Informatika

jogany ( 06/09/2008 07:28)
BarCamp Madagascar sera le premier BarCamp à Madagascar. Cet évènement qui durera une journée complète est gratuite et ouverte à tous les participants. Ceux-ci y tiendront des présentations, de... tohiny
novalian'i sipagasy ny 07/09/2008 06:44
rrgmt ( 06/09/2008 02:40)
Fantarao ny Skype, Msn, Yahoo....azo iresahana ordinateur- ordinateur, misy koa ny Voipbuster.com afaka miresaka maimaim-poana France,USA, Canada, Suisse,Belgique rehefa mi-s'abonner indray mandeha. ... tohiny
novalian'i xxx ny 06/09/2008 08:55
Informateex ( 01/09/2008 13:58)
Manao ahoana daholo e!!!!! Azafady indrindra fa mba te anontany hoe izy @nareo reo no webmaster na mpanao software momban'ny informatique ka mba afaka mifanerasera amiko? Ity ny adresse e-mailko: info... tohiny
novalian'i ZZZZZZZZ ny 09/09/2008 15:39
bazylou ( 27/08/2008 11:53)
Des premiers mobiles en langue malagasy mercredi 27 août 2008, par Herimanda R. Andrialalaina : « Le prix du poste reste inchangé ». Une première dans les annales de la télé... tohiny
novalian'i bazylou ny 02/09/2008 16:29
lavatsofina ( 25/08/2008 21:50)
Manao ahoana daholo o!, Manana ordinateur ACER M1100 za . Windows Vista Edition Familiale Basique . Vao velomina izy dia maty afaka 3 minitra . Dia toy izany foana . Rehefa miditra internet i... tohiny
neo83 ( 18/08/2008 07:17)
Salama daoul ô ! Nanomboka omaly atramin'ny androany oa za tsmety tafiditra ao amin'ny karajia tsony e, tsiaiko ze antony, kanefa machine 6 no ato, d za irery no mi-connect karajia eo, fa tsmety t... tohiny
novalian'i neo83 ny 06/10/2008 20:58
lohabe ( 17/08/2008 04:21)
Hitako tamin'ny internet tany zany fa fanahy inian'ny dell mihitsy ny tsy mampandeha ny wave-out-mix amin'ny ordinateranay vaovao sasany. Ialana amin'ny resaka pirate ihany ilay izy hono e. Iana... tohiny
Herimiafina ( 15/08/2008 01:43)
Ny fiandohany dia mahazo mailaka ianao manambara fa nahazo vola, na tombola, sns, hatramin'ny hoe misy vola 1millions de dolars aty fa maty ny tompony tamin'ny ady tany Nigeria, sns. Raha mamaly il... tohiny
Tokinao ( 13/08/2008 19:18)
Manaona daholo. [b]Mba atoroy site "fanaovana upload ary ahafahana mahazo adiresina audio[/b]" ange ô. Betsaka ihany ny site ahafahana mi-upload fichier audio. Fa ny olako dia ny mikaroka ilay adir... tohiny
novalian'i Tokinao ny 31/08/2008 08:55
Hackeur ( 09/08/2008 05:55)
Logiciels amidy mail: mailprivate@ymail.com Tel: 0331484321, 0340359995 1DVD Pinnacle 12 ultimate 1CD Kaspersky 2009 4DVD Adobe CS3 master collection 1CD Ulead 11.5 plus 1DVD Adobe 1er CS3... tohiny
vegas ( 05/08/2008 12:51)
Ny lohateny mahalaza azy. Mila vonjy o!... tohiny
novalian'i bazylou ny 07/08/2008 23:07
ainaheri ( 04/08/2008 14:45)
Za zany nividy jeu pc,...nataoko ny installation ,nalefa @ zay lery ,d nangataka ngiama fa tsy ampy an'ito [b]d3dx9_30[/b] ito hono,nefa ni-installe-ko io farany io ,mbola miverina ihany ilay blem..... tohiny
mirabela ( 27/07/2008 12:53)
tsiky dia ampy, mbo toroy hevitra aho ry zalahy, na zavavy fa mila manokatra tranokàla (site) ho an ny association humanitaire. ny tena tsara dia raha misy hebergeant de site gratuit. dia misaotr... tohiny
novalian'i mirabela ny 14/08/2008 10:07
xxx ( 24/07/2008 19:23)
salama jiaby ô! Zah io vao nahazo ordi tranainy be izay , ka ny systeme d'exploitation" dia [b]Microsoft windows millenium edition[/b]". - Ka mba toroy [b]antivirus maivamaivana sy gratuit[/b], i... tohiny
novalian'i xxx ny 31/07/2008 17:18
xxx ( 23/07/2008 13:58)
[url]http://www.pcastuces.com/logitheque/antimoustique.htm[/url]... tohiny
novalian'i tsutsu ny 18/12/2008 10:29
Lek ( 23/07/2008 11:29)
Misy ve logiciele gratuit mamadika fichier audio ho MIDI za mantsy manana feonkira nampanaovina musicien de tiko avadika MIDI lay izy mba ho afaka vakina @ clavier Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i wanalen ny 11/09/2008 15:37
Anah ( 19/07/2008 07:26)
Sao mba misy manana note musique azo atao sonnerie tel portable o? NA zavatra somary special e. Merci... tohiny
havanan ( 19/07/2008 06:20)
Manahoana daholo, Fa inona ry reto no mahatonga an'izany: sms iray miverimberina isaky ny 30mn en moyenne? Misy milaza hoe virus. Raha virus anefa dia virus avy taiza? Ary inona no fomba atao hanala... tohiny
ni81 ( 18/07/2008 11:14)
Nanao copie cd t@ internet dia rehefa alefa @ chaîne ilay izy dia tsy mandeha, ary rehefa alefa @ lecteur DVD koa dia misy sary fa tsy misy feony na kely aza nefa hitany eo avokoa ireo lohateny. Ka m... tohiny
novalian'i ni81 ny 18/07/2008 17:56
ari.malala ( 17/07/2008 13:03)
Ny internet explorer ko dia matetika mi plante d nefa tsy misy antony mazava hoe rehefa am fotoana in fa refa miplante izy d mamoaka erreur toy izao DDHELP a causé une défaillance de protection g... tohiny
novalian'i daryprod ny 19/11/2008 09:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0986