Informatika

dd ( 20/09/2006 16:41)
ho antsika rehetra mipetraka eto antanindrazana, ka manana Skype! dia miantsoa an'ireo havana ao la France fa maimaipoana aloha h@ noely ny fampiasana azy. Izay niomerao 0033 rehetra ka tsy finday dia... tohiny
novalian'i xxx ny 18/11/2006 13:01
little ( 20/09/2006 12:10)
Maba firy eo ho eo reto ny olona mampiasa linux any dago? ary iza no mba afaka manampy fa tsy afaka tsy tafiditra ao anaty espace disk ny programm ubuntu-ko ka sao mba misy afaka manampy mahay mamaha ... tohiny
novalian'i sakaleona ny 10/11/2006 19:14
soanja ( 19/09/2006 15:50)
MP4
Mba lazalazao indray anie sao mba misy mahalala ny mahatsara sy ny maharatsy ny MP4 azafady. Misaoatra mialoha. ... tohiny
mahni ( 17/09/2006 08:08)
ô ry zareo ah! tairo mba atoroy fika za mba hahafahako mianatra Réseaux (administration ) rapida b sy ny pitsopitsony rehetra momba ny connexion. marihako fa efa bacc+3 za zao ary 1 ans nanaova... tohiny
novalian'i fabio ny 16/10/2006 12:58
xxx ( 14/09/2006 14:03)
Sao mba misy mahalala hoe ohatrinona no vidin'ny unité centrale iray aty Tana . Ny mimimum ilaina dia misy port USB, modem integré, misy logiciel courant (Office) Unité centrale fotsiny fa ny so... tohiny
novalian'i zoara ny 19/09/2006 12:48
fijo ( 13/09/2006 20:38)
azafady re mba atorohy ny fomba fanao fa tsy mahay e. tsy mety tafiditra ao aho,fa misy diso hono ny fanaovako ny tenimiafina sy ny solonanarana.nefa le ampiasaiko eto ihany no ampiasaiko.ka tsy aiko... tohiny
novalian'i soanja ny 16/09/2006 07:23
rix ( 11/09/2006 13:00)
Mba omeo morce aho mba hahafantarako ny base de JAVA sy JEE.Ahona misy technique ve hahaizana manao programa.... tohiny
novalian'i bertran ny 29/10/2006 17:21
watafon ( 09/09/2006 18:46)
Manana olana fa vao nosoloiko version 8 zany le yahoo messenger ko d vita soa amanatsara ny installation fa ny indro kely moa zany d rehefa miresaka @ contact ko za d tsy misy msg mipoitra aty amiko n... tohiny
novalian'i Kadoda ny 09/11/2006 12:09
tsito ( 06/09/2006 09:19)
za reto nahazo t@ orange oe afaka miresaka mivantana de pc à pc fa tsy haiko ny nanao an'ilay izy a mba atoroy aho fa namaly aloha le ilona hoe dia ahoana e fa za aveo no tsy nahay nanoy an'ilay izy ... tohiny
novalian'i tsito ny 11/09/2006 09:59
hery ( 05/09/2006 11:07)
Aiza kay nareo no maka an'ireny sonerian-telefonina hira gasy ireny e? :-) Mba miezaka ihany aho fa mbola henjana be le mikarakara azy. Sao dia efa misy vita any ho any?... tohiny
Fiffi ( 04/09/2006 20:47)
Ahoana kay no hi-desinstaléna ny bloqueur-ny pc ? ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/09/2006 17:01
andoniaina ( 01/09/2006 16:32)
Mbô mila toro-hevitra avy aminareo aho hoe:ahoana kay ny zvtra tokony hatao raha vao hanokatra boîte MSN mihintsy,de misaotra mialoha :!::!:... tohiny
novalian'i fens ny 03/09/2006 18:46
papounette ( 31/08/2006 08:07)
Manôna daholo,ny zandriko ry namana isany mba mitady stage @ resaka informatika.2è année @resaka(inn mo izy iny e)misy resaka maintenance et programmation zay le izy fa tsy tadidiko.:oops::oops:Hi!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/08/2006 08:42
soanja ( 30/08/2006 16:49)
Ianareo ve mba adalana Ipod? zah manko tena tsy laitra akifika amin'io mihitsy. Hatramin'izao aloha raha nisy zavatra tsara namboarin'olombelona tena anisan'ny nahasarika ahy dia io. Vetivety USA-Mada... tohiny
novalian'i hery ny 02/09/2006 11:29
madagasikara ( 28/08/2006 17:59)
UPS
Manahoana daholo, Azo ampiasaina mandritra ny firy mn na firy heures ny UPS raha toa ka tapaka ny jiro e? De mila miandry firy heures indray raha mandeha ny jiro vao feno indray?... tohiny
novalian'i cutie ny 30/08/2006 20:36
Fanja1 ( 26/08/2006 11:08)
http://actu.aliceadsl.fr/multimedia/default.aspx?id=140542&onglet=Multimedia&position=3... tohiny
pitchounette ( 25/08/2006 09:37)
Salama daholo ny namana ve! Sahirana be aho mitady batterie amin'ny ori portable ka afaka mba misy manome hevitra hoe aiza no misy mivarotra ireny???Tao main'nu CITIC aho fa tsy misy mivarotra ry zar... tohiny
novalian'i sifaqa ny 25/08/2006 12:08
diamondra27 ( 22/08/2006 12:43)
io njay zany ny virus vaovao fa tanjemo an,mampitandrina sy manazava ny tokony hatao io site io fa tsy le virus akory http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=278895 vaika: surtout ho anao e... tohiny
Herimiafina ( 12/08/2006 15:27)
Ho an'i cutie sy izay te hahafantatra.... Raha manana olana amin'ny famakiana HD-DVD avy ao Frantsa na Europa dia mividiana na manofa lecteur BLUE-RAY fa ireny toa mahavaky. Sa misy fomba hafa ve ... tohiny
novalian'i cutie ny 31/08/2006 16:36
pitchounette ( 11/08/2006 09:17)
Salama daholo ve! Ny olako izany dia momban'ny lecteur cd, mety tsy dia tena resaka inforatika loatra nefa momba ireny high tec ireny ihany. Ny lecteur cd amin'ny minichaine anay izany tsy namaky ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7645