mitady olona mahay Perl sy Java
1. buraitoman
(
29/04/2005 01:59)
Mitady olona mahay Perl sy Java aho.
Misy programa amin'ny Perl adika Java ka mila olona maika.
Asa iray na roa volana raha tena mahay azy.
Tsara karama.
Valio eto ihany dia ho jereko.
Misy programa amin'ny Perl adika Java ka mila olona maika.
Asa iray na roa volana raha tena mahay azy.
Tsara karama.
Valio eto ihany dia ho jereko.
novalian'i jlan ny 18/09/2005 15:03
2. lantokely
(
29/04/2005 13:51)
mety azo ho fantatra ve hoe inona no antony andikana azy java nefa efa mandeha tsara amin'ny perl ilay izy.
3. aristar
(
29/04/2005 16:31)
Java inona aloha noho andikana azy ? Java 5.0 ? Ilay programa Perl interprété côté serveur ka ilay Java ve zany servlet sa programa autonome eo @ ilay ordinatera ? na applet !!!?
5. buraitoman
(
30/04/2005 12:18)
lantokely:
mety azo ho fantatra ve hoe inona no antony andikana azy java nefa efa mandeha tsara amin\'ny perl ilay izy.
Ny programa vita amin\'ny Perl dia tsara amin\'ny \"prototype\". Sarotra ny mamaky programa amin\'ny perl ka manjary mora adino. Sarotra ny \"maintenance\".
Somary milona loatra ilay programa amin\'izao fotoana ka mila fanamboarana. Misy modules betsaka tiako atao \"oriente objets\" ao amin\'ilay projet.
Ny version java ampiasaina dia 1.4 na 1.5.
Projet momban\'ny \"traitement des languages naturels\" ilay izy ka mila mampiasa \"expressions rationnelles (regular expressions)\" sy ny \"gestion de fichiers (file processing)\" betsaka.
Misy ohatra betsaka mitovy (amin\'ny ankapobeany) amin\'ilay projet amin\'ny WWW. Jereo ny START ao amin\'ny MIT, AnswerBus,...
Ny eritreritro dia atao multilangues ilay izy.
Dia izay ary aloha.
6. lantokely
(
02/05/2005 08:04)
misaotra indrindra amin'ilay fanampim-panazavana napetrakao.
raha izany ve no izy, tsy tsaratsara kokoa ve atao python ilay izy, satria ny java mantsy tsy dia haingam-pandeha loatra.
raha izany ve no izy, tsy tsaratsara kokoa ve atao python ilay izy, satria ny java mantsy tsy dia haingam-pandeha loatra.
7. aristar
(
02/05/2005 20:47)
Ny Java 5.x (i.e. Java 1.5) dia hitako fa efa mandeha haingana sady efa tsy misy intsony ny JVM Microsoft @ Windows faha tsy hitako ny hanaovan'ilay programa @ Java raha rehefa mandeha tsara @ PERL !!! Arakin'ny hitako t@ ireo lien dia tsy applet no ilaina faha servlet raha hatao Java. Ilay program ve tianao hatao @ Internet sa programa local ?
8. fraz
(
03/05/2005 05:59)
1.Ny Perl rehefa mandeha tsara tsy mila ovaina intsony ilay prog dia ok fa rehefa hanova amin'izay indrindra fa hoe goavana ny fanovana no tantara be ( indrindra rehefa hoe t@ herintaona no natao ilay prog, hadino daholo :-) )
2. Mora kokoa ny milalao regexp @ java noho ny @ Perl
3. Mora tantanina kokoa ny prog vita @ java, indrindra raha tsara firafitra.
Dia izay sy izay ary
2. Mora kokoa ny milalao regexp @ java noho ny @ Perl
3. Mora tantanina kokoa ny prog vita @ java, indrindra raha tsara firafitra.
Dia izay sy izay ary
9. isambilokely
(
08/05/2005 03:15)
soa dia mila ovaina mihintsy ny modèle d'algorithme de base ampiasainareo ohatra amin'izay mora atao.
Mbilo
:lol:
www.amontana.com
Mbilo
:lol:
www.amontana.com
10. jlan
(
18/09/2005 15:03)
Manao ahoana nareo ato.
Raha mila fanampiana ise momba an'JAVA dia ento aty amiko fa hojeretsika izy ary hokarakaraina.
Contacté_o fotsiny za :
jlan, ok?
zay.
Raha mila fanampiana ise momba an'JAVA dia ento aty amiko fa hojeretsika izy ary hokarakaraina.
Contacté_o fotsiny za :
jlan, ok?
zay.
