Informatika

hery ( 02/03/2004 10:28)
Ho an'ireo webmasters izay manana sites izay efa mba manana mpamangy ity. Misy sites vitsivitsy afaka manome vola isaky ny click na isaky ny visiteurs izay mety hahaliana anareo. Ny serasera aloha dia... suite
répondu par cowboy le 02/06/2004 03:57
jlan ( 15/02/2004 15:39)
Salut! Araka ny hitako dia maro ireo mahay software ato amin'ny namana.serasera koa raha vonona ianareo dia :rejoignez -moi pour unn truc très géant, genre v.... ... suite
répondu par heirzo le 08/05/2012 09:46
hery ( 08/02/2004 15:05)
Mitady statistika vitsivitsy momba ny resaka internet any Madagasikara aho ka tsy haiko na efa misy boky milaza an'izany na voatery hanangona "angona" (données) amin'ny namana izay hita. Ireto avy n... suite
répondu par ramoul le 08/04/2004 15:21
betty ( 05/02/2004 19:28)
Misy programmeur afaka hanampy ahy ve? Raha eny dia afaka manoratra ho ahy ao amin'ny namana izy hanazavako ny zavatra ilaiko fanampiana. Misaotra mialoha... suite
répondu par blondin le 24/02/2005 16:58
isrine ( 17/01/2004 19:05)
Misy an'ity message ity foana matetika miverina eto @ ordi, nefa ilay bandy nasaina nijery azy milaza fa tsisy dikany avy hono io message io, matetika anefa mikatso ny ordi raha vao io message io no m... suite
répondu par ds le 10/02/2004 09:07
xxx ( 15/01/2004 19:39)
Misy logiciels Win95 tsy mety mandeha @ Win NT. Misy fika ve hampadehanana an'izany?... suite
répondu par srakoton le 23/01/2004 18:22
aristar ( 11/01/2004 19:21)
Mba mila fanazavana avy @mpiandraikitran'ny sehetra aho na ny olona izay mahafatatra momba ity zavatra mitranga matetika @ordinaterako intelo na efatra isan'anjo. Norton Internet Security Professio... suite
répondu par aristar le 17/01/2004 12:32
mxr ( 07/01/2004 19:46)
Asa aloha na eto no hametrahana an’ito fa ialàna tsiny mialoha raha diso toerana. Orinasa madinika vitsivitsy @ sehatry ny informatika izahay ary mitetika ny hanao izao hevitra izao : Hanofana ol... suite
répondu par jeff le 09/02/2005 14:20
minah11 ( 06/01/2004 13:10)
Atao ahoana kay ny manao telechargement logiciel sur net ? Dia tsy misy atahorana ve ny fampiasana izany avy eo?... suite
répondu par rjnirina le 05/02/2004 09:30
hery ( 27/12/2003 19:15)
Manomboka mandreraka ny fahazoana spam eto amin'ny internet amin'izao fotoana izao. Indrindra rehefa tsy manana connexion firy. Maharay email be dia be tsy dia misy ilana azy akory ny tena. Inona no ... suite
répondu par jhouhlambout le 27/03/2004 18:08
haingoniaina2002 ( 04/12/2003 12:11)
Mitady logiciel M.visual basic ( ) ho téléchargena aho, sao mba misy mahalala site misy azy io, Nahita ihany aho fa complément fotsiny fa tsy ny tena izy... suite
r4d0 ( 15/10/2003 10:18)
Ary maninona raha hafindra plateform Microsot serasera.org fa efa tsy misy ilana azy ihany Linux/Apache araky ny hevitr'i Hery? :-)))... suite
répondu par 2689 le 30/12/2003 19:14
hery ( 14/10/2003 08:03)
Tsy haiko na nanao ahoana ny vokatry ny eBit farany teo. Ny hitako matetika mantsy dia bahanan'ny wanadoo.mg ny sehatra ka tsy manana safidy firy ny olona eo amin'ny resaka Mpanolotra ny Internet. Iza... suite
répondu par fanalanaazy le 05/12/2003 16:20
rfanjav ( 10/10/2003 17:45)
Ary ahoana koa ny @ ireny fiantsoana téléphone portable 1000 fmg eny an-dàlana ireny? Nahazo alalana ve ireny, ary mba mahazo tombony ve? Tsy haiko aloha ny rubrique tokony ametrahana ity adihevit... suite
répondu par ackassrak le 14/01/2016 16:57
hery ( 07/10/2003 17:54)
Hiara-miasa izany ny Governemanta sy ny Microsoft. Vaovao ratsy ho an'ny mpiondana Linux. Marina tokoa fa hiova indray ny fivoatry ny resaka ordinatera eto Madagasikara. Ho Windows daholo ny any amin'... suite
répondu par picasso le 29/12/2003 11:26
jahary ( 24/09/2003 16:42)
Salama daolo e! Misy mampiasa Athlon ve aminareo ary mba tratran'ny plantage matetika?Manana ordi roa aho ka ny iray Athlon 4 1,4Ghz ary ny iray Athlon XP 2000.Mahagaga fa refa ampiasana maharitra d... suite
répondu par jahary le 05/12/2003 13:54
kally ( 16/09/2003 18:21)
Inona no atao rehefa mainty be fotsiny tsy mety mirehitra ny écran,nefa tsy novonoina tsy natao inona?... suite
répondu par ikaretsaka le 19/02/2004 11:24
xxx ( 16/08/2003 08:56)
Saika hanontany aho rah mahafantatra hoe aiza aty Tana no misy mahay PERL mba hampianatra fa otran'ny sahirana aho...... suite
répondu par rjnirina le 06/02/2004 10:23
jin ( 02/08/2003 17:24)
Iza no te-hahay programmation el langage C? Io aloha no kely mbola haiko hatramin'izao fa @manaraka miakatra stade ambonibony!... suite
répondu par ded.kitty le 14/05/2012 03:36
ikotokely ( 17/07/2003 09:07)
Inona no fika atao mba tsy ho afaka manokatra afa-tsy fenetre roa ny olona mi-navigue @ cyber, mba lazao koa ny chemin raha ao anaty Base de registre.... suite
répondu par nickyjenny le 01/10/2003 18:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0446