Firefox + HTML Validators + Web Developer extensions
1. aristar
(
26/08/2005 20:33)
Ho an'ireo izay te hanoratra pejy HTML madio manaraka ny standard W3C faha tsy code propriƩtaire dia ireto misy fitaovana mora hampiasaina:
- Firefox
- extension Web Developer
- extension HTML Validator (based on Tidy)
- extension HTML Validator (based on CSE HTML Validator)
Installer-vo daholo ireo extensions ireo ao @ Firefox dia configurer-vo tsara. rehefa miditra @ pejy HTML dia hita eo @ status bar ny errors sy warning @'ilay pejy. Tsy mitovy ny isany satria ilay iray lazaina error ny warning an'ilay anakiray. Rehefa te hijery ireo errors sy warnings dia tsindrio fotsiny ilay menu hoe View Source eo @ Toolbar.
Ohatra : rehefa miditra eto @ fandraisan'ny namana aho dia mahita 257 errors 37 warnings @ CSE HTML Validator ary 0 errors 242 warnings @ Tidy

novalian'i tsima ny 03/10/2005 06:15
2. DotMG
(
01/09/2005 07:08)
Ka tsy tokony homena eto ve ny URL hahitana ireo extension ireo? Dia mba tsy mikaroka intsony ny akama.
3. aristar
(
01/09/2005 15:00)
https://addons.mozilla.org/quicksearch.php?q=HTML+validator§ion=E

Na @ Firefox Menu/Tools/Extensions dia avy eo tsindrio Get More Extensions dia reheafa tonga ao @ ilay pejy dia manao recherche "HTML Validator" section "Extensions" dia tonga @ ilay URL eo ambony io
4. aristar
(
01/09/2005 17:31)
Web Developer :
https://addons.mozilla.org/extensions/moreinfo.php?id=60

5. tsima
(
03/10/2005 06:15)
aristar:
Ho an'ireo izay te hanoratra pejy HTML madio manaraka ny standard W3C faha tsy code propriƩtaire dia ireto misy fitaovana mora hampiasaina:
- Firefox
- extension Web Developer
- extension HTML Validator (based on Tidy)
- extension HTML Validator (based on CSE HTML Validator)
Installer-vo daholo ireo extensions ireo ao @ Firefox dia configurer-vo tsara. rehefa miditra @ pejy HTML dia hita eo @ status bar ny errors sy warning @'ilay pejy. Tsy mitovy ny isany satria ilay iray lazaina error ny warning an'ilay anakiray. Rehefa te hijery ireo errors sy warnings dia tsindrio fotsiny ilay menu hoe View Source eo @ Toolbar.
Ohatra : rehefa miditra eto @ fandraisan'ny namana aho dia mahita 257 errors 37 warnings @ CSE HTML Validator ary 0 errors 242 warnings @ Tidy
Tsara ilay torohevitra fa misaotra. Fa ity misy fanontaniana iray : nampiasa Firefox aho dia hitako fa tsy mandeha bouton image mipetraka @ formulaire ireny. Mety fantatrao ve ny antony? Tsy fantatro na toerana tokony hametrahako io fanontaniana io eto fa miresaka Firefox ianao dia napetrako ny fanontaniana.
Misaotra mialoha @ valin-teny e!