statut ianao dia miantso mpanao gaze... tohiny
novalian'i six ny 04/03/2004 12:03
tsilan ( 12/01/2004 16:06)
VPM
Mba tadidinareo ve rakoto hoe i VPM, Zaza, le bandy DGn'ny AGETIPA nandroba tao taloha niaraka tamin'ny groupe Dinika. Sa tsy i leiry iny ? Dia toa mbola mitady hanjakazaka indray. Sa mbola azo anaova... tohiny
novalian'i kitjo ny 15/06/2004 17:47
ravatorano ( 12/01/2004 11:06)
Mba aiza o aiza ny hevittsik amireny.isika lé vahok tsy mandady harona .Ny sosy betsaka fa ny ampiasana azy no manairana.Tsy matoky ny olona omena hampiasa ireny vola reny ve Ra8 é ! Ka raha betsak... tohiny
novalian'i kally ny 24/01/2004 09:01
ravatorano ( 08/01/2004 20:53)
Lany Maire iny Ingahy Pety.Dé nilaza izy fa nisy miaramila roalahy nalefan'ny fanjakana hamono anazy fizikemén. Dé nanamafy izany ny namany Ingahy Voninahitsy .Ny mahagaga anefa dia ity raha misy ... tohiny
novalian'i xxx ny 22/01/2004 17:32
xxx ( 08/01/2004 20:26)
Zon'ny filoha ny manova ny Praim na ny ministra hiara miasa anaminy rehfa hitany fa tsy mahavoa na tsy mitovy hevitra anaminy tsony araky ny lalampanorenana. Fa vaovao tokoa ve ireo ministra ireo.Mpi... tohiny
xxx ( 17/11/2003 16:50)
Tsara ve ny hisian'ny karazan'antoko ao anatin'ny manolotsain'ny tanana.Sa avela hanjaka tokana... tohiny
novalian'i xxx ny 05/01/2004 12:41
fijo ( 14/11/2003 09:20)
manao ahoana daholo. Mba fantatrareo ve,fa ny zanaky raveloson (neveun'i radidy)anie ka vice consul aty marseille?dia tsy hisy fifandraisana ve ao hoy ianareo?... tohiny
novalian'i fijo ny 06/02/2004 20:49
sorohitra ( 17/09/2003 18:45)
Raha vao nambara fa hisy gazety lehibe bilingue hivoaka any Dago, enim-bolana lasa izay, dia anisan'ny faly tokoa ny tenako satria, araka ny hevitro, ilaina koa ny fifaninanana na dia eo @ sehatry ny ... tohiny
novalian'i rasese ny 08/01/2004 10:52
rar ( 12/08/2003 17:23)
Toerana anjakan'ny lainga sy ny fitaka ary ny fangolika ny politika eran-tany. Porofon'izany ny ala-bato nataon'i Bush raina ho an'ny zanana tany Florida, ny nanejehin'i Blair an'i ilay manampahaizana... tohiny
novalian'i fabien ny 22/08/2003 16:47
eugene ( 07/08/2003 17:30)
Nivoaka iny izany ny didim-pitsarana voalohany nanameloka an-dRatsiraka. 200.000 ariary sy 10 taona asa anterivozona. Ampy ve sa tsy ampy. Fa maninona moa raha atao lisitra mihitsy ny asa ratsy rehe... tohiny
novalian'i tiiaa ny 21/11/2010 07:01
hery ( 10/06/2003 15:29)
Henonay fa misy korontandrotana indray ao Toamasina ao. Tsy mazava anefa na tsahotsaho fotsiny na tena misy tokoa izany gidragidra amin'ny samy malagasy izany. Sao dia mba misy afaka milaza ny tena za... tohiny
novalian'i Gasiaho ny 17/06/2014 08:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7207