fax maimaimpoana mankany USA, CANADA, Grande Bretagne, sns

1. zakony ( 08/11/2005 10:42)
afaka mandefa fax gratuit ianao mankany amina firenena maro amin'ny alalan'ny internet, ary maimaimpoana fa tsy toy ireny faxtomail na hafa ireny izay andoavambola

http://www.tpc.int/fax_cover_auto.html

fa mba tiako hanairana kely ny sain'ireo mpilalao LINUX ao Mada fotsiny dia afaka mandray anjara amin'io ny any amin'ny tanana, dia mba afaka mandefa fax gratuit koa isika amin'izay mankany Dago. Sa ve be fanantenana loatra aho amin'izany? Eo moa ry zalahy a, kony...
2. Herimiafina ( 09/11/2005 03:57)
Merci zakony, zah zao tena mila an'io mahintsiny, bonne e. (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.59