Circuit imprimé

1. mahni ( 24/06/2006 09:42)
efa ela iany izay no niketriketreako CI fa mbola tsy afa-po mihitsy za! simba foana ny plaquette (plaketin'ny National) lanin'ny asidra. Nefa manomana mémoire ny tenako ka mila manao interfaçage PC sy microcontroleur. mba mangataka hevitra sy fifanampiana raha azo atao.
novalian'i mahni ny 08/07/2006 04:09
2. Fiffi ( 24/06/2006 10:38)
miandry an'ireo mahay an'io zany hanampy anao. :)
3. vancleef ( 25/06/2006 02:25)
Tsy acide mihintsy no hanaovan'azy faha perchlorure de fer ary ra tsy manana Circuit imprimé photosensible sy mylar dia aza ilay stylo spécial ireny no i-tracer ny circuit faha LettraSet hampiasaina. Dia mahereza
4. fraz ( 26/06/2006 07:50)
Na kikiso @ perceuse kely ireny koa ireny koa fa atao maranitra tsara fotsiny ny lohany. Fa aleo tokoa perchlorure toy izay asidra raha misy, somary lafo kely aloha e, na mindrama amin-dry zalahy ao @ paositra analakely ao , ity hoe mba alonay vetivety.
5. vancleef ( 26/06/2006 17:05)
Raha tsy mahita perchlorure de fer sy LettraSet dia mitadiava ilay plaque efa misy lavaka azo anatsofoana circuit intégré ny espacement sy misy bande de cuivre dia mila outil kely iray izay hanapahanan'ny connection dia mila strap handehanana @ bande hafa hanaovana an'ny connection. Misy fika iray koa dia ny circuit a wrapper faha mila support-na circuit intégré sy ilay outil de wrappage sy fil à wrapper nefa raha Hautes fréquences ilay circuit dia misy problèmes satria be fils mihonrigonrino dia manao self sy capacité
6. mahni ( 08/07/2006 04:09)
ary raha tsy mahadiso, aiza ho aiza eto dago no misy plaquette présensibilisée. mba lazao aho raha mba misy iany toa hoe tsy maintsy manafatra any ivelany hono?


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2211