Informatika

lalaina ( 26/05/2003 08:28)
Efa tena mihahenjana ity ry zalahy ny fanenjehan'ireto alikakelin'i Bill Gates eto amin'iy Tanana ka mba hanoontany anareo izay afaka izahay hoe :"iza ry zalahy no afaka hampianatra anay LINUX fa dia ... tohiny
novalian'i xxx ny 29/01/2004 13:14
hery ( 06/05/2003 08:31)
Linux sa Windows? Inona no mahatonga ny Malagasy tsy mbola miditra tanteraka amin'ny linux? Na ny CyberCafés izay mijafajafa amin'ny fampitahorana sy ny fanenjehan'ny Logidis aza dia mbola tsy miova ... tohiny
novalian'i yazman ny 06/02/2011 10:01
hery ( 25/04/2003 15:58)
Asa na misy mpitantana cybercafé eto amintsika fa raha ny fahitako ny vidin'ny 1 minitra amin'izao fotoana izao izay 100fmg izay tena sahaza ho an'ny mpijery dia mety ho fatiantoka ho an'ny mpikaraka... tohiny
novalian'i fyjl ny 02/08/2004 15:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.3182