Informatika

xxx ( 25/08/2004 07:39)
Satria : :arrow: Ratsy qualité de service blueline (tapaka lava sy ambany debit...) :arrow: Misavoritaka eo @ fomba fiasa (facture voaloha lazaina fa tsy voaloha ka anapahana connexion) ka mitari... suite
répondu par besoiiin le 12/10/2004 13:33
dotmg ( 20/08/2004 15:14)
Taorian' ny shareware sy ny freeware ary ny nampalaza ny opensource, dia ity koa misy filozofia iray mikatsaka ny fahalalahana kokoa eo amin' ny resaka informatika, dia ny format ouvert (openformats).... suite
répondu par dotmg le 23/08/2004 12:25
fyjl ( 17/08/2004 05:52)
Hiakatra tokoa ny frais de connexion eto Madagasikara ka raha ny fahalalako azy dia mety ho 150fmg/mn indray ho an'izay nanao 100fmg/mn. Mavesatra @ mpanjifa io, indrindra isika NAMANA izay mbola mpia... suite
répondu par besoiiin le 08/09/2004 20:48
librepenseur ( 16/08/2004 09:58)
ny site payant ve facturé amin'ny telma fotsiny raha toa ka miova ho azy ilay numéro antsoina eo ampanaovana navigation ?... suite
répondu par nilsen le 03/01/2005 18:54
kally ( 30/06/2004 16:13)
Tsy manana feo intsony aho taorian'ny ni-formater-na ny pc-ko.Sao dia misy afaka manampy?XP no ampiasaiko izao.... suite
répondu par cowboy le 02/08/2004 16:12
maintsokely ( 25/06/2004 08:31)
Sao dia mba efa nisy nanao programmation tamin'ny toolbox INTLAB (analyse par interval) ny ato amin'ny namana? Tena mba mitady fanampiana aho. ... suite
répondu par zarime le 26/11/2004 23:46
hery ( 01/06/2004 10:07)
Gaga fotsiny aho mahita ny site vokari'ny tanora mpianatray ny ENI ao Fianara amin'izao. Ny hita dia hoe nisy fivoarana be ka efa maharaka ny fivoatry ny informatika iraisam-pirenena. Mazotoa daholo... suite
répondu par blondin le 03/03/2005 16:47
softpar ( 30/05/2004 05:31)
Efa mivoaka izao ilay logiciel Mathematique Softpar EfdeX 1.0 fomba fianarana vaovao ny taranja Mathématique @ alalan'ny ordinateur. Koa manasa ny mpianatra rehetra eto Anatananarivo sy ny manodidin... suite
répondu par kajymirindra le 10/03/2005 04:40
olly ( 18/05/2004 12:47)
clavier visuel no apesaiko fa simba ny pilotes -ny ,tsy informé ny momba azy(tsy manana logiciel de clavier @ CD-rom fourni hatrany am-bôloany koa) vô mi-toucher sur clavier tsotra a de mi-figer n... suite
répondu par ramaso le 07/06/2004 03:20
xxx ( 03/05/2004 11:12)
mitady vonjy ry zareo a, tena tia hanokatra site e, ... suite
répondu par six le 03/06/2004 06:33
dd ( 23/04/2004 07:59)
Ity misy fiadiana iray amin ireo Mpitsikilo ao amin ny lohamilina sao mba mahasoa ihany ... http://tahiry.free.fr/antivirus/spybotsd12.exe ... suite
répondu par dd le 27/04/2004 02:26
joy ( 08/04/2004 14:15)
inn ndray zao no antivirus matanjaka, dia inona no lien'ny amin'ny net... suite
répondu par olly le 18/05/2004 14:01
bokona ( 07/04/2004 12:11)
Sao de mba misy afaka manampy ahy manangana firewall sous lilnux. Mandrake 9.2 no ampiasaiko fa sahirana aho @ fampiasana iptables sy nat ary netfilter... suite
répondu par bokona le 27/05/2004 11:32
hery ( 28/03/2004 11:41)
Efa ela mihitsy aho no naniry ny hanao install linux satria henoko ny lazany... ary ny tena mou mba mikitikitika ordinatera ihany dé hoe angamba mety moramora. Vao nahazo HDD iray arany dé tonga dé... suite
répondu par namanao le 29/03/2005 17:25
2689 ( 23/03/2004 13:29)
Ary ity forum ity ve asa-tànan' i Hery manokana sa source notefena? Mba misy zavatra manome endrika an' itony forum itony nefa tsy hita ato toy ny avatar manokana, sonia, ny site webn' ny mpikambana.... suite
répondu par xxx le 25/10/2004 06:46
xxx ( 22/03/2004 20:02)
Mba tonga mitsidika ny tranokala dia mijery hoe manakory ny fandehany. Jerena raha afaka mamaky teniratsy izy ity lelena. ... suite
répondu par ngabesoola le 01/07/2004 12:44
kally ( 18/03/2004 17:35)
Ahoana ny fahitan'ny namana an'io?... suite
répondu par six le 03/06/2004 06:48
dd ( 15/03/2004 15:13)
sao mba efa nisy nanadrana ity ... izaho aloha vao nanomboka ni installer azy fa na efa marobe aza ny olona ao mbola tsy nahita namana malagasy aloha e ! ... efa misy ihany ny yahoo messenger sy n... suite
répondu par ikanoro le 22/03/2005 16:51
besorongola ( 08/03/2004 20:41)
Misy mahafantatra ve hoe ahoana no hividianana Nom de domaine gasy ? Toa tsy misy mpivarotra(registrar ...) hitako ? Misaotra... suite
répondu par bokona le 07/04/2004 12:15
hendry ( 03/03/2004 11:45)
Tena miala tsiny fa tsisy lohahevitra mahasahina zay tiako ambara ka ampidiriko ato fotsiny. Asa ry reto fa mahatsapa ho miankina tanteraka @ internet zany aho a. Raha vao tsy mahita net ao anatin´n... suite
répondu par ndriana le 14/04/2004 11:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0378