Informatika

sitlo ( 12/06/2007 16:19)
Saika nijery ilay lohahevitra napetrak'i vahinala aho amin'ny fomba fandefasana fichier mavesatra mihoatra ny 500 Mo dia efa voafafa ilay izy fa misy afaka mamerina ilay liens ve? Resaka ftp izay ilay... tohiny
novalian'i sitlo ny 12/06/2007 21:43
melody ( 10/06/2007 16:03)
noheveriko fa ny floppy disks ihany no mora simba na 'corrupt' fa kay ihany koa ny flash drive. Inona no vaha-olana ry zareo fa ao anatin'io daholo ny momba ny fianarako, references etc. nefa tsy azo... tohiny
novalian'i monstre ny 22/09/2007 08:45
mpanakiana ( 06/06/2007 13:10)
Efa misy manana abonnement free v any dago sa mbola aty ivelany iany no misy alou,raha efa ,nisy d t@ oviana no nivoaka???... tohiny
novalian'i DotMG ny 07/06/2007 05:52
andry44 ( 06/06/2007 09:53)
Mety ho tratry ny virus koa ve ry zalahy ny appareil photo numérique reny? Ohatra refa lay hamindra sary makany @ ordi iny ohatra?... tohiny
novalian'i andry44 ny 10/06/2007 19:59
mandrak ( 05/06/2007 21:53)
asa ra efa mba eno nareo lé "FON" http://www.dailymotion.com/relevance/search/fon/video/xr23m_fon-blanquefort de @ nareo mety ve ny mampiasa azy sa tsy?... tohiny
novalian'i andry44 ny 07/06/2007 10:32
koioty ( 04/06/2007 15:27)
Sao de mba mahita RAM 1Giga sy Micro-Processeur 1Giga ianareo fa izaho mitady.Raha misy de ny faran'ny volana Jiona izao no miakatra any Tana aho fa izaho moa izaho aty Bira.Merci... tohiny
Tokinao ( 04/06/2007 13:52)
Mba hanontany zavatra ô. Momba ny page d'accueil-ko ao amin'ny blaogiko ilay izy. Mikasa hametraka "image cliquable" namboariko tamina "paint shop pro" aho. Tsy mety ametrahana "fichier .html" ane... tohiny
novalian'i Tokinao ny 04/06/2007 20:06
Damano ( 30/05/2007 19:53)
e! lazaiko anao an! manao hetsika ara-iformatique ny mpianatra ao @ ENI. nORME BE! an! Ina leka zao :ICT EVENT EEEE!... tohiny
novalian'i sitlo ny 04/06/2007 09:54
joy ( 26/05/2007 07:39)
nanana olana mikasika ny DDRAM izaho, le machine efa nanana DDRAM 256Mo, taty aoriana dia nampiako barette DDRAM 256Mo le machine, nandeha ihany izy teo amin'ny iray volana teo , nisy olana virus l ma... tohiny
novalian'i joy ny 31/05/2007 07:20
xxx ( 19/05/2007 18:40)
Asa iza no afaka hamaha an'zany ato fa tsy mety misokatra ny dress mailko,yahoo io fa misy teny anglisy tsy fantatro no avoakany eo!! ny yahoo mandé fa ra mampiditra mail ianao d tsy mamely!! saotra ... tohiny
sympa ( 10/05/2007 21:39)
Ny hevitra tiako ho entina eto de le resaka ny RAD @ hoe: [u][i]mampadondrona anareo fotsiny io Tele misy bokotra maro be io[/i][/u], tsy mahavita ninoninona akory anareo fa de eo ambod... eo foana :!... tohiny
novalian'i namanao ny 16/06/2007 15:14
brahmann ( 09/05/2007 16:27)
Mitady Chargeur sy batterie ana camera SONY NP 78 so d mbo misy maita Misaotra indrindra... tohiny
novalian'i melody ny 17/05/2007 17:35
Rakoul ( 09/05/2007 04:49)
Liana dia liana amin'ny fampiasana io Logiciel io aho ka raha misy namana afaka mifampizara traikefa dia miandry no sady manantena aho.... tohiny
novalian'i xxx ny 27/07/2007 18:32
ratonga ( 05/05/2007 12:32)
AVERTISSEMENT TRÈS IMPORTANT : A faire suivre SVP > S.V.P. Sois très prudent spécialement en utilisant le > courrier Internet tel que YAHOO, HOTMAIL, AOL, etc. > Cette information est ar... tohiny
novalian'i sympa ny 07/05/2007 12:58
belo23 ( 30/04/2007 11:24)
ohatra n'ny voan'ity virus ity daholo ny machine eto @tanana ka asa inona re no mety ho anti virus mahafaka an'io tanteraka fa ny ahy aloha dia : 1- nodemare-koko en mode sans echec ny machine 2- ... tohiny
kiadi ( 29/04/2007 23:16)
iza no ba manana hevitra fa zah nanana le camsecope analogique reny de tiko avadika dvd na cd ny film @ cassette nalaiko fa tsy aiko manao azy!! misy logiciel special afaka mamadika an'ireny ve ? de a... tohiny
novalian'i Rakoul ny 04/06/2007 05:52
xxx ( 25/04/2007 18:23)
mba omeo hevitra hoe fa misy rayures ny écran an' ny portable-ko, mba tiko ho fantatra hoe misy solutions ve hanalana rayures io .. (produits na zvtra hafa).. miala nenina alou raha mety ...sinon any... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/04/2007 20:23
xxx ( 13/04/2007 15:25)
Société à tanà recrute Développeur Web PHP5 Homme ou femme Débutant(e) accepté(e) Salaire motivant + primes Envoyez CV à mavonante@yahoo.fr avant le 30.04.2007... tohiny
novalian'i frazy ny 05/09/2007 08:41
Rainimaharavo ( 28/03/2007 21:07)
Miarahaba ny rehetra ê ! Sahirana mihitsy aho fa manana sary vitsivitsy tena tsy foiko. Nataoko tamin'ny cd izy ireo; niova ordi-aho hany ka nony handeha hojereko ireo sary dia tsy misy mivoaka na i... tohiny
Vahinala ( 26/03/2007 21:43)
Hono hoa, sao d misy aminareo no mahalala hoe iza no site ahafahana mandefa mail mavesatra toy ny clip vidéo na film ? Gmail zao no hitako hoe ngeza ndrindra nefa rehefa atao joindre fichier le izy d... tohiny
novalian'i Vahinala ny 27/03/2007 08:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2993