Bloqueur de fenêtres intempestives

1. Fiffi ( 04/09/2006 20:47)

Ahoana kay no hi-desinstaléna ny bloqueur-ny pc ?
novalian'i Fiffi ny 05/09/2006 17:01
2. Fiffi ( 04/09/2006 21:00)
Mba te hi-configuré an'ity music.yahoo.com/musicvideos/player/playvideo.asp zah mba hijerana vidéo nefa misy soratra menamena be hoe "desinstallez le bloqueur de vore pc"
3. malalatinasoa ( 04/09/2006 21:33)
Sao dia mampiasa barre d'outils google? Misy outils hoe blocage de fenetre pop-up izay manko eo ( ohatry ny fenetre 2 io ny sariny) dia mila deblokena: clique droite: debloquer fenetre pop-up.

Raha tsy izay, dia tsy de haiko loatra fa za tsy dia havanana @ ity taranja ty.
4. andry08 ( 05/09/2006 11:01)
:)ie efa hitanao eo ambony eo
5. Fiffi ( 05/09/2006 12:16)
tsy mety fa misy soratra hoe "votre bloqueur de fenêtres publicitaires intempestives est défini sur un niveau de blocage « élevé :(
6. Ralay ( 05/09/2006 12:21)
Fiffi: Tsara ihany raha bloquer-nao ireny fenetres intempestives ireny fa raha tinao tsy ho sakanana izy dia tsindrio ny bouton ctrl(Controle) dia clikeo @ zay ny lien tinao sokafana fa misokatra.Dia ilazao aho raha mety.
7. Fiffi ( 05/09/2006 15:29)
Ralay: hoe tsindrio ny touche Maj ou Ctrl.desactivation io fa ny hatao hoe "Désinstallez le bloqueur de votre ordinateur" no tsy mety !:( fa raha tsy vita hono io de tsy handeha mihintsy io an!
8. ds ( 05/09/2006 16:14)
Betsaka ny rindranasa manakana dokambarotra toy ny Google toolbar, ZoneAlarm, sns.
Raha tsy mampiasa ny iray amin'ireo ianao, dia araho ity :
Ao anatin'ny Internet Explorer
Menu Outils/Options INternet...
Onglet Confidentialité
Esory Bloquer les fenêtres publicitaires intempestives na
tsindrio Paramètres dia ampidiro ao ny adiresin'ny sity hijerevanao video iny.

9. Fiffi ( 05/09/2006 17:01)
ds: ok ! :) hataoko indray aloha io zanyan! merci :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3124