Informatika

zakony ( 08/11/2005 18:30)
izay e, gratuit io izao ka dia tongava haingana maka ny anjaranao sao miova hevitra tampoka eo i Bill Gates [url]http://msdn.microsoft.com/vstudio/express/default.aspx[/url] Mazotoa daholo amin\... suite
répondu par zakony le 09/11/2005 10:04
zakony ( 08/11/2005 10:42)
afaka mandefa fax gratuit ianao mankany amina firenena maro amin'ny alalan'ny internet, ary maimaimpoana fa tsy toy ireny faxtomail na hafa ireny izay andoavambola [url]http://www.tpc.int/fax_cover... suite
répondu par Herimiafina le 09/11/2005 03:57
hery ( 02/11/2005 23:15)
Raha sendra any amin'ny cybercafe na any antranon'olona ianareo ka mampiasa ordinateur tsisy yahoo messenger na msn messenger dia azonao ampiasaina ity site eto ambany ity. Mahasolo yahoo, msn, aol sn... suite
répondu par tsoupou le 14/11/2005 08:04
rasl95 ( 07/10/2005 08:32)
Mba naka film tamin'ny e-mule ny tenanay dia vita ilay télèchargements fa nony hijery azy de tsy misy sary fa feo fotsiny ka lazainy hoe fichiier GI no anarany ka sao dia mahalala afaka mamaky io fi... suite
répondu par lezozyabe le 10/12/2005 13:51
LazaRandri ( 05/10/2005 06:27)
aiza no misy gif animator azo alaim-potsiny? Misaotra... suite
répondu par Herimiafina le 21/10/2005 20:52
rixes ( 04/10/2005 07:34)
à Vendre Routeur Cisco 800 Prix : 3 500 000fmg Tél : 032 02 269 15 Mr Ndrina ... suite
répondu par rixes le 10/10/2005 10:32
Fanja1 ( 27/09/2005 15:22)
Arnaque Blanchisseurs cherchent gogos Un courriel rédigé en français, un site bien conçu et des arguments alléchants : Silverise Corporation cherche à recruter, via son site Internet, des co... suite
répondu par ericgael le 28/10/2005 10:29
essera ( 23/09/2005 08:55)
Mba mitandrema ihany isika, mitady asa sy ny sisa. Misy mpisoloky tena dadany be eto amin'ny tanana. Tamin'ny telo na efa-bolana lasa izay dia nisy Agence de recherche d'emploi ao Douala Cameroun ao n... suite
répondu par Naliy le 26/09/2005 21:13
maintsokely ( 21/09/2005 15:14)
Sao dia mba misy manana programa vita amin'ny MATLAB manao "optimisation global" non linéaire ianareo o! Nisy niteny tamiko hoe methode branch and bound na alpha-B-B. Ny olana dia tena tsy misy fanta... suite
répondu par maintsokely le 07/10/2005 12:29
LazaRandri ( 19/09/2005 00:08)
Lafo loatra ny akora "Microsoft" sady midongy lava :) Ito misy mahasolo ny "Microsoft office" tanteraka (word, excel, power point, access). Tsy aloa vola sady mbola manana tombony toy ny mamadika ho ... suite
répondu par jentilisa le 19/09/2005 14:09
hery ( 15/09/2005 12:00)
Manomboka izao dia azonao vakiana amin'ny mpamaky RSS ny hafatra ho anao ao amin'ny namana.serasera.org http://serasera.org/ws/index.php?rub=pages/page&page_id=p43295fd2cb56f ny fanazavana misimisy.... suite
répondu par hery le 03/10/2005 12:24
nanourand ( 13/09/2005 01:27)
Deux informaticiens discutent vers le 2 janvier : - Qu'est ce que tu as pris comme résolution cette année ? - 1024 x 768, et toi ? ... suite
répondu par nanourand le 14/09/2005 01:06
xxx ( 08/09/2005 12:52)
Manaoana tompoko! Mba tia anontany aho hoe fantatrareo ve ny momba ireo [b]logiciel libre[/b] izay efa mihamaro izao ny olona manaparitaka azy? Lazao anay izay mety ho [b]tombotsoa[/b] azo na koa ny ... suite
répondu par zakony le 23/09/2005 09:48
joy ( 02/09/2005 08:02)
Manana olana amin'ny photocopieur aho raha mba misy afaka manampy ahy Misy erreur 220 ilay izy nefa tsy hitako hatramin'izao izay simba. Canon 6317 ilay izy ary analogique Isaorana mialoha ianao iza... suite
zefalah ( 02/09/2005 01:44)
salama doly e!! mety mba anisany olona mpanao chat ngamba enao io. za aloa mpanao chat,ary efa ho 3 taona zay no nanaovako chat,fa tsy de naitako tonbo-soa. asa... za ngamba no adala...tsy hoe mita... suite
répondu par Naliy le 26/09/2005 21:10
hery ( 28/08/2005 21:49)
Namoaka ny IM (Instant Messenger) azy manokana ihany koa ny Google.com amin'izao fotoana izao. Google Talk no ataony anarany. Tahaka ny Yahoo Messenger sy ny MSN Messenger dia ahafahana miresaka mivan... suite
répondu par McFy le 17/09/2005 14:03
aristar ( 26/08/2005 20:33)
Ho an'ireo izay te hanoratra pejy HTML madio manaraka ny standard W3C faha tsy code propriétaire dia ireto misy fitaovana mora hampiasaina: - Firefox - extension Web Developer - extension HTML Val... suite
répondu par tsima le 03/10/2005 06:15
Jhi ( 13/08/2005 18:44)
Ahona ry zalah ny fomba iray hi protegéna ny regedit mba tsy kitikitihan"ny olona !... suite
répondu par Jhi le 21/08/2005 18:32
rToukkys ( 10/08/2005 12:59)
Nataoko izany izay hahafahana milalao ny lalao malagasy tena tiako indrindra dia ny [b]Fanorona[/b]. Efa vitako izao ny voalohan-dohany, mbola ho hohamariniko tsara aloha e! Ny mifanandrina amin'ny so... suite
répondu par rhtovo le 29/11/2010 18:16
mikara ( 07/08/2005 11:13)
Fika tsotra sady mandeha tsara ity vao hitako ity fa dia andramo. Ny olana fotsiny dia tsy maintsy misy resaka teny frantsay ilay izy!!!! fa dia miala tsiny e! ao anaty menu outils misy gerer les mod... suite
répondu par Veloo le 11/08/2005 18:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.3433