Informatika
Lek
(
25/01/2007 09:17)
Misy connection internet gratuit ve sa tsimaintsy mandalo @ operateur mandoa vola ireny daholo ra mba te hampiditra internet any an-trano?...
suite
répondu par rrgmt le 11/02/2007 01:50
Lek
(
24/01/2007 08:13)
Sao de mba misy manana logiciel fakana feo sy fanaovana enregistrement hira tahaka ireny @ studio ireny e! @ CD fa tsy manana internet itelechargena za...
suite
répondu par LazaDaddy le 29/01/2007 23:15
lemenakely
(
20/01/2007 13:30)
Araka ny vaovao hita etsy sy eroa dia misy virus de la tempête, mody fiche joint ilay izy fa tena manimba zavatra tokoa efa anarivony ny ordinateur tratra indrindra eto EUROPE...
suite
répondu par ririmena le 25/02/2007 10:36
BloodTitan
(
20/01/2007 08:07)
Tena mbola tsisy mintsy le logiciel manala vocal am hira, misy iany le oe remover vocal fa tsy any mintsy le izy. Mbola hiezaka ny tenanay hamokatra ra mahavita e!!! Ataonay projet io kle ...
suite
répondu par BloodTitan le 20/01/2007 10:05
BloodTitan
(
20/01/2007 07:02)
Tairo lesy zalaha ze mba mahita lien azo hi getena WINDEV de mba atondroy fa efa lany haiky mintsy a le, nefa tena ilaiko maika be mintsy...
suite
répondu par Fiffi le 20/01/2007 09:20
clarrydimbisoa
(
18/01/2007 09:37)
bonjour daholo,
sao de mba mahafantatra logiciel afaka mampisaraka feo ianao. Izany hoe raha pssible de misaraka ny an'ny 1ère, 2ème, 3ème ary ny 4ème voix raha traité-na aminy, ankotran'ny feo-...
suite
répondu par jefra le 18/01/2007 13:22
xxx
(
16/01/2007 20:16)
Izaho anie zareo mba ampio fa manana ity olana ity e : vao no-formater-ko ny ordi-ko. Avy eo dia nikaroka logiciel d'exploitation tany @ namako za : ka ny hitako dia "windows xp edition familiale sp1...
suite
répondu par BloodTitan le 20/01/2007 11:04
lemenakely
(
14/01/2007 11:05)
raha mankany dago ve ka entina any ny réseau sans fil à connexion bluetooth via FRANCE TELECOM dia mandeha any ny connexion sa mila connexion hafa toy ny wanadoo.mg ohatra...
suite
répondu par sitlo le 18/01/2007 02:50
bazylou
(
11/01/2007 00:09)
ny an'ny olona foana ve isika sa mba rahoviana vao hahavita zavatra amin'ireo injeniera informatika ao antanana ireo ?????:?::?:...
suite
répondu par bazylou le 07/02/2007 00:45
sarahvony
(
10/01/2007 08:01)
Miarahaba anareo !
sao mba misy afaka manome codes pour office 2003 fa very ny ahy , na office 97 koa raha mety.
isaorana mialoha ianao mamaly , alefaso amin'ny adiresy, sarahvony@hotmail.com ra...
suite
répondu par sitlo le 11/01/2007 17:08
zandikely
(
10/01/2007 00:07)
Steve Jobs, le directeur général d'Apple, a présenté mardi 9 janvier l'iPhone, un téléphone portable inspiré de son baladeur iPod lors de l'exposition annuelle Macworld à San Francisco. Il a q...
suite
répondu par Papoose le 06/02/2007 21:56
andry44
(
01/01/2007 18:13)
Miarahaba tratry ny taona aloha e!
Nanao installation yahoo messenger aho;vita soamatsara izy io fa ny olana de tsy mety connecté mihitsy aho.
Inona kay no mety mahatonga izany?
Ilay msgr8fr io no...
suite
répondu par dongadonga le 21/01/2007 09:03
diamondra27
(
21/12/2006 12:44)
Bonjour, Attention, attention !!!
Dites à tous vos contacts qui sont dans vos listes mail ou Messenger de NE PAS ACCEPTER le contact : david@mail.fr. C'est quelqu'un qui va formater vos Ordi...
suite
répondu par Ranavalomanjaka le 26/12/2006 07:09
vancleef
(
19/12/2006 00:04)
Nanoratra programa YouTube Clone aho http://www.ratsira.com/ytc/ . Raha misy manana site perso ka te hanisy video FLV dia homeko ny source, mandefasa PM fotsiny. Mbola tsy vita tanteraka ilay izy fa e...
suite
répondu par sitlo le 26/01/2007 16:58
xxx
(
12/12/2006 19:07)
Ohatrinona isa-minitra eo ny mande cyber ao dago en general ry zareo?
kitjo...
suite
répondu par simplex le 12/12/2006 19:12
ikaretsaka
(
08/12/2006 04:49)
Ny aty Bekintana moa iznay de lasa lamaody indray ity cell phones misy net sy connecte lava ity: sidekick, blackbery sns....
ahoana ny eritreritrareo @ io?
Ilay @ alina rehefa misy email tonga za...
suite
répondu par cutie le 17/12/2006 01:01
dd
(
06/12/2006 22:28)
Traikefa mba tiana zaraina amintsika izay mampiasa mysql ka mila mi administrer an'izany à distance, ka tiana ho sécurisé ny lalana aleha mba tsy hohitan'izao rehetra izao izay données alefanao ao...
suite
bazylou
(
05/12/2006 23:54)
Publié sur le web le 22 Novembre 2006
Patrick Hilbert
Port Louis
Evénement d'envergure pour le monde des technologies de l'information et de la communication (Tic) lundi. Le ministre de la Te...
suite
répondu par malalatinasoa le 08/12/2006 05:58
lemenakely
(
01/12/2006 18:44)
Sao mbà misy namana manana NERO 7 aminareo ? misaotra mialoha .......
suite
répondu par zakony le 05/12/2006 07:46
