Réconciliation nationale

1. nikopol ( 04/02/2005 11:34)
Réconciliation nationale : ny hevitrao?

Ilaina ny firenena ve io sa tsia ?

Nahoana ?



:roll:
2. sechat ( 04/02/2005 13:30)
réconciliation nationale ho an'iza io ry nikopol? f'iza sy iza no miady? :-* :-*
3. chipie1 ( 04/02/2005 21:02)
inn fona aza no ity resaky i ramaso ? :{
4. zakilinina ( 04/02/2005 21:57)
Tô relation bancale ny an-dramaso
5. ikaretsaka ( 05/02/2005 03:40)
ao ary fa tsy hanao tsony za e.. ao mihanta fa kopinkopin @ zay an :-*
6. kinaoly ( 05/02/2005 16:28)
ramaso> investissement riské nenlà kou, zakaou aho ny consekansy :twisted:
7. sechat ( 07/02/2005 09:56)
:?: :?: avy aiza daholo ary zany resaka izany fa toa tsy mifanaraka amle sujet daholo :°)
8. Ramaso ( 07/02/2005 20:17)
nisy mpiasan'ny voirie teo ka!
9. fijo ( 15/02/2005 23:12)
efa vita izay ny famafana e.
10. jentilisa ( 26/02/2005 15:40)
Dia concile de vatican III izany no hatao? sa re-con-sy-lie-à-si-on-a-le-pouvoir?
11. xxx ( 19/03/2005 22:35)
Lay pouvoir fotsiny io e! :lol:
12. Rainimaharavo ( 03/05/2005 00:30)


Ataovy aloha izay hanalana ny fahoriana sy alahelon'ny olona tamin'ny 1972 sy indrindra indrindra tamin'ny 10 août 1991.
Be anie ny olona mbola mitondra takaitra hatramin'izao noho ireny zava-niseho ireny ê!
sa dia avela ho maty momoka fotsiny satria hoe ririnin-dasa tsy tsaroana?
Araho ny "reconciliation" tany Afrique du Sud sy ny tany Maroc tsy ela akory dia ho hitanareo fa tsy zava-moramora izany famelana izany.
Izao aza ny sasany dia efa nikiakiaka sahady tao ami'ny TROCADERO hoe "MAHATANTESA VALIN-KITSAKA"
Dia mba ahoana ary izany!
13. xxx ( 23/05/2005 22:35)
Mba jereo aloha ireo olana mitady izany reconciliation izany.

Drema ohatra, dia inona moa no zavatra mbola andrasana @'iny rangahy iny, tsy hitako!

Ny sasany tsaroantsika angamba ny hoe; dia mba azo atokisana ve izany olona mpanao Chq sans provision izany?

Ny sasany indray efa teo dia empêché, dia izao indray mifandray @ ilay iraikalahy taloha.
14. Rainimaharavo ( 24/05/2005 23:15)
asan'ireo izay mitatatata hoe "hifamela...hifamela..." angamba diso ny tsipeliteniny fa hoe : HIFAMELY...HIFAMELY no tena ao an-dohany (non-dit hoy ny psy)
tsy matiko lolo mihitsy mantsy ilay tao amin'ny TROCADERO hoe : mahatantesa vali-kitsaka ! migadra daholo...dia rehefa avy eo izany ireo olona voan'ny vali-kitsaka sy higadra ireo dia hionona fotsiny amin'izao fa tsy hangataka "réconciliation nationale" ihany koa!!!dia tonga amin'ilay fiteny hoe "boribory vetaveta" -cercle vicieux-
ny tena tadiavin'izireo anie dia ny hampody ireo "MIALOKALOKA" any Frantsa ê!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.224