Informatika

salmo1 ( 19/03/2007 16:26)
mialatsiny @ webmastr am-le PUB ah. tsy mitarika olona mankany akoury aho :lol: http://www.dailymotion.com/visited/search/malgache/video/x7eur_sobikacom-la-pub-tele ... suite
répondu par salmo1 le 19/03/2007 21:09
sitlo ( 16/03/2007 19:36)
souris sans fil, wireless mouse. Kay reny tsy mande raha vao vy ny latabatra an. Za efa nieritreritra hoe lany pile, dia avy eo hoe simba.... suite
répondu par mandrak le 17/03/2007 15:08
malalarica ( 15/03/2007 15:43)
slt tena tsy azokomihintsy hoe maninona no lazainy ty site ty foana hoe tsy ampy ny fanazavana momban'ahy nefa efa feno daholo ny case rehetra?mba valio azafady hoe!:(... suite
répondu par rush le 16/03/2007 14:45
haromanda ( 15/03/2007 14:09)
Anisany tanjona lehibe ny fanjkana ny Tourisme, ka mba azahoantsika mpizahan-tany betsaka,indrindra fa sinoa dia nanokatra site web en chinois ny Office National du Tourisme de Madagascar.Ny Sinoa man... suite
répondu par lapino le 15/03/2007 14:13
ramshet26 ( 13/03/2007 08:25)
[b]Mahasoa anao ity fa mazotoa mamaky ry Malagasy Mpiray Tanindrazana[/b] Malagasy toa anao aho no manoratra etoana. Iangaviako ianao mba hamaky hatramin'ny farany; ity misy [b]lahatsoratra momba ny... suite
répondu par HectorBlood le 05/04/2007 07:26
mandrak ( 10/03/2007 20:35)
slt nareo sode mba misy mahalala site manoro ny fombafomba fanolona na fanampiana pièce na ordi nareo. ohatra oe manolo RAM,carte video, lecteur...sns... suite
répondu par Fiffi le 10/03/2007 21:31
pottita ( 08/03/2007 15:49)
Prototipan'i laboratoira Microsoft Cambridge: Fampidirana ny materiel sy ny logiciel eo amin'ny fiainana adavan'andro (efa ho lasa lavitra mihintsy isika izany!!:?) : - ... - ... -milalao lalao da... suite
répondu par pottita le 20/03/2007 15:17
bazylou ( 07/03/2007 01:59)
you tubeny, tsy iza io fa i soapbox!! Nahoana ary no boatin-tsavony hoy ianao?? anao no mamaly azy... suite
répondu par pottita le 07/03/2007 12:14
rtantsa ( 03/03/2007 20:05)
misy mba interessé amin'ny dikateny malagasy -n'i Amsn ve?... suite
répondu par rtantsa le 05/03/2007 22:48
clarrydimbisoa ( 02/03/2007 15:39)
Bonjour daholo, Tena tsy mety hitko mihitsy ny fomba atao raha te hi-cracker logiciel arala ilay fitenin'ny informaticien ankehitriny. Sao dia mba misy afaka manoro. Merci d'avance de répondre.:cr... suite
répondu par HectorBlood le 05/04/2007 07:35
wanalen ( 21/02/2007 16:21)
http://www.cnettv.com/9710-1_53-26097.html omeo anah ny vola hihihi!... suite
répondu par bloub le 27/04/2007 08:04
bazylou ( 21/02/2007 00:12)
http://hamanet.multimania.com/ ... suite
répondu par wooda le 21/02/2007 20:35
xylo ( 20/02/2007 09:40)
Manao ahoana daholo! tandremontsika izay tia mi-télécharger logiciel fa misy virus mandreraka be atao hoe"ZANGO" mampikatso ny pc tanteraka io fa tandremo!!... suite
répondu par wooda le 23/02/2007 01:14
wooda ( 18/02/2007 02:50)
Ankamaroanareo izay manoratra ato @ ity takelaka ity izao dia mety mampiasa windows daholo. Ny tenako aloha dia tena anisany! Vao vetivety izao aho no mba niova kely nijery système hafa (linux kae... suite
répondu par wooda le 01/03/2007 01:25
kiadi ( 13/02/2007 22:14)
manaona oh ni-installer bluetooth tamin'ny odri zah fa saika hi-tellechager fichier ao anaty telefone portable-ko (sary sy video)ho ao amin'ny ordi de tsy aiko ilay manao transfert! mba mitady hevitr... suite
répondu par kiadi le 15/02/2007 22:35
mpanakiana ( 09/02/2007 10:27)
Asa ra azo atao fa mba mangataka fanampiana aminareo aho hoe ra azo atao misy fomba v no azo amonoana ireny adress mail ireny ahy ilay izy fa tsy tiako anoratan'lay ol intsony!! Misaotra mialou... suite
répondu par wooda le 18/02/2007 02:33
bazylou ( 08/02/2007 00:13)
avy nividy ilay vista aho androany ry zalahy, dia tsoriko fa tsy dia nisy zavatra niova be loatra ao fa ny tena marina dia be dia be ny raccourci ao anatiny. Misy partie sasny aza tsy niova fa ny coul... suite
répondu par bazylou le 13/02/2007 00:04
ds ( 04/02/2007 22:02)
Sparks-angels, fitaovana iray ahafahana mifanampy an-tendrilavitra. Efa misy fitaovana hafa koa (vnc, ...) azo ampiasaina saingy indraindray sarotra ho an'ny tsy matihanina ny mampifandray solosaina r... suite
répondu par hery le 05/02/2007 08:51
wanalen ( 04/02/2007 00:27)
ity lojika ity dia maka endrika vista, ka ho an izay te hanana vista kanefa mbola misalasala, patiny fotsiny ity ary marihako fa maimai poana!raha mametraka olana ity hevitra ity dia azo fafana fa tsy... suite
répondu par lapino le 12/02/2007 09:32
xxx ( 31/01/2007 10:54)
http://www.dailymotion.com/visited/search/sinking/video/x184b_pub-berlitz-improve-english 8O... suite
répondu par deutsch007 le 25/02/2007 08:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 6.5507