Informatika

rixes ( 19/04/2005 05:47)
Ordi Portable TOSHIBA Satellite PII 333Mhz (TBE) Ram 64Mo - DD 4Go - lecteur CD - VCD - Disquette port Infrarouge - USB - carte son - carte graphique -haut parleur integré - Windows XP Pro Prix :... suite
répondu par rixes le 20/04/2005 05:24
xxx ( 14/04/2005 15:21)
Manao ahoana daholo, Mba misy fanontaniana kely apetrako ho anareo izay mahalala informatique : Mety ve ry zareo ny miverifier ny historique ny zavatra rehetra nojereko t@ internet na dia efa no-pa... suite
répondu par dadabe le 27/04/2005 16:43
Tenio ( 13/04/2005 15:09)
Mitady olona mahay ka afaka mampianatra FLUENT: fanaovana simulation numérique en mécanique des fluides izany. Izay mahay mba manorata ô.... suite
kozikely ( 12/04/2005 13:39)
Kaiza daholo ! :) Ty misy forum vao nisokatra, bandy gasy 19 taona no namorina azy. [url=http://tanalahy.forumactif.com][b]Tanalahy | Forum[/b][/url] [img]http://data.over-blog.com/lib/3/1/34513... suite
répondu par kozikely le 16/07/2005 10:37
Mi_R77 ( 10/04/2005 14:49)
Sao mba misy mahita toerana eto amin'ny Net ahazoana mi-telecharger- film mba haingakaingam-pandeha kokoa nareo? Misaotra mialoha!... suite
répondu par ds le 15/04/2005 09:05
xxx ( 08/04/2005 05:44)
Mba tena marina ve ity affaire sur net lazain-dry zalahy 'ty sa escroquerie fotsiny e ? Raha tena marina asio temoignage, raha tsia koa dia mba asio temoignage ihany koa e. Merci... suite
répondu par ihaia le 06/08/2005 06:04
Vaillant ( 06/04/2005 16:52)
Manana PC PackardBell D5 aho. Rahefa nanao installation-n'ny logiciel an'ny scanneur-imprimante-copieur HP aho dia tafiditra daholo ny zavatra rehetra (imprimante, copieur) afa-tsy ny numérisation. L... suite
répondu par mishou le 08/04/2005 08:41
xxx ( 26/03/2005 07:14)
sao dia misy mahita site hi-heberge-na site perso gratuit ianareo de mba asehoy eto e. Misaotra mialoha... suite
répondu par ranjaka le 30/03/2005 09:13
Fanja1 ( 23/03/2005 13:36)
Les pièges à éviter Pas facile de s'y retrouver dans la jungle des fournisseurs d'accès à Internet. Il existe pourtant des « trucs » pour faire le meilleur choix. Le fournisseur d'accès ... suite
répondu par Fanja1 le 08/04/2005 12:18
xxx ( 22/03/2005 06:04)
Izahay mpikarakara ny "Sixième édion de la Fête de l'Internet à Madagascar" dia faly mampahafantatra anareo fa misokatra ny "forum" ao amin'ny [b]www.fete-internet.mg/forum [/b] Izy io dia natao... suite
répondu par xxx le 19/04/2005 14:01
ainakelyio ( 15/03/2005 06:06)
Logiciel afaka mampihena ny frequencen'ny feo amina-hira iray mety mahasoa ... suite
répondu par JessyFlint le 11/07/2025 17:23
hery ( 10/03/2005 09:31)
Efa elaela ihany no nandrenesako an'ilay gmail (Google Mail) dia toa kafiriana be hono. Raha mandeha ao amin'ny gmail.com ianao dia tsy mahita soratra hoe misorata anarana dia hahazo gmail. Koa raha t... suite
répondu par hery le 05/05/2005 13:54
joda ( 07/03/2005 22:02)
tandremo fa misy virus tena dangereux izao emule dia kazaa... suite
répondu par admin le 08/03/2005 00:14
lazamnn ( 07/03/2005 00:05)
Misaotra anao izay misandoka ny adiresy email-ko aho. Efa eo am-pelatanan'ny manam-pahefana ny momba an'io fa aza mieritreritra ny tsy ho fantatra hoe mpanjifa an'ny RCN any New Jersey dia tsy misy ma... suite
répondu par fijo le 09/03/2005 05:52
hery ( 03/03/2005 12:00)
Misy laptop (ordi portable) tsy mety velona ato amiko ato dia tiako hafindra ny zavatra rehetra ao amin'ny diska... ahaona kay no fanaovana anazy raha misy afaka manampy?... suite
répondu par aristar le 03/03/2005 19:32
jiego ( 28/02/2005 06:49)
Ahona ny hatao raha ohatra ka te hampiakatra isan'ny loko @ écran nefa 16 loko ihany no farany hita ao anatin'ny palette ?... suite
répondu par hery le 28/02/2005 07:18
DrTriniti ( 22/02/2005 08:49)
Salut! Efa manomboka izao ny fisavana ny license na produit Microsoft rehetra ataon'ny OMDA sy ny Agent Microsoft. Koa mandraisa fepetra izay voakasik'izany. Amin'ny manaraka indray.....! ... suite
répondu par Lallah le 04/03/2005 07:02
intelligenzia ( 19/02/2005 14:06)
aterineto (internet) tranonkala (network/reseau) mpanamory (driver/pilote) kankana (worm) biby kely (virus) solosaina (ordinateur) takoritsika (chat) totozy (souris) varavaran-kely (windows) ... suite
répondu par DotMG le 06/03/2005 09:01
joda ( 17/02/2005 15:06)
inona no zava miseho ary inona no tokony ho atao afaka mitélécharger antivirus ve oh norton na bitdefender etc...merci :oops: :oops: ... suite
répondu par blondin le 31/03/2005 14:38
jeff ( 09/02/2005 13:26)
Te hanao site momban'ny evangelisation sy ny conversion ny tenanay ka mila torohevitra amin'ireo namana mpino. ny Cadre dia efa vita fa ny contenu no tena mamaky ati-doha... suite
répondu par jeff le 02/04/2005 12:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0492