Informatika

hery ( 21/09/2007 08:19)
Mangingina tato ho ato ny site-n'ny [url=http://infogasy.net]infogasy.net[/url]. Dia aparitaka kely eto indray. Nisy fihaonan'ireo mpikambana tany Dago omaly ka asa nanao ahoana. Dia mba tsiditsidi... tohiny
novalian'i DotMG ny 22/09/2007 05:54
kallie ( 17/09/2007 12:50)
aôna kay ny manatsofoka image ao amina blog (skyblog), ny tiko tenenina oe, ra eto am sera2 zao d refa ampiditra sary eny ampovônin'ny texte d [b][[/b]img][/img[b]][/b], d ao am skyrock misy fanatso... tohiny
frazy ( 05/09/2007 08:44)
Salut dahola! mba atoroy stage momba ny "administration systeme et reseaux sous linux" ra mahita nareo !:D... tohiny
novalian'i frazy ny 05/09/2007 18:19
fetrakens ( 31/08/2007 10:57)
Ahoana ny hevitrao amin'lé fibre optique[b][u][i]BACKBONE[/i][/u][/b]: Tena milay kosa io an! Andrasantsika e!:?:... tohiny
novalian'i kent ny 04/01/2008 05:33
chipoli ( 31/08/2007 06:29)
slt daholo mila vonjy ry zareo namana isany, sao dia mba misy afaka mampianatra sage saari aminareo namana, izay hifanarahana tsy maninona fa tena maika be Tsy maninona koa raha misy afaka manoro mo... tohiny
novalian'i rayback ny 04/09/2007 08:12
mahni ( 29/08/2007 11:44)
Bonjour, Avec JNI, j'ai tenter d'utiliser les méthodes contenu dans les dll de windows(user32.dll) mais je ne comprend pas pourquoi j'ai toujours cette erreur: java.lang.UnsatisfiedLinkEr... tohiny
novalian'i xxx ny 29/08/2007 14:31
xxx ( 19/08/2007 07:18)
Miala tsiny fa tsy te-hametraka ps ny tenako. Manana olana @ pc aho ka mba mangataka fanazavàna sy fanampiana raha azo atao. Misaotra mialoha ho an'izay mandray anjara Toy izao ny zava-miseho: ... tohiny
novalian'i frazy ny 07/09/2007 10:28
xxx ( 19/08/2007 00:40)
ahona ny atao raha te hanapoitra sary ato @ forum? tsy mandalo site internet fa sary avy ao @ pc no ampoitra forum ho dinihana ! misaotra mialoha... tohiny
novalian'i frazy ny 05/09/2007 08:46
fahamarinana ( 12/08/2007 11:56)
:arrow:Fanontaniana kely fontsiny: Rehefa mandefa ordi aho dia tampoka eo dia maty ilay izy dia mi-redemarre ndray,tsy haiko ny antony,ary tsy misy mouvements ataoko akory anie fa dia tapaka.Za anefa ... tohiny
ramorafr ( 09/08/2007 16:16)
http://mbc.intnet.mu/news.htm mazotoa daholo e.(l)... tohiny
fetrakens ( 08/08/2007 06:31)
Araka ny hevitro dia noho ny hakamoana ihany no mahatonga ny manampahaizana hikaroka sy hamoron-javatra. Tsy ratsy nefa izany an!!! Ahoana ny hevitrao???... tohiny
novalian'i tsaramaso ny 22/08/2007 21:38
ianao ( 08/08/2007 01:53)
Inona kay no mampaambany be debit internet aty Madagasikara?... tohiny
novalian'i jefra ny 09/08/2007 17:35
brahmann ( 31/07/2007 08:36)
Kaiza doly Mitady chargeur nikon coolpix 8400 za ra misy mahita tsika de mba contacteo a fa tsy mahita mintsy eto mada Merci... tohiny
kiadi ( 25/07/2007 18:00)
salut doly ohh! zao ry zareo an! niova accés internet zah wa de lasa tsy misy son tsony ny ordi-ko! zany oe refa te hiano hira zah na hijery clip de tsisy son mivoka tsony ka tsy aiko oe avy @ ilay ... tohiny
novalian'i kiadi ny 26/07/2007 17:29
G1234 ( 25/07/2007 15:07)
Hono hoa ry reto : sao dia mba misy mahalala free antivirus tsara azo atoro ahy ianareo? Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i monstre ny 22/09/2007 08:47
rajust ( 18/07/2007 11:19)
Mitady namana mahay programation java tsy manam-potoana hadehanana hamonjy formation intsony nefa tena ilana.... tohiny
novalian'i rajust ny 14/08/2007 10:42
apache ( 14/07/2007 07:23)
Manahona ôôô!! sao mba misy manana na mahalala logiciel manova fichier midi en wave na mp3 azafady? efa nijery t@net aho fa "demo" daholo ny ankabeazany. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i lapino ny 16/07/2007 08:41
xxx ( 04/07/2007 04:45)
Hono hoa, aiza kay ny fanovana ny mail display settings amin'ilay Windows Live Hotmail. Na amin'ny classic na full version ilay izy tsy hitako mihitsy. Tamin'ny mbola ilay msn hotmail taloha dia haiko... tohiny
novalian'i xxx ny 16/07/2007 23:22
fejere ( 02/07/2007 01:34)
Tsy mahafantra de manontany ny antony ary aleo manontany toy izay manao² foana. Misy lignes fotsy horizontales maro² eo @ écran le ordi portable iray zay ampiasaiko, toy ny misy rivotra mitsoka, ar... tohiny
novalian'i wanalen ny 06/08/2007 12:04
naharyhaingo ( 22/06/2007 13:01)
Milay be le miresadresaka samy malagasy e! mankasitraka. Fa izao aloha e : Sao dia mba mety mahita "Ecran portable 15 pouces nareo e!" mba lazao zah fa ny ahy maty dia tsy mandeha intsony? Sony le iz... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0772