Informatika

cla732 ( 03/01/2009 10:56)
BONNE ANNEE JIABY Enga anie ty taona ity hitondra fahombiazana sy fahasalamana hon'ny tsirairay. Zaho mitady site anciend2 majunga. efa misy 1mois no nitaviavako azy io, taloha zaho nahazo tsara io... tohiny
novalian'i ainaheri ny 04/01/2009 02:19
lemenakely ( 30/12/2008 14:52)
Toa tsy mandeha mihintsy ny web sms orange... tohiny
novalian'i ARINOFY ny 14/01/2009 11:05
saranga ( 26/12/2008 09:05)
Zay mba manana dia alefaso amiko ny numéro de série Jet AUdio v7. Merci dia ho ela velona e... tohiny
jack0030 ( 24/12/2008 08:09)
attaqué par foza_orana.vbe n'est pas l'amer à boire vavaka azo atao Que le Sacré Cœur de Jesus soit loué adoré et glorifié à travers le monde pour des siècles et des siècles . Amen (promess... tohiny
kelly13 ( 22/12/2008 14:30)
?
windows7? manaôna izy io ze efa mampiasa? sôtsa... tohiny
novalian'i Koditra ny 01/01/2009 19:26
Jompipla ( 12/12/2008 12:50)
Salut daholo! Iza mintsy ary le bandy mpanisy an'ireny anti-copie @ CD ireny. Holazaiko eto ihany ny fika hi-évite-na an'iny fikan'i leiry iny fa toa tena mizesta etsy sy eroa hoe tsy azo adika ne... tohiny
novalian'i hana ny 30/12/2008 13:42
dadanmi ( 09/12/2008 19:14)
tena vonjeo rizareo a ! 1. Matos voalohany : tratran'ilay foza orana aho nefa ny bouton executer tsy ao intsony koa efa hatran'ny ela. 2. Matos faharo : mba nisy lay exécuter dia nanaraka lay toro... tohiny
novalian'i aaaa ny 04/09/2010 14:30
onjampitia ( 08/12/2008 06:41)
Tsy mety tafiditra ao amin'ny tchat reto a! mba ampio ... tohiny
novalian'i kakoo ny 08/12/2008 19:49
sitlo ( 05/12/2008 10:57)
Fony mbola vao nampianarina ny blender dia nazavaina ny anton'ny open source. Ny niatombohany moa izany dia ny fiezahana hanatsara hatrany ny logiciel iray amin'ny fomba "ity sy nday". Izany hoe tsy ... tohiny
novalian'i sitlo ny 19/12/2008 04:33
nilex ( 02/12/2008 09:20)
Tsy mampitahotra izany ny foza orana sy ny pentacle fa mila voafehy fotsiny ny fanalana azy,misy karazany maro mantsy ny fisehony sy ny fanalana azy araka izany,tsy mila formatena izany ny HDD fa mand... tohiny
novalian'i nilex ny 09/12/2008 10:33
daryprod ( 26/11/2008 06:50)
Manomboka ny voalohan'ny volana desambra de mba misy cadeau kely halefako e, ny Antifoza orana . jereo www.inforindra.fr.cc... tohiny
daryprod ( 20/11/2008 12:02)
raha mba misy manana le code de licence radmin 3.2 de mba mangataka azafady indrindra.Mba vonjeo raha azo atao indrindra.... tohiny
novalian'i daryprod ny 24/11/2008 06:32
piozila ( 18/11/2008 06:24)
Mimenomenona ny ankamaroan'ny olona fa misy virus FOZA ORANA izany izay mampikorontana ny icone rehetra amin'ny bureau. Ankoatr'izay dia ovainy daholo ny commande, ohatra: raha manao ouvrir amin'ny fi... tohiny
novalian'i tetsu ny 21/02/2009 12:33
deric ( 17/11/2008 06:55)
te-hahay photoshop aho ry namana, nefa isaky ny tonga eo anatrehany aho dia tsy hitako izay hatao sy izay haleha. Ny manao sorasoratra no kely mba fa hitahitako, fa ny mikirakira sary sy ny tahatahak'... tohiny
novalian'i wanalen ny 18/11/2008 11:53
tslem ( 15/11/2008 17:17)
Vita ny eo d tonga ndray ny pb hafa, mba inona kay ity izay mahalala dia ahoana no atao mba tsy hampiverina an'ilay izy intsony? Izao lé izy: misy fenêtre mipoitra tampoka izany foana misy soratr... tohiny
novalian'i tsutsu ny 18/12/2008 10:24
sitlo ( 13/11/2008 21:56)
Izao, misy animation kely izay nataoko. Vorona manidina ilay izy. Dia tsy tiako adika be dia be fa manavesatra fichier no mandany fotoana. Nampitomboiko amin'ny alalan'ny actionscript izany no fika hi... tohiny
novalian'i sitlo ny 13/11/2008 21:59
Mika7 ( 13/11/2008 17:49)
Mba nandende tao @ google a de nanotany tena kely: Oviana le teny gasy vao mahazaka google sa....????? efa mab miandry ny hisian'ny "www.google.mg" ny vahoaka. Amiko dia efa fotoanany zao. Ny ... tohiny
novalian'i vindy ny 12/12/2008 14:34
tslem ( 04/11/2008 22:33)
Tsy izany fa izao:saika nisy installation nataoko dia voa-clic clic teo daholo zavatra bedebe d farany nanjavona tsy hitako intsony hatramin'ilay oe lecteur CD-ROM/DVD angah izy izay fa ilay hoe HDD(C... tohiny
novalian'i wanalen ny 13/11/2008 18:57
bonbongasy ( 30/10/2008 15:47)
windows xp no ampiasaiko refa miasa elaela eo za (2h eo ra ela) dia afficheny oe "votre mémoire virtuelle est pleine" avy eo, raha mbola manohy miasa aho (sur autocad surtout) de maty ho azy ilay l... tohiny
Dmon ( 24/10/2008 08:39)
misy mahita vahaolana @ le virus gasy hoe "tsy virus ty fa olona..........." iny ve ianareo!! misy pc ray zay ato tratra de tsitako ze atao!! lany noteteziko ny antivirus rehetra. sa le anti- spywar... tohiny
novalian'i zikou ny 10/02/2009 20:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0923