iza no hafaka hampianatra LINUX 
lalaina - 26/05/2003 08:28
|
![]() Dia manantena fiarahamiasa matotra ry zalahy ah! |
xxx - 26/05/2003 08:39
|
![]() manorata @ i s.tinah fa izy no tena mahay an'io fa za sy le namako eto mahay kely. io no adresse-ny. veloma |
xxx - 26/05/2003 08:39
|
![]() manorata @ i s.tinah fa izy no tena mahay an'io fa za sy le namako eto mahay kely. io no adresse-ny. veloma |
kli - 26/05/2003 10:21
|
![]() Mamonjeha formation aty amin'ny ENI raha te hahay. Mitady kil ny aty, fa holazaina eo ny vidiny. veloma |
dd - 27/05/2003 14:46
|
![]() --------- Ho an'izay te hanandrana, inona tokoa moa no manakana? Ity misy rohy ahafahana maka Linux tena maivana be mihitsy (amin'ny teny frantsay aloha), azo ampiasaina amin'ny Lohamilina fatao andrana, ohatra Pentium133Mhz, ary dia tsy mila afatsy MS-DOS 5/6.xx sy toerana ~200MoHD-32MoRAM fotsiny. Mifototra amin'ny Slackware izy ity, ary azo ampiana tsikelikely izay ilanao azy (ohatra OpenOffice, sns). Marobe ny toa azy, fa araka ny lazaiko teo ambony, mila fotoana ny zava-drehetra, ary tsy azo atao hoe tsy vidim-bola akory ireny fotoana ireny. Mazotoa daholo. Ity lay rohy: http://217.109.169.18/drinou/download.htm ka ilay linux.zip etsy ambany no alaivo raha te-hahita maimaika hoe ohatra ny ahoana izany Linux izany, ary apetraho amina lohamilina tsy misy afatsy MS-Dos 5/6.xx fotsiny. 42Mo : 11mn raha xDSL |
lalaina - 27/05/2003 15:21
|
![]() tsy hita le adresse ho an'i kli za efa miasa sady eto tana ka tsy possible ilay ENI ho an'i dd misaotra fa dia hojereko zao de zao io |
dina - 01/06/2003 16:52
|
![]() http://linuxmg.org Eo koa ny AMUL (association malagasy utilisateurs de Linux) http://www.amul.mg/ izay any an-toerana. Raha misy fanontaniana "précis" mombany Linux dia halefaso fa ezahina ho valiana. dina : dina@free.fr |
dd - 11/06/2003 14:27
|
![]() |
lalaina - 11/06/2003 17:53
|
![]() ny logiciel de bureautique sy ny SGBD ohatrin'ny MySQL sy ny mitovy aminy izao ny ahy no tena mba hilaiko, saika adino ny création de page web fa izany no tsy ampy. dia misaotra mialoha eh!! |
jahary - 18/07/2003 13:46
|
![]() Sao mba itan'irado ity hafatra Linux ity de aza adino lay resaka Mandrake 9.01 noresahana e§Momba ny formation Linux: mba ataovy maneno tsara ny hafatra na Pub rehefa manao azy mba ahafantaran'ny namana azy e! misaotra ! |
jahary - 18/07/2003 13:51
|
![]() Sao mba itan'irado ity hafatra Linux ity de aza adino lay resaka Mandrake 9.01 noresahana e§Momba ny formation Linux: mba ataovy maneno tsara ny hafatra na Pub rehefa manao azy mba ahafantaran'ny namana azy e! misaotra ! |
r4d0 - 31/07/2003 11:31
|
![]() Efa lasa any le CD. Efa nandefa mail aho fa jereo. Ho an'ny rehetra, Araky ny voalazan'i Dina io ambony io d misy takelaka @ teny malagasy ao @ linuxmg.org .Afaka mangataka "sujet" nareo dia misy afaka manoratra. Fa alefaso ao @ pejy linuxmg.org. Siora |
jahary - 24/09/2003 16:48
|
![]() |
hery - 24/09/2003 17:54
|
![]() FA misy koa ilay fête de l'internet andraisandry zalahy anjara. Ny mampalahelo fotsiny dia tsy tena bien organisé ilay izy fa angamba mbola hivoatra ihany ao aoriana ao. Ny fête de l'internet hitako tao amin'ny Stade Couvert Mahamasina farany ohatra dia zara raha misy standen-n'ny AMUL. Amin'izany tsy fantatra hoe inona no tena anaovandry zalahy exposition. Dia lasa jeux sur LAN koa no tena be dia be tao... |
jahary - 29/09/2003 17:11
|
![]() Tena mbola tsy voariko miitysy atramin'izao lay Linux 9.1!! Tsy mety mifankahita miitsy zahay sy Dina; Mba lazao indray izy raha mety e! Merci |
jahary - 29/09/2003 17:16
|
![]() Tena mbola tsy voariko miitysy atramin'izao lay Linux 9.1!! Tsy mety mifankahita miitsy zahay sy Dina; Mba lazao indray izy raha mety e! Merci |
nickyjenny - 01/10/2003 18:09
|
![]() amin'ny faha-8 oktobra 2003 ho avy izao ny e-bit no manomboka ka dia handalo ao mihintsy ny tenako hijery ny momba ny linuxiens. dia mba mila anareo ho hita ao izahay fa maniry ny hihaona mivantana. any ivelany dia misy mihintsy ny fihaonana isan-taona ho an'ireo mpampiasa ny linux koa maninona raha mba hetsiketsehina amin'izay izany eto? manantena tokoa moa izany ny tenako sy ireo tapaka sy namana rehetra amin'io fotoana io. Misaotra dieny mialoha. |
kakalahy - 27/10/2003 18:32
|
![]() |
ndriana - 15/01/2004 10:45
|
![]() |
xxx - 29/01/2004 13:14
|
![]() Mandefasa mail amin'ny anniehanitra@yahoo.fr fa afaka mampianatra anao izay hainy izy mikasika ireo sujet resahanao ireo. Miandry anao :-D |