Ampidiro aloha ny tenimiafina
Informatika
tatax
(
20/01/2005 21:23)
aiza kay no mba cybercafé tena azo andoka eto antananarivo afaka hanaovana webcam sy yahoo messenger fa ohatran\'ny ela be daholo izay nalehako...
suite
répondu par sechat le 08/02/2005 10:44
booboo
(
18/01/2005 10:47)
Si vous utilisez des boîtes Internet comme MSN, Yahoo, Wanadoo, AOL, Infonie et free.
Cett info est arrivée ce matin à Microsoft de Norton. Vous pouvez recevoir un mail apparemment insignifiant p...
suite
répondu par joda le 17/02/2005 15:05
jhi
(
13/01/2005 01:29)
Raha mametraka ny taranjam-pikarohana aho ato dé mirary anareo hatrany hamaly sy hitafa ny dinika ato é !
Ka izao ary ny azoko aroso kely ho fanombohako ny tena resaka :
Fa maninona wa rehefa misy...
suite
répondu par kavitra le 13/01/2005 05:47
r4d0
(
11/01/2005 17:23)
Ny sahan’asa \"Dikateny Malagasy\" dia mirakitra ireo dika-tenina kirakira \"Free/Libre Software\" na Open Source Software ho amin’ny teny Malagasy.
Io sahan’asa io dia fitao...
suite
nilsen
(
03/01/2005 19:58)
Vao t@ taona 1960 teo ho eo no tena niroborobo ny teknolojian\'ny informatika. Raha miohatra @ teknolojia hafa de mbola azo lazaina ho vao erotrerony tokoa ity teknolojia iray ity, nefa d\'efa mampito...
suite
répondu par tahina7 le 01/07/2005 13:40
cafe
(
12/12/2004 16:26)
salut
Misaotra eh ho avy tsy ho ela hamangy anareo ao aminy karajia mbola be ny herehina tsara be doly ny hira ao aminy radio vazo gasy misaotra anareo be dabemisatra micky...
suite
répondu par cafe le 15/12/2004 16:42
cafe
(
11/12/2004 13:34)
salut re
Misaotra betsaka anareo roalahy aho fa mety tsara ny ordi tsy miredemare intsony en effet ry michou nisy logiciel tsy tiany tao emul dé ny messagerie ndray no midecone tsy ...
suite
répondu par mcfy le 12/12/2004 00:19
hery
(
03/12/2004 18:53)
Ela no nanandramako ny Mozilla (navigateur izay afaka misolo ny Internet Explorer) fa ity Mozilla Firefox ity no hitako fa afaka mifanehitra tsara amin\'ny Internet Explorer.
Malaky dia malaky tokoa ...
suite
répondu par lebotiti le 14/06/2005 08:42
mbolakely
(
01/12/2004 08:21)
Ny Mponina any amin\'ny faritra Alakamisy Fenoarivo iny dia maniry ny hisian\'ny Cyber café any fany dia tsy mbola misy sy resaka momba ny informatique rehatra§
Ka tsara be raha mba hitadiavana moy...
suite
répondu par besoiiin le 13/12/2004 08:53
fanja1
(
30/11/2004 17:47)
Les chiffres peuvent donner le tournis : le chiffre d\'affaires du commerce électronique en France a augmenté de 60 % entre 2002 et 2003 pour s\'établir à 3,6 milliards d\'euros ; un tiers du chif...
suite
répondu par fanja1 le 01/12/2004 07:43
cafe
(
27/11/2004 20:54)
saody mba misy afaka manampy ahy svp fa mandreraka be ny ordi ako miredemare tout seul foana rehefa connecte defois 30 MN apres connection ou 1 H ndraindray 3h plutard de hoatrizay foana nefa ...
suite
répondu par mcfy le 28/11/2004 01:55
njt
(
26/11/2004 13:16)
mitady asa momba ny informatique manana bac+2 en informatique de gestion option réseaux locaux. Nanao site web ny stage d\'application nampiasa ny logiciels: Dreamweaver MX, Photoshop, Flash. Tsy opÃ...
suite
répondu par hery le 11/12/2004 00:06
xxx
(
24/11/2004 11:22)
mba aiza ho aiz kay ny aveniran \'bioinformaticien any dago ?...
suite
répondu par nilsen le 03/01/2005 18:34
fanja1
(
27/10/2004 05:54)
Faire des recherches sur son propre ordinateur comme on le fait sur Internet, telle est la fonction du tout nouvel outil lancé aujourd\'hui en version \"test\" par Google. Baptisé \"Google desktop s...
suite
répondu par xxx le 14/04/2005 15:16
hery
(
26/10/2004 15:26)
Misy olana ara-matematika kely raha mba misy afaka mamaha azy.
Toa izao ary ny laza adina.
Ao amin\'ny vetso.serasera.org dia misy fomba fanomezana isa ny tononkalo tsirairay avy. Tiako ho fantatra ...
suite
répondu par pissoa le 07/01/2005 18:46
jhouhlambout
(
20/10/2004 18:48)
Matetika dia mampiasa ordinateur ny olona @ ireny film ireny, kanefa azo kianina tsara ny tsy ifandraisan\'nireny @ réalité,
Ohatra fotsiny:
1. Les traitements de texte n\'ont jamais de curseur...
suite
répondu par ramaso le 28/10/2004 18:21
fanja1
(
26/09/2004 12:41)
Le médiateur du Net
our régler un litige avec un fournisseur d\'accès à Internet (FAI) ou un cybercommerçant, les solutions sont limitées : soit on se débrouille seul (éventuellement ...
suite
zamahery
(
07/09/2004 03:57)
Misy tari-kevitra vaovao ity. Betsaka ny boaikely tena henjana tokoa amin'ny fanaovana page web. Saika tsy nandia lakilasy fampianarana ireo antsoina hoe Informatique izy ireo nefa dia tena mahagaga n...
suite
répondu par nilsen le 03/01/2005 18:49
rindranavalona
(
28/08/2004 08:39)
Ahoana kay no mahatonga izao, fa isaky ny manokatra google aho, ny litera izay misy accent rehetra dia misoratra @ teny tsy fantatra. Ka rehefa manova codage Unicode[UTF-8] vao miseho @ ara-dà lana il...
suite
répondu par jhi le 13/01/2005 01:57
fanja1
(
25/08/2004 17:01)
Produit
28 000 batteries lithium-ion rechargeables (modèle A1045 - n° de série commençant par HQ404, HQ405, HQ406, HQ407 ou HQ408) pour les portables PowerBook G4 15 pouces (aluminium). Ces batt...
suite
répondu par fanja1 le 20/10/2004 06:34
