Informatika

lohabe ( 17/07/2008 04:47)
Aza ihomehezana fa mbola tsy mahay an. :P Aiza kay no mampiditra mot de passe rehefa manao installation phpMyAdmin. Mahazo ity erreur ity foana aho: #1045 - Access denied for user 'root'@'loca... tohiny
novalian'i lohabe ny 17/07/2008 20:59
lehilahytsyresy ( 14/07/2008 07:42)
Hono ho'aho, sao dia mba misy mahafantatra hoe logiciel toy ny inona no afaka mamadika ny fichiers [u]audio[/u] [b]WAV[/b] ho lasa fichiers [b]MP3[/b] ? Misaotra mialoha ho an'izay mety afaka manome ... tohiny
sitlo ( 14/06/2008 08:31)
Tia hanana ny base de donnees an'ito site ito aho: http://firaketana.org/bins/homePage dia nanao fika hoe fohana amin'ny httrack aloha ny pejy rehetra. Dia avy eo ... Nieritreritra aho hoe mety ila... tohiny
novalian'i sitlo ny 15/06/2008 02:47
zandikely ( 12/06/2008 00:44)
Efa ho herinandro izay aho, miantso Orange sy Celtel fa tsy mahazo mihitsy. Avy aty aminay iany ve no tsy mahazo io sa tahaka izany koa ny toerana sasany. Mandreraka, nefa ry zareo dia mi-geste ery ... tohiny
arkyna ( 10/06/2008 12:30)
Misy evenement momba ny TIC atao any Fi/soa organisen'ny mpianatra ENI(Ecole Nationale d'Informatique)de ils vou invitent tous a suivre cet evenement de mba ilazalazao hono ny havana @sakaizajavascrip... tohiny
xxx ( 10/06/2008 08:47)
Miarahaba! ahoana kay ny atao mi-déverouillé phone, Sony Ericsson , W300i efa ananako ny code de déverouillage, fa tsy haiko oe atao ahoana , efa nataoko le " flèche gauche, ** , flèche gau... tohiny
novalian'i xxx ny 12/06/2008 07:39
rajoelina ( 08/06/2008 07:43)
Ahoana koa ity [b]TFI[/b] tapatapaka ity fa tsy azoko?? a+ le TV tara 2 segondra noho ilay Radio ^:^ Mba omeo torohevitra zay mahay ;) ;-)... tohiny
novalian'i xxx ny 08/06/2008 19:39
adler ( 04/06/2008 09:36)
Amin'ny 28 sy 29 jona 2008 dia hisy ny hetsika Fête de l'internet eto Antananarivo, ao amin'ny Hotel Carlton. Handray anjara ao ny infogasy, ka hisy fizarana logiciels amin'izany. Mila famandrihana i... tohiny
ari.malala ( 04/06/2008 08:44)
Miala tsiny fa am teny frantsay fa mail vao azoko vao teo ity! Dis à tous tes contacts qui sont dans ta liste de ne pas accepter le contact 'gwen@hotmail.fr' c'estquelqu'unqui va pirater ton ordin... tohiny
ari.malala ( 03/06/2008 07:11)
Miarahaba ny mpisera rehetra, naika hanontany za, inona kay ny tena asan'ny ccleaner?... tohiny
novalian'i iryjob ny 03/07/2008 14:54
lpeter ( 02/06/2008 12:32)
je cherche un logiciel photoshop de taille 13.0 Mo, et je besoin votre aide ... tohiny
novalian'i soatokoa ny 10/06/2008 14:58
zizi ( 29/05/2008 17:12)
Slt. Hono ho'aho, sao mba misy logiciel na programa(tsy maninona na italiana na frantsay) gratuit ato amin'ny aterino eto e. Izany hoe ilay hahafahana manambatambatra video ireny e(montage video), nef... tohiny
novalian'i xxx ny 29/05/2008 19:47
Lek ( 29/05/2008 11:16)
Tratry ny virius Brontok ny machine ko de efa afaky ny avast fa saingy tsisy intsony ilay feo refa midemara sy mamono inona no ataoko Misaotra... tohiny
novalian'i Lek ny 02/06/2008 13:37
xxx ( 25/05/2008 13:56)
salut doly! misy cam playstation zay tina atao webcam! eye toy playstation2 le iz! misy mahalala pilote afahana mi installé azy ve? misotra betsaka ohh!! ... tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2008 09:01
myami ( 13/05/2008 14:05)
Salama daolo eh, Ho anareo izay mitady ordinateur portable (occasion), izaho mivarotra karazany maromaro, toy izao ny configuration [b]1 go ny RAM, 80 go ny disque dur[/b], processeur dual core 1.6... tohiny
novalian'i Do2 ny 20/08/2008 07:14
ramistiana ( 12/05/2008 15:16)
Slt doly, Mba mitady hebergement gratuit tsara tsy maninona na misy pub kely aza amin'ny net. Sao dia misy mahalala tsara fa ny hitako dia tena manahirana be daholo eo amin'ny transfert ftp. olympe... tohiny
novalian'i xxx ny 06/09/2008 09:14
lohabe ( 12/05/2008 09:38)
Microsoft DreamSpark http://www.microsoft.com/Presspass/press/2008/feb08/02-18GSDPR.mspx nanomboka tamin'ny volana febroary mandritra ny 6 volana no afaka hitelechargena azy Visual Studio 2005... tohiny
novalian'i Lek ny 29/05/2008 11:11
zakomaimanovapsedo ( 11/05/2008 21:28)
RVG
Izaho tsy mi-capte Radio vazo-gasy intsony! Misy olana angaha ? Efa Nampiasako daholo ny lecteurs rehetra rehetra. Sao misy mahalala! Merci mialoha! Laza... tohiny
novalian'i cutie ny 13/05/2008 00:23
lohabe ( 09/05/2008 23:33)
Tia hanamboatra site aho. Mampiasa sary be dia be ilay izy. Tsy mahita host [b]gratuit[/b] hametrahana azy anefa aho dia mieritreritra hoe en ligne no hitehirizana ny sary. Ianareo sao dia mahafanta... tohiny
novalian'i lohabe ny 12/05/2008 09:46
lemenakely ( 09/05/2008 13:33)
Azo lazaina fa avo lenta aloha pour le moment satria sady téléphone no lecteur MP3 no vidéo sns....Nefa toa betsaka ihany no mitaraina fa misy olana ity IPHONE ity asa ho an izay manana ve mbà afa... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.048