chefs de regions

1. fatsoraly ( 06/09/2004 03:26)
Mangatsiaka indray ny fifaninanana hazakaza-tsoavaly any @ tanana fa tsy "mafana" toy ny taloha teny Bevalala :lol:
hiova ho hazakaza-drameva izy ity angamba atsy ho atsy. :°)

http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=390&ART=6298
novalian'i fijo ny 27/09/2004 22:58
2. fatsoraly ( 06/09/2004 03:33)
....dia miafara @ hazakazaka kangaroo sady ireny afaka mameno paosy tsara.
$
3. ravatorano ( 07/09/2004 08:32)
ny mahagaga ahy amin ny fanendrena tompon andraikitra eto amintsika dia izao olona efa manana andraikitra ambony na efa mitana toerana hafa any no tendrena indray.Ekeko fa misy tokoa amin izy ireo tena havanana tokoa na eo amin ny lafiny ara tekinika na eo amin ny administration , manaiky izany ny tenako fa kosa izy efa manana toerana izay hahafahany tsara mampandroso ny firenena.Mba tsy hitenenana hoe solotenam panjakana izy ireo dia azo lazaina fa vitsy no olom baovao eo amin ny lafiny fampandrosoana>Ny sasany aza efa nivezivezy nitety ranombe araky ny hira ao amin ny fihirana izay.
naninona moa raha olona hafa izay sady manana traikefa sy nianatra manokana momba ny admin no napetraka tamin ireny.Ilay olona notendrena nefa na ny statut mifehy azy aza mbola tsy fantatra fa d miasa aloha fa ho hita eo ihany .D ho toy izay foana indray izany ny eto amin ny nanata amizao.
:oops:
4. kitjo ( 07/09/2004 09:59)
:/ no comment fa tsy arako mitsy ny fomba nifidianana azy ireny.

Inona tokoa ny critere dia iza no mifidy d inona ny asany d...izya rht momba azy....mba tantarao hoe :)
5. ravatorano ( 08/09/2004 13:49)
kitjo>ny fahazahoako anazy d izao : mandefa cv any amin ny prezidansy d ry zareo ao misy komission mijery sy manadihady izay ho tendrena amin ilay toerana .
Izao anefa ny filoham pirenena no tompon ny teny farany ary izy no manendry ilay olona ho eo amin ilay toerana. Izay no izy angamba fa ny hoe kritera tsy fantatro loatra satria ireo olona voatendry ireo dia samby amana ny fahaizany avy amin ny branche izay nianarany taloha tany.
6. tsilan ( 26/09/2004 01:11)
Aza malahelo Ravatorano an. Ny Ntaolo efa nahalala fa ngerin\'alika hono ka ny avo ihany no tovonana. Sady nareo anie nasaina nandefa CV tsy nandefa eh. Mbola vitsy hono ny olo-mahay eto amin\'ny tanana eh. Aleo fa rehefa ianareo no filoha dia hiova io fomba fijery io.
Manantena anareo ny tenanay
7. fijo ( 27/09/2004 22:58)
ny mahay betsaka tokoa fa io dia resaka namana aloha no miasa ao.fa ny tena tsy voako dia ny vola laniana amin\'ny fiara hoandry zalahy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2161