Fanohanan'ny namana

1. fatsoraly ( 19/04/2004 19:35)
Raha miroso manao politika aho dia firy isan-jaton'ny namana no hanohana?
novalian'i oully ny 23/04/2004 13:43
2. ramoul ( 19/04/2004 20:49)
eo amin'ny 85% eo ho eo ny hanoana ary zah dia anisany mihitsy
3. cathy ( 20/04/2004 11:32)
Miankina @ fahalalanay anao io fa tsisy hanohana an-jambany @ zao. Zany hoe mba mila ho fantatra raha havanana @ politika marina enao, raha mendrika zany politika zany enao, inona ny tetik´asanao, ahoana ny fahalalanao zany politika zany, inona no mety zava-tsoa ho entinao raha mandray anjara @ politika enao sy ny sisa.
Zany hoe raha ho ahy manokana dia tsy hanohana olona na foto-kevitra tsy fantatro aho.
4. ravatorano ( 20/04/2004 11:34)
mila olona manana foto kevitra hampandroso tokoa an i madagasikara no laniako fa tsy izao fatsoraly tsangan olona kosa e
ny fatsora aloha ekeko fa ilay ambiny no mampisalasala b
5. oully ( 20/04/2004 13:48)
Rehefa ny marina no lazainao ao amin'ny mombamombanao, izay fototra tokony hifidiananay anao. Noho izany, 10% no omeko raha hisy ....
6. fijo ( 21/04/2004 22:03)
marina nen'i oully sy ravato.izay koa anie no mahavoa antsika e.izay taitaitra rehetra dia hoe hanao politika aho.inona no fotokevitra hijoroana?ny programa?ny tetka ahatongavana amin'izany?
izay aloha valiana dia mamaly ny mpanohana na tsy
7. ikaretsaka ( 21/04/2004 22:24)
arosoy aloha ny programanasa
8. oully ( 23/04/2004 13:43)
Jereo aloha ny mombamomba azy ao amin'ny namana dia ho fantatrareo ny programan'asa harosony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7408