Informatika
Vaika
(
09/08/2006 18:41)
Trojan.win32.Qhost.hm
application : verclsid.exe
emplacement : C:\WINDOWS\system32
Sao dia mba misy afaka manampy fa mbola amatera e ?
Ahoana ny fi-vérifier-na an'i leiry io fa tena voadio tsar...
suite
répondu par Vaika le 08/09/2006 12:58
laracroft
(
09/08/2006 07:43)
Ahoana kay ny tokony ataoko fa nampiasa "spybot-search & destroy" zà omaly de avy eo le izy tsy nety fermer-na ntsony, na ny ordinateur koa dia lasa tsy mety fermer-na ka de voatery navela hisokatra ...
suite
répondu par voromailala le 24/08/2006 13:51
fens
(
24/07/2006 19:09)
Ngô de misy mahay SIG ka afaka mampianatra e! na manana logicile ohatra hoe ArcView dernière géneration? mbô vonjeo fa te hivotra e!...
suite
répondu par fens le 22/08/2006 12:48
fasaly
(
23/07/2006 08:23)
Mbe te hitsirika ny blaogy.com wa ny tenako na ny ahy na ny an'i namana hafa! fa rehefa hi klik hanokatra na ny ao amin'ny compte ko aza dia hoe:
"hadisoina" tsy mahazo alalana hijery eto ianao...
i...
suite
répondu par vale le 25/07/2006 22:39
mahni
(
22/07/2006 05:43)
mba vonjeo fa mila logiciel VB3 za fa misy code sy form ary module tsy mety mivoha am VB5 sy 6 aty amiko nefa mihatra aman'aina mitsy satria tsy ho vita ny mémoirako. tsy koi na vidiko aza. ty ny ...
suite
répondu par fraz le 28/07/2006 09:47
boboly
(
17/07/2006 13:32)
8)slt! mba mitady torohevitra amin'ny fampiasana "nuendo 2",ny mampiditra ny plug in amin'ilay hira midi no itadiavako hevitra...
suite
répondu par megabass le 18/07/2006 09:06
salmo
(
12/07/2006 01:22)
Ny Malagasy ao amin'ny video dia feno fahalalan-tsaina... ary miavaka tokoa sady misy fihavanany amin'ny hafa. que bien, mola, yo tambien ...
suite
répondu par sarobidy le 18/07/2006 12:16
rabaradaka
(
06/07/2006 10:48)
Tsy mety mahay mampiasa azy io mihitsy aho sady ny téléchargement azy io elabe. Mba tehampiasa messenger aho fa tsy afaka sady tsy mahay. Iza no afaka hanampy dia misaotra mialoha...
suite
répondu par nambina le 10/07/2006 11:27
MTN
(
01/07/2006 12:54)
nijery google earth aho tato ho ato dia lasa nitombo be ny resolutionan'ilay izy, hita daholo ireny Ankatso,Analakely,... na ny any ambanivohitra aza kobo.
Andramo ange eh...
suite
répondu par MTN le 07/07/2006 16:39
vale
(
28/06/2006 14:48)
Isaky ny démérrage dia misy ity soratra ity :
erreur de chargement de c:\PROGRA~1\MYWEBS~1\bar\1.bin\MWSBAR.DLL
Le module Spécifié est introuvable
Ka ahoana kay ny fomba hatao mba hialÃ...
suite
répondu par lapino le 03/07/2006 17:35
tyrel
(
28/06/2006 09:33)
:?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?:
Misy mahay mampiasa netmeeting accès bureau a distance ve ato sa vo mianatra daholo??
:idea::idea::idea::idea::idea::idea::idea::idea::idea:...
suite
répondu par fraz le 29/06/2006 10:44
mahni
(
24/06/2006 09:42)
efa ela iany izay no niketriketreako CI fa mbola tsy afa-po mihitsy za! simba foana ny plaquette (plaketin'ny National) lanin'ny asidra. Nefa manomana mémoire ny tenako ka mila manao interfaçage PC ...
suite
répondu par mahni le 08/07/2006 04:09
rabaradaka
(
23/06/2006 05:40)
Ahoana kay no hahaizako ordinatera haingana ry reto a ! Dia zao koa matahotra virosy (virus) aho dia inona no ataoko ?...
suite
répondu par bluewin le 02/08/2006 14:55
xxx
(
20/06/2006 11:16)
slt dhl, sao mba misy afaka manampy ahy @fanaovana download @linux(firefox) fa tena tsy mahita mihitsy za, flashget foana no fampiasako @internet explorer fa rehefa linux dia tsy mahita mihitsy za, sa...
suite
répondu par xxx le 22/06/2006 10:23
tsoutsoutra
(
18/06/2006 17:23)
Manao ahoana daholo.
Manana fichier misy extension mds aho fa tsy afaka sokafana, araky ny hitako @ dinidinika sasany, mila ny logiciel alkohol izay mampiasa graveur virtuel fa tena sahirana be aho, ...
suite
répondu par hery le 19/06/2006 08:35
ds
(
17/06/2006 20:31)
Haitao ampiasaina : P2PTV (fifampizarana horonantsary fahitalavitra)
Fitaovana ilaina :
- mpampiasa tsy masiaka :)
- aterineto (ADSL/LAN)
- takaro [url=http://download2.tvants.com/pub/tvants/tvan...
suite
répondu par angellojim le 22/06/2006 10:43
vancleef
(
17/06/2006 07:25)
Ho an'ireo izay manana mail any amin'i Google dia ity misy programa azo hametrahana disque dur virtuel 2.7 giga eo @ explorateur Windows. Sélectioner-vo ny hoe Drafts rehefa mi-configurer azy dia @'i...
suite
répondu par tsoupou le 22/07/2006 06:00
rhari
(
15/06/2006 07:08)
Mba mitady site ahafahana mahita voambolana malagasy mikasika ny informatika....
suite
répondu par rabaradaka le 23/06/2006 05:39
lanto92
(
13/06/2006 08:08)
voan'ny cheval de troie ny ordi-ko dia tsy mety tafiditra amin'ny internet intsony. Lazainy fa hoe tsisy TCP/IP sns sns..
Inona kay no tokony hataoko?...
suite
répondu par tsoupou le 22/07/2006 06:03
sakaleona
(
03/06/2006 19:21)
[b]:-DBjr daholo;
Mba te hifandray amin'ireo gaigila @ resaka Linux raha misy any ho any svp:lol:
Ny antony de tsotra:P, manana pbl aho momba ny Exim sous Debian, de mba mila astuce de demarrage kel...
suite
répondu par xxx le 01/08/2006 11:01
