Informatika

vahiny2004 ( 25/01/2008 10:21)
Sao mba misy afaka manampy ahy misy fianakaviako any M/car, mail no mba hifandraisanay, dia @ izao fotoana izao maty ny ordinateur-ny, dia malahelo be izy fa tsy mifampita vaovao intsony aminay. Mb... suite
répondu par ikaretsaka le 16/02/2008 14:31
cetoi ( 18/01/2008 23:05)
atao ahoana mampiditra hira anatin'ireny mp4 kely reny,ts hita ny boky,ts hitan'ny pc koa le izy ... suite
répondu par comptezo le 31/01/2008 08:49
penina ( 15/01/2008 22:59)
Ny nanaovana an'ito? http://www.nytimes.com/interactive/2008/01/11/nyregion/20080113_BATHTUB.html#/content=80ft andramo ahodina amin'ny souris ange eh fa tena mahavita 360 degre mihodidina mihit... suite
répondu par DotMG le 16/01/2008 05:01
xxx ( 14/01/2008 13:44)
Salam daholo, maba omeo ilay mail handefasana cv zareo zay nahavoaray fa interresé @ ilay tolotra za e!... suite
répondu par xxx le 14/01/2008 13:46
fetrakens ( 07/01/2008 06:14)
@ ty taona vaovao 'ty de hisy indray ny zava-baovao maro e! mba ilazao, de mba izarao zé mahasoa e!... suite
rherym ( 30/12/2007 18:31)
Manahoana daholo. Mitady graphiste mahay tsara photoshop sy mahay 3D hiara-hiasa.... suite
répondu par penina le 15/01/2008 22:58
jogany ( 29/12/2007 13:09)
[b]Inona hono ny malaza any? FOKO ihany ê ![/b] Efa fantatrareo angamba ny momban'ny Blog Clubs ([url]http://club.foko-madagascar.org/[/url]), sa ahona ry maintikely? Hoan'izay mbola tsy mahafant... suite
répondu par jogany le 02/06/2008 01:31
ari.malala ( 27/12/2007 08:05)
1/Sao dia mba misy manana office97 ry reto nareo azafady fa mba ilaiko, indramina ftsn d averina! misaotra mialoha! 2/ tys mmety installer na yahoo messenger ny machine ko fa ts azoko hoe manin, ne... suite
répondu par rajust le 27/12/2007 12:36
lemenakely ( 20/12/2007 19:44)
Manandrana mi télécharger ilay yahoo go ny tena fa tsy mety satria mila izany firmware r1kc izany ho an'ny sony ericsson ! asa izay mbà efa nanandrana azy ity fa tsara tokoa raha compatible ny pho... suite
répondu par ds le 20/12/2007 22:29
lemenakely ( 18/12/2007 19:31)
sao mba misy manana cd norton 2007 na 2008 dia averiko refa avy installéko ity ny mail ko ramamolava@yahoo.fr misaotra mialoha raha misy manana eto PARIS sy ile de France ... suite
répondu par lemenakely le 19/12/2007 07:04
niainasan ( 17/12/2007 02:01)
Ho any reo zay mitady mp3 na vavao na taloha, andramo nge mi-telecharge io imesh io dia mba teneno eto raha mahafapo. Za alo tena afapo... suite
répondu par comptezo le 13/02/2008 14:52
xxx ( 16/12/2007 08:55)
Slt dôly. manao décodage phone gratos za:e-mail: gasym1@gmail.com... suite
répondu par Frv le 06/01/2008 01:38
idago ( 13/12/2007 18:25)
salut daholo. indro misy site d'hebergement gratuit sady tsy misy pubs. nom de domaine de type vous.idago.net, 100Mo, 1bdd mysql, PHP5 et accès FTP. Araraoty haingana ô. url :[url]http://www.idago.... suite
répondu par idago le 19/12/2007 16:58
dibbah ( 13/12/2007 16:34)
inona no mety antony ,tafapetraka le izy fa tsy mi-lancer tena sa mety misy logi mitovitovy aminy v d tsy mand... suite
répondu par ikaretsaka le 14/12/2007 23:37
grim ( 13/12/2007 13:13)
Manahoana daholo! Sao dia mba misy mahafantatra site ahafahana manafatra composants informatiques mankaty madagasikara (carte graphique, processeur, ...) fa tena baombina daholo ny eto sady lafo? ... suite
répondu par tendry77 le 18/12/2007 13:25
rabaradaka ( 08/12/2007 11:53)
Mba alefaso dadatoa raha manana clé sy code na licence an'ny IDM 9. merci d'avance dia mazotoa daholo e... suite
répondu par xxx le 17/07/2006 20:28
xxx ( 04/12/2007 19:38)
Salut dôly! Tsy hoe hanao pub akory ny ataoko eto fa mba andramo ity navigateur ity fa tena hitako tena rapide be mihitsy : http://ftpclubic51.clubic.com/temp-clubic-rx676/2test/safari_safari_3.04... suite
xxx ( 19/11/2007 08:35)
mety efa nandalo ihany ity sujet ity fa tsy hitako . Inona avy kay no atao rehefa avy manao msn mba tsy fantatry izay ao aoriana izay nosoratana .Satria ordinateur ampiasain'ny rehetra ilay o... suite
répondu par ds le 20/11/2007 11:35
boubounezy ( 14/11/2007 08:04)
efa nataoko teto iany ty dinika ty fa magaga tsy teto ndray dé averiko aona ny fomba fampidirata vidéos ato @ dinika MASOSOTRA B LA MANINN REFA MIDITRA SERA2 ZA DE TSY MAINTSY MANORATRA PS S... suite
répondu par fahamarinana le 19/11/2007 10:34
lemenakely ( 09/11/2007 15:48)
Mbà mampanontany tena ihany ry zareo hoe inona loatra no tena olana mbola mahatonga ny vitesse de connexion internet miadana be any @ tanàna sady lafo en plus ...raha mbà manao contrat ao @ moov ia... suite
répondu par kent le 04/01/2008 05:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0382