Informatika

fiaritiana ( 01/06/2006 20:39)
Salama daolo! Mba saika hanontany hoe ahoana kay ny mi-créer WEB SITE (PERSONNEL) azafady indrindra zé mahay! Misaotra Tompoko... tohiny
novalian'i xxx ny 28/06/2006 09:39
bellla ( 30/05/2006 15:37)
Manaôna daholy Azafady re ry reto mba atoroy anah ny fandefasana sary any amin'ny www.effection.org io fa tsy haiko. Tsy mahita soratra envoye ph. mitsy aho na pièce jointe. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 09:38
dadabe ( 16/05/2006 07:09)
hono hoa ry zareo atao ahoan ny fandefasana texte pdf ?? misy 172 pages ilay izy, saika alefako mail de nefa refuser-ny yahoo sy ny msn fa hoe mavesatra lotra dia tsy hako hoe atao ahoana ny fanaovana... tohiny
novalian'i dadabe ny 16/05/2006 08:48
ds ( 13/05/2006 08:14)
Jereo [url=http://portableapps.com/apps/internet/browsers/portable_firefox]eto[/url] ... tohiny
novalian'i lapino ny 15/05/2006 09:55
hasn ( 11/05/2006 12:21)
Ianareo mampiasa matlab: inona no mahatonga ny matlab tsy tafavoaka @ initialisation au démarrage? inona no hevitra hanalana an'io ry zareo? ohatry ny manao boucle infinie izany ily izy satria ny CPU... tohiny
novalian'i dadabe ny 16/05/2006 07:15
rasah ( 05/05/2006 07:04)
sao dia misy manana izany prise en charge de pixel shader 1.1 izany ianareo misaotra... tohiny
novalian'i vancleef ny 05/05/2006 11:52
ericmanlove ( 01/05/2006 11:59)
mba asivo resaka momba n'ny hardware ato ry zareo ah! f'angah de tena tsy hard mihitsy ato eh !:D... tohiny
novalian'i onjah ny 02/05/2006 09:44
ericmanlove ( 01/05/2006 11:47)
Hono hoa,efa misy mpikirakira montage video sy resaka 3d ve ato?za mantsy mikirakira kely an\'ireny de mba mila fanampiana avy any aminareo raha misy eh! misaotra mialoha eh !... tohiny
novalian'i tyrel ny 28/06/2006 11:33
vale ( 29/04/2006 14:24)
Sao dia misy mahafantatra site ahazoana mi-télécharger antivirus gratuit amintsika namana? misaotra betsaka!:wink:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/05/2006 12:15
ando261 ( 26/04/2006 20:14)
Mba iza no mba mampiasa Linux ato ? ... tohiny
novalian'i lapino ny 04/05/2006 07:23
mamy23 ( 25/04/2006 08:09)
Manana USB Mp3 radio aho nefa tsy mandeha tsara. Ny USB dia mandeha tsara tsy misy olana mihitsy, fa ny power On mandefa ny radio na mp3 tsy mahazo mihitsy. Nisy pile nitsonika tao dia izay no mety ts... tohiny
novalian'i mamy23 ny 26/04/2006 04:00
andrinirs ( 21/04/2006 05:30)
slt sao mba misy manana cable usb hitransferena donnée phone @ordi fa tsy mahita mitsy za na misy mahafantatra hoe aiza no misy mivarotra. thx ... tohiny
novalian'i soasoafy ny 13/07/2006 13:17
mino ( 19/04/2006 12:31)
Salut, Saika mba mila fanampimpanazavana kely, ahoana ny famadihana ny sary avy amin'ny appareil numérique (efa ao anaty cd) ho vcd izany hoe mba azo vakian'ny lecteur any an-trano. Tsy maintsy mamp... tohiny
novalian'i rama ny 01/05/2006 09:15
Eva ( 19/04/2006 11:50)
Zao ny pb ry sakaiza. Nisy disquette ratsy sintona tao anti'ny machine ko de tavela tao ny hodiny vy iny ; Efa ela no tao fa navelako tao satria za tsy de mampiasa disquette firy ! Ny machine alou PI... tohiny
novalian'i ds ny 20/04/2006 22:58
voromailala ( 12/04/2006 13:10)
Ho an'ireo malagasy rehetra izay te hianatra informatika manomboka amin'ny A - Z, dia afaka manome sosokevitra ao amin'ny IFG amin'ny lesona tiany hianarana. ity ny rohy ahitanao izany [url]http://i... tohiny
sahonfra ( 08/04/2006 01:20)
Michael Dell, fondateur du groupe informatique Dell Inc. Fortune : 17,1 milliards de dollars en 2006 Age : 41 ans Nationalité : Américain En 1984, Michael Dell a seulement 19 ans quand il qu... tohiny
novalian'i fabio ny 13/10/2006 08:19
sahonfra ( 08/04/2006 01:09)
Sergey Brin et Larry Page fondateurs de Google Fortune : 12,9 et 12,8 milliards de dollars en 2006 Age : 32 et 33 ans Nationalité : Américains Influencé dès son plus jeune âge par son pè... tohiny
novalian'i dekabol ny 09/04/2006 06:46
Vaika ( 31/03/2006 22:22)
Mba mila fanampiana ry zareo a ! Lasa mikasaosaoka be sady lasa ambany be ny son amin'ny pc-ko. Ohatran'ireny radio tsy mahazo fa tsy misy antenne ireny. Ny volume anefa ok (auto-diagnostique). Iz... tohiny
novalian'i cutie ny 05/04/2006 12:50
rasah ( 31/03/2006 09:43)
mba mitady antivirus aho, sao dia afaka manoro site ahafahana mi-telecharger gratuit ianareo misaotra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/04/2006 13:04
andrinirs ( 31/03/2006 06:38)
slt daholo,mba mila fanampiana aty aminareo ange raha misy afaka mamaha ity olana-ko ity e; nividy carte tv 'easy tv capture" aho dia rehefa avy no-installena ny pilote dia mahita chaine tsara saingy ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/04/2006 10:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.126