Informatika

ainaheri ( 22/10/2008 04:40)
Araka ny loharanom-baovao; nisy nampiasa nanaovana abonemà telefonika ny kaonty bankairan\'ingahy filoha,tsy fantatr\'ireo piraty fa azy(Sarko) ny kaonty nampiasainy!! Zay no mandreraka @ itony... tohiny
novalian'i ni81 ny 23/10/2008 07:27
lazounet ( 20/10/2008 07:58)
Efa ela ihany no saika hametrahako ilay fanontaniana fa mboa variana mikiadaladala any @ forums hafa dia hadino ny essentiel: Ny PC -ko iray dia sous vista àry indraindray lé vista manome Krizy fa ... tohiny
novalian'i Ralay ny 20/10/2008 15:20
lohabe ( 18/10/2008 21:03)
Efa nisy nanandrana nampiasa mootools tamin'ny joomla ve? Mandeha ny demo raha html tsotra fa raha vao ampidirina amin'ny joomla dia tsy toa tsy mety.... tohiny
sytl ( 17/10/2008 15:59)
slt !misy fanontaniana kely veti2!isaky ny manokatra internet aho de,refa misokatra le izy de misy soratra fôna etsy ambany hoe:'términé mais il existe des erreurs sur la page",misy afaka manoro v ... tohiny
novalian'i rodro ny 24/11/2008 15:08
jlan ( 11/10/2008 18:03)
Merci lesy @ lé réponse an toi ao @ forum. Mlay e. A plus.... tohiny
kofbay ( 08/10/2008 15:12)
manana Sony Ericsson P1i fa tsy mety ilay configuration automatique alefan'ny Telma, kanefa izaho rehefa mandeha eny amin'ireny point TELMA ireny dia lazainy fa tsy ao foana ilay olona mahay manao azy... tohiny
kalm ( 06/10/2008 20:00)
Atao ahoan re olo ny fanofana ho yahoo classik na google classik. Tsy fantako na mety io fipetraky ny fanontaniako io , fa ny tiko ho tenenina de zao: ny yahoo-ko na ny google-ko dia BETA daholo, ka t... tohiny
novalian'i kalm ny 07/10/2008 16:44
kmikse ( 02/10/2008 14:37)
manaona dahlo mba mangataka solution za rah mba mis: manana pc socket 478 zah ram ddr1 (pc2100-128mo) napiako ram (pc2700-128mo) le iz d vo nalefako tonga d may le ram-ko taloh. Mety mahafaty carte me... tohiny
novalian'i neo83 ny 06/10/2008 20:55
Randria2007 ( 02/10/2008 14:18)
Mbô ampio kely za zareo fa raha lany @ desambra ny licence antivirus-ko de miàbànà eo zà. Kanefa ry zalà sasany tô mitady an'izay @ le oe fitadiavana crack? Azo tadiavina ve izany? De aôna ... tohiny
tsidina ( 29/09/2008 20:19)
Isaky ny mamoha ny machine ko zah de mivoha automatik foana ilay skype kanefa izy tsy nocomandiko hoe mivoha automatik zany. Tsy fantako na nisy tsy nety t@ le zah nanao installation. De mandreraka ah... tohiny
novalian'i tsidina ny 30/09/2008 15:59
asasoa ( 27/09/2008 08:06)
Manenina indray izay nividy an'ireo "i-phone" satria efa hivoaka indray izany zao ny "google phone". Hidiran'i dadabe google daholo izay azony idirana. Ny sakafo marika google sisa no andrasana, met... tohiny
ainaheri ( 27/09/2008 06:12)
Za saika mba hanontany oé iza no efa nihaino RVG t@ tel-ny? Za manko naka option internet sy TV illimité,Ny internet mou zany tsy maintsy miditra ribrika orange ary ny télé TNT ihany,d nanohatra a... tohiny
novalian'i kelly13 ny 27/09/2008 14:29
asasoa ( 26/09/2008 17:52)
ny dikany na ny fandikana @ teny malagasy ofisialy ny hoe "fond d'écran", ilay sary fanao @ "bureau" solosaina ireny tompoko :?: ... tohiny
novalian'i wanalen ny 03/10/2008 14:16
asasoa ( 26/09/2008 12:03)
ny fiantsoana na ny fandikana ny atao hoe RSS à teny malagasy ofisialy ?... tohiny
novalian'i asasoa ny 27/09/2008 13:24
bavy ( 25/09/2008 10:05)
sao de mba misy mahalala ny vidin' ny graveur DVD ry reto a! de aiza no mety misy mora... tohiny
novalian'i asasoa ny 26/09/2008 14:41
zandikely ( 23/09/2008 19:41)
Maninona raha averina amin'ny lokony taloha na ovana loha hafa ny Page Serasera fa dia ohatrin'ny site Web misaona ireny. ... tohiny
ZZZZZZZZ ( 11/09/2008 12:55)
Mila ny sonian-tsika mpanjifa Moov/DTS: http://petitionduweb.com/voirpetition.php?petition=2275... tohiny
havanan ( 10/09/2008 10:18)
Manahoana daholo, Fa ohatrinona re zay mahalala ny vidina ordi e? De aiza no misy mivarotra eto tana. Ordi vaovao an fa tsy occasion akory. Misaotra o.... tohiny
novalian'i colaps ny 05/01/2009 16:40
ZZZZZZZZ ( 09/09/2008 05:15)
[url]http://mila-fiovana-ny-moov.eliezedeck.com/[/url] Ho an'izay client an'ny Moov/DTS, 'zay niharan'ny tena [b]tsy rariny intsony[/b] ny amin'ny [u]connexion ratsy be sy mahamenatra[/u], manasa a... tohiny
novalian'i fetrakens ny 26/09/2008 14:13
valikely ( 07/09/2008 12:32)
salama daholo ry mpisera, couvert ao @ reseau TNT ve kay Dago mety ho azove na ny chaine any Maurice sy La Réunion (any manko ota efa couvert) Parabole ve mety azo @ny antenne sy adapteur TNT ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0769