Informatika

hery ( 04/08/2005 11:36)
Misy xml vitsivitsy atolotry ny RadioVazoGasy.com ireto azonao hampihaingoana ny takelakao (Ny radiovazogasy.com moa dia mandefa webradio malagasy) Ny hira handeha : http://jean-marc.talenton.cl... tohiny
aristar ( 04/08/2005 10:40)
Nanomboka t@ 26 Jolay dia tsy hafaka mi-télécharger na manao Windows Update any @ Micro$oft (afatsin'ny Security updates( intsony ireo rehetra manana [i]version piratée[/i] ny OS Windows XP na XP P... tohiny
novalian'i mikara ny 07/08/2005 11:13
nanourand ( 22/07/2005 13:46)
normalement efa tokony nivoaka ny version beta ary efa nahita nandende aho hoan'ireo beta testeur? sao dia mba misy beta testeur tsika gasy, na misy zanak'anabavin'i bibill gates? mba anipazo ny b... tohiny
ainaheri ( 13/07/2005 08:45)
Nisy 3 ny gasy manampahaizana niara-nanorina ny A380 zay nahavita fianarana tao Toulouse ary manoriponenana ao!!!... tohiny
novalian'i booboo ny 22/07/2005 13:59
DotMG ( 28/06/2005 07:55)
Ny W3C dia miezaka mametraka fenitra mba hahamora ny asan' ny informatisianina. Efa fantatsika tsara ny fisian' ny fenitra HTML4.0, XHTML1.0, CSS1.0, CSS2.0 sy 3.0 koa angamba. Misy ihany koa ny fenit... tohiny
novalian'i aristar ny 28/06/2005 16:34
naharyhaingo ( 27/06/2005 14:05)
Manahoana e! Efa nahavita "Chiffres et lettres" teny sy marika @ teny malagasy aho fa ny voambolana malagasy no tsy ampy ato amiko koa raha mba afaka manome ahy voambolana malagasy ianareo dia tena n... tohiny
novalian'i fijo ny 10/08/2005 22:17
hery ( 25/06/2005 14:36)
Ny flickr www.flickr.com dia toerana malalaka ahazoana mitahiry sary. Raha manana compte maimaimpoana ianao dia misy fetra 20MB ny habe-n'ny sary azo alefa isambolana... rehefa tapitra ny volana dia a... tohiny
novalian'i xxx ny 07/10/2005 07:28
hery ( 22/06/2005 13:24)
Resaka informatika... Taorian'ny linuxmg.org izay sehatra malagasy misahana manokana ny informatika voafetra amin'ny linux dia hitako fa tsara tokoa ny ezaka ataon'ny ao amin'ny infogasy.net Ny i... tohiny
hery ( 18/06/2005 11:37)
Mba tsy hidirana amin'ilay "fait maison" mahazatra (afisy hitako t@ mpivarotra yaourt tao Dago) dia manontany sao dia misy afaka manoro hevitra amin'ny fanaovana backup na mirroring. Takelaka iray ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2005 22:00
aristar ( 26/05/2005 21:07)
Ho an'ireo izay mampiasa Mozilla na Firefox dia faly faha mora kokoa ny mi-bloquer my pubs (Ads) isan'karazany nefa manirikiry ilay onglet "[b]Adblock[/b]" eo ambanin'ny lien misy sary rehetra raha ts... tohiny
novalian'i fraz ny 27/05/2005 08:10
hery ( 16/05/2005 16:40)
Hatramin'ny nividianan'ny google.com azy dia miha-betsaka ny mpampiasa ny Picasa izay fitaovana fandrindrana ny sary ao anatin'ny ordinateranao. Ny Picasa dia maimaim-poana [url]http://www.picasa.com... tohiny
aristar ( 13/05/2005 23:50)
http://infogasy.dyndns.org/forum/posts/list/43.page... tohiny
hery ( 12/05/2005 10:25)
Betsaka ny bibikely informatika (Virus) izay miparitaka be mihitsy amin'izao fotoana izao. Isanandro dia mandray emails anjatony maro misy tovana (zip, scr, exe sns). Soa ihany fa miasa tsara ilay siv... tohiny
Rainimaharavo ( 08/05/2005 23:16)
miarahaba ny rehetra sao mba misy afaka hanome toro-hevitra. ny olana : mandray ny hafatra tonga rehetra ny adiresy "mail" fa kosa tsy mety mandeha mihitsy ny vali-teny "envoi" fa mihenahena fotsi... tohiny
hery ( 29/04/2005 07:57)
Efa mahatratra mihoatra ny 2Giga (atsasaky ny habe-n'ny DVD 4giga - na mitovy @ CD 30) ny haben'ny adiresy email @gmail.com Tsy omeny fotsiny tahaka ny yahoo sy msn anefa io fa mila fanasana. Ka iza... tohiny
novalian'i nanourand ny 13/09/2005 01:17
buraitoman ( 29/04/2005 01:59)
Mitady olona mahay Perl sy Java aho. Misy programa amin'ny Perl adika Java ka mila olona maika. Asa iray na roa volana raha tena mahay azy. Tsara karama. Valio eto ihany dia ho jereko.... tohiny
novalian'i jlan ny 18/09/2005 15:03
fraz ( 28/04/2005 12:55)
Efa hitako ilay lien rss fa misaotra. Ndraso fa ovaina an'io indray . Fa izao no saika mba hanontaniako na mety sao dia efa misy ao ambadika ao. Raha ohatra izao mijery dia milahatra araky ny nam... tohiny
novalian'i fraz ny 29/04/2005 13:57
fraz ( 27/04/2005 07:28)
Izahay ao amin'ny sehatra IFG dia miezaka ny manambatra ireo vaovao resaka informatika malagasy mba hanamora ny fijerena azy. Hita ao ny forum serasera, wanadoo, infogasy, linuxmg Ny tanjona mo... tohiny
novalian'i miarinah ny 16/06/2005 10:38
aristar ( 25/04/2005 20:46)
D'aucuns diront que j'encule des mouches et ils ont raison mais il y a une chose qui me chagrine sur le footer de la page d'accueil de serasera c'est la phrase : "Hafainganan'ity takelaka ity 0.08891... tohiny
novalian'i hery ny 28/04/2005 17:21
hery ( 25/04/2005 11:45)
Miely be dia miely be ny fanamboarana blogs amin'izao fotoana izao. Na lehibe na kely... hatramin'ny olona malaza http://www.blogsforbush.com/ ka hatramin'ny olona tsotra... hatramin'ny mpanao gazety ... tohiny
novalian'i kozikely ny 16/07/2005 10:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0691