crn tany toamasina

1. ravatorano ( 30/03/2004 11:54)
Olona eo amin ny telo arivo teo no nanaraka ny fanehoakevitra izay nataon ny crn tany toamasina. Nilamina ny teny amin ny Kianja nanaovana ny hetsika ary dia tsy niova ny fandehan ny tantara fa dia mbola eny ihany ny satroka penjy fanaovan Ingahy Zafy ka mampahatsiaro ny andron ny Herivelona taloha.zany eo ihany fa ny zava dehibe tany dia ny 'hozongozony io fitondrana io dia hidaboka , atsangano ny 4 eme republique '"
Io moa no natao à la une tamin ny gazety nivoakla anio maraina.Ny mahagaga anay dia izao efa teo dhl ianareo ireo nitondra ity firenena ity ,nahzo laka fa nifanipaka toy ny valala ankarona.Mbola mahatsiaro ny vilia nihinanan ve ka hisisika na dia famonoana tena ara politika aza izany.Inn no mba vitanareo ireo ho an ity firenena ity na ny lalana any avaratra iny aza tsy nisy nanao fa dia niandry ny fitondrana amizao nefa ny vola efa tao.Tsy mbola matotra amin ny fitondra fanjakana ianareo ka aoka aloha amizao fa mba jereo ny olona manao zavatra , mila anareo amin ny fifananpiana satria samy malagasy fa raha hanao ady lava politika foana nareo de tsisy raharaha vita indrindra fa mifanorisory eto.Mba manaova fanoherana manana fotokevitra mafonja enti maka ny fon ny vahoaka fa raha mbola amizao aloha dia hilatsaka any amin'ny 0,01% ny vato ho azonareo amin ny fifidianan manaraka
novalian'i kitjo ny 31/03/2004 11:29
2. amfhaja ( 31/03/2004 04:07)
Tena manohana ny hevitrao ny tenako
3. ravatorano ( 31/03/2004 10:27)
ny naongany indray izao no soavaliny.Ny Pr Zafy dia nanala an-dRatsiraka teo amin ny toerany t@ andron ny herivelona ireny.Nifofo nanala azy teo.Amizao fotoana izao raha nanao hetsika tany Toamasina ny CRN notarihin i Pr Zafy ny ny namany dia izao no ankamaroan ny sorabaventy : "'Avereno i Deba "' ,matokia fa ho avy tsy ho ela i Deba ''',Aza hadino ary fa ny Deba dia Ratsiraka ary ny role dia Ra8.
4. kitjo ( 31/03/2004 11:29)
bandy sy role zany, efa fantattra ny valiny

fa mba nandinika hoa za,reny tolona t@ 91 reny toa fanadalana no fahitako azy fa politika nampiseonana fts,
efa hita fa leo ny olona d mody nalefan deba teo Zefa mba ampihodinana kely an le attention-vahoaka fts zany e, d natao mitsy ze haharatsy azy imason olona d amzay d oe aleo deba iany,
mora kokoa ny namerenana an deba manko 97 amzay,

Fa ra te hijanona teo deba 91 mety mbola posibl iany @ fahaizan zareo mangalabato fa tena nampiasain zareo mitsy zefa aloha mody nanodinana saim-bahoaka

ARy ny famatsiam-bola ny CRN aza inoako fa mety mbola misy miainga avy ananona any
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1425