Informatika

mpanera ( 08/11/2007 08:03)
nampiditra cd audio t@ lecteur cdrom za za d nanjavona daholo ny îcone affiché teo @ bureau,de tsis zavatra azo idirana miitsy fa misy soratra oe restrictions veuillez contactez votre admnistrateur... tohiny
novalian'i diffordi ny 15/11/2007 10:07
yandyllan ( 03/11/2007 11:03)
ny informatika lo milay fa sarotr ko ny mianatra azy ... tohiny
novalian'i UB40 ny 03/11/2007 15:39
nirijimka ( 29/10/2007 11:10)
Efa imbetsaka no voaporofo fa kinga amin'ny fikirakirana haitao vaovao ny eto Madagasikara. Raha efa nivezivezy manerana ny firenena ianao dia hibaribary aminao fa tsy voatery natokana ho an'ny sara... tohiny
novalian'i sipagasy ny 25/11/2007 21:09
cazal ( 23/10/2007 18:00)
misy mihaino radio vazogasy @ pcpocket HTC 3600 par wifi vé? dé mandé vé? nandefa hafatra sy nangataka fanazavana tany @ nga admin hery za dé tsy novaliny ilay izy, nefa mety ho maro no mila ... tohiny
novalian'i Lantoer ny 03/12/2007 23:18
mpanera ( 23/10/2007 12:00)
Mbo mitady site misy cours na tutoriaux visual basic ankoatran'ny developpez.com :evil:... tohiny
novalian'i mpanera ny 08/11/2007 07:57
hery ( 22/10/2007 10:31)
Somary sahirana mitady cybercafe aho rehefa mandalo eto Tanà. Aiza ho aiza kay no mety misy tsara? toerana mety hanaovana accès FTP dia misy mirc sns... Misaotra e.... tohiny
novalian'i bitrokel ny 30/10/2007 17:49
lohabe ( 21/10/2007 02:45)
Raha tiana asiana dinika mivantana (chat) kay ny pejy iray dia inona no tokony ianarana? J2EE ve?... tohiny
novalian'i sarobidy ny 25/10/2007 14:23
ds ( 11/10/2007 19:23)
Feno kisarisarimihetsika eraky ny aterineto. Indraindray ny tena te hijery azy ireny eo amorom-patana na te hihirahira (Karaoke FLV). Nanonofy an'io aho kay vitan'ilay tary. Ity fitaovana ity izany,... tohiny
novalian'i lohabe ny 21/10/2007 02:43
zefalah ( 06/10/2007 13:33)
faly miarahaba. za mo tsy tohokony anoratra ato fa voatery. tonga ngamba dia ny votoatiny no alefako. ity site ty Jereo eto dia efa nomeko an'reo namana maro samy afa,fa mahasoa raha fenonao...refa... tohiny
novalian'i vindy ny 02/11/2007 14:52
Ritsoka ( 06/10/2007 10:01)
[b]Ahoana ny hevitrareo amin'ity hafatra vao voaraiko omaly ity![/b] 8O8O8O Apparemment, c'est sérieux : l'expéditeur. S.V.P. ENVOYEZ CE MESSAGE A TOUTE VOTRE LISTE DE CONTACTS LE PLUS MAUV... tohiny
novalian'i vindy ny 02/11/2007 15:01
fahamarinana ( 03/10/2007 11:03)
:arrow:Fanontaniana kely monja: rehefa manao [b]défragmentation[/b] za taloha dia vita hatramin'ny farany fa zao misy lazainy hoe tsy vita hono dia [b]inona no mety antony kay?[/b] Dia [b]inona no so... tohiny
novalian'i fetrakens ny 05/10/2007 09:59
lohabe ( 02/10/2007 23:48)
Nandinika an'ilay tanjoma mamboatra beloty en ligne aho dia hitako hoe tsy mety ilay izy. Ny antony mantsy dia afaka mitsaty any an-kafa any ny mpinamana dia tsy hay mihitsy ny parloty. sa ahoana ho... tohiny
novalian'i fetrakens ny 05/10/2007 09:54
diamondra27 ( 01/10/2007 12:04)
ty ndray hono no malaza e! Mes chers amis, bonjour! voici des informations sérieuses: À LIRE ET À DIFFUSER LARGEMENT Je fais suivre car la confirmation de cette info a été diffusée sur ... tohiny
novalian'i Lantoer ny 05/12/2007 14:09
lohabe ( 27/09/2007 14:23)
Mbola vao mianatra dia manontanintany eh. dreamweaver Raha asiana rohy amin'ny sary dia lasa misy fonony mangamanga ilay sary rehefa avy eo. Misy torohevitra ve hanalana an'iny fonony iny nefa ila... tohiny
novalian'i hery ny 01/10/2007 13:14
rabaradaka ( 26/09/2007 12:30)
Mba ampianaro hoe ry dadatoa ny ahazoana crack an'ity FIFA 2005 lalao atao amin'ny PC ity. MBola vendrana i rabaradaka amin'io lafiny iray io. Merci e... tohiny
novalian'i monstre ny 06/10/2007 06:27
brahmann ( 26/09/2007 08:04)
Sli doly Ze mba mahita chargeur sy cable usb an'io appareil io lisany de mba antsoy ty num ty : +261331498654 ZAy fa six doly e Brahmann... tohiny
novalian'i xxx ny 26/09/2007 10:37
lemenakely ( 25/09/2007 19:38)
Inona no tena antispams sy anti pub (bloqueurs ) tena tsara afaka manome liens ve ianareo ? misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i rush ny 29/10/2007 19:56
fetrakens ( 25/09/2007 12:43)
Salut! efa nisy nanokatra Callwave ve nareo? zah efa membre tao de nandeha tsara t@ voalohany ny fandefasana sms na dia any ivelany aza fa afaka roa andro de maty le compte! ahoana ny mahatonga izany?... tohiny
novalian'i Jessimi ny 13/11/2007 15:37
wooda ( 22/09/2007 17:30)
Androany vao hitako ilay zavatra tsy nety nampatory ahy omaly, niasa saina aho satria rehefa nalefa ilay messenger de nande tsara aloha, de rehefa andefa message @zay @reo akama dia tsy hita tampoka t... tohiny
novalian'i kallie ny 25/09/2007 11:42
boubounezy ( 21/09/2007 21:43)
aona kay ny maka lé clip gasy any @ you tube reny é! merçi d'avan^:^chy... tohiny
novalian'i Kwasi ny 24/09/2007 09:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0871