Informatika

xxx ( 11/03/2009 07:32)
mba omeo code(script) na plugin any ra misy? >> efa ntady plugin iany a fa tsnaita (mozilla na internet explorer ny navigateur apesaina) >> na oe script mavita ôtrin'reny googledocs reny e (edi... tohiny
novalian'i sitlo ny 11/03/2009 14:00
mathla ( 10/03/2009 20:35)
Rehefa miserasera (mitsaty) atsy ambadika, ka misy accent le soratra dia miova ho caractère hafa no hitako eo amin'ny ecran-ko. Inona ny blem am-le izy ary inona ny solution hamahana ny olana amin'iz... tohiny
novalian'i nilex ny 17/03/2009 07:35
rabaradaka ( 10/03/2009 07:01)
Bonjour dadatoa, efa ho 3 volana no nitadiavako pinnacle studio 10 na 11 hatao telechargement fa eee , tsy mety. Mba andefaso site tena sura tsara hi-telechargé-ko azy io. Merci d'avance dadatoa... tohiny
novalian'i sitlo ny 11/03/2009 14:03
sohitika2008 ( 08/03/2009 13:42)
http://www.dailymotion.com/video/x7xytt_apple-macbook-wheel_tech :D ... tohiny
Ilo ( 27/02/2009 06:18)
Mba mila fanampiana : Misy ve zany USB disk 240 Go marque Sony vaio zany sa arnaque fotsiny ? mora simba ve sa tsara ihany?... tohiny
dadabe ( 26/02/2009 15:55)
hono hoa saika hanotany aho hoe 1-zah manana antivirus AVG 2-efa nanao scan virus aho ary nety soamatsara izany 3-efa mis a jour tsara ny anti virus ko fa ny olana dia ity [color=red][b]rehefa ma... tohiny
novalian'i rnaptk ny 26/03/2009 13:14
flodine ( 24/02/2009 20:02)
Tsy afaka manao connexion sans fil ( wireless) zah, tsy maintsy mampiasa cable foana vao afaka mandeha ny internet. Mila fanampiana ny @'io.... tohiny
novalian'i flodine ny 25/02/2009 14:06
raNeo ( 24/02/2009 15:40)
Slt daholo, manana pb zà amin'ny démarrage windows: mandeha tsara ny chargement windows fa misy boite de dialogue manambara oe "windows ne peut pas chargé le profil local, il peut être endommagé,... tohiny
novalian'i nilex ny 02/04/2009 10:52
paiso ( 23/02/2009 14:09)
Hono hoa ry reto a? misy protection en écriture ny Clé Usb-ako de inona no ataoko fa sady tsy mety formaterna le izy no tsy mety asiana inoninona ao anatiny sady ny mbola pire de tsy misy famahana a... tohiny
novalian'i nilex ny 02/04/2009 10:44
flodine ( 18/02/2009 16:35)
Efa nisy namoaka teto ilay izy saingy hadinoko. Raha hihaino radio avy @internet ka tsy hampiasa Ordi intsony, dia ino le izy? ... tohiny
novalian'i flodine ny 18/02/2009 20:36
sitlo ( 16/02/2009 18:28)
Misy fika ve anakanana pejy iray tsy ho hita raha tsy ao anaty iframe izy?... tohiny
novalian'i sitlo ny 18/02/2009 18:06
jojika ( 13/02/2009 12:26)
:twisted: tokony tsy azo ovaovaina ny ana&rana ao amin'ny serasera fa manadala olona fotsiny ny sasany. ny tompony anarana vavy nefa lahy no miresaka aminao . tsy mety izany fa tokony ny tompony ih... tohiny
novalian'i aaaa ny 04/09/2010 14:11
gabidemony ( 12/02/2009 20:20)
Mba mitady fomba fi-telecharger-na logciel FRUITY LOOPS 8 gratuit et cracker ze mba mahita hirika merci :oops: ... tohiny
daryprod ( 06/02/2009 05:41)
Bjr dôl, Sao de mba misy afaka miresaka miaraka amiko ity resaka FS ity ho an'izay liana. Tonga de anontaniako eto ny resaka approche ILS @ Boeing 737 na 747. Ahoana ny hevitrareo kay :!: ... tohiny
novalian'i adolph ny 08/09/2017 06:37
roxanaha ( 04/02/2009 11:33)
ahôna ny atao raha te hi enregistre clip vidéo @ mp3, na clip audio fotsiny? Possible ve zany? Misaotra... tohiny
novalian'i comptezo ny 06/02/2009 10:53
flodine ( 03/02/2009 17:23)
Tsy fanatako na efa nisy teto ity fanontaniako ity taloha. F'izao le izy: Inona no tsara, mampiasa hard disk externe ihany sa ireny USB ireny? sa misy zavtr hafa tsara2 koa azo asolo ireo ve? Misao... tohiny
novalian'i belakely ny 04/02/2009 08:21
Ritsoka ( 20/01/2009 13:46)
Miarahaba ny rehetra ! mba mangataka ny anaran'ny logiciel fanaovana ireny anti-piratage gasy ireny na ny lien mety ahitana azy fa tena tsara mihitsy. tsy ilay manao redemarage automatique fotsiny... tohiny
novalian'i orthon ny 30/01/2009 07:50
daryprod ( 20/01/2009 12:39)
Tsy hoe be sehoseho fa izao, manana tv mobile Hantel Ht 625 za de mba mangataka raha azo atao, fa tsy mety hampidirana format mp4 mihitsy ilay izy, sa inona ny dikan'ny hoe true mpeg4, de format ?x? (... tohiny
novalian'i comptezo ny 22/01/2009 15:55
amejah ( 13/01/2009 08:57)
Bonjour daholy! Za zany mitady asa tsy mifidy na assistante de direction na commerciale na coiffeuse.... Mety daholy dia ilaiko aingana fa mihaina irery aho!Dia mba ilaiko maika ra misy afaka mana... tohiny
novalian'i fafane ny 24/08/2010 13:14
xxx ( 09/01/2009 12:32)
miarahaba antsika rehetra de miarahaba tratry ny taona vaovao ihany koa! izao zany ny pb_ko ! vô manokatra pc zah de misokatra ho azy ny lecteur cd_ko, na hidina aza de tsy mety fa miverina miso... tohiny
novalian'i nilex ny 15/01/2009 10:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0465