Informatika

ntss ( 06/08/2009 11:54)
softmaroc: manao insription lo de mampiditra adiresy mail de zay avaxhome: tsy mila manao inscription fa tonga mitady de mahita :-* ... suite
répondu par xxx le 06/08/2009 12:27
roxanaha ( 01/08/2009 05:25)
Hono ho aho ry zareo, ahôna ny fomba hanesorana sary na élément hafa tsy ilaina intsony @ cd? Manana cd zà, feno sary saingy misy ny sasany ratsy be ka tiko esorina nefa tô tsy mety. zany hoe ... suite
répondu par rhina le 03/09/2009 13:09
JOSIAH ( 31/07/2009 07:41)
Nareo sao de mahafantatra site ahafahana mianatra momba ny ordi ny tiako ho lazaina de ilay fianarana azy mihitsy hoatra hoe hampiasa windos de misaotra mialoha e :lol: ... suite
répondu par ni81 le 04/08/2009 16:27
harikalo ( 29/07/2009 07:58)
izaho dia manana projet hanokatra fampianarana inforamatique am collége iray eto antananarivo!faritra ambohidratrimo iny! de mitady aho ra misy manana contact na afaka manampy ahy! ny fifanarahana ... suite
répondu par hery le 29/07/2009 09:47
mala ( 10/07/2009 12:24)
sali daholo eh! Fanontaniana fotsiny ho an'zay mafantatra: Aiza eto Tana ngah misy WIFI gratos na non sécurisé ary afaka andehanana? na andro alina tsy maninona.... suite
répondu par max2 le 11/07/2009 08:49
tokynat ( 09/07/2009 08:05)
efa nisy nanandrana anle systeme vaovaon'ny Microsoft windows 7 ve?? tô oe mantsy oe efa azo téléchargeé-na ny version essai, fa vety2 de expiré... suite
répondu par xxx le 09/07/2009 21:09
Lek ( 07/07/2009 06:19)
Hono ho a aiza no mety hahitako winrar gratuit tsy misy evaluation reny ze mba manana azafady de misaotra mialoha... suite
répondu par rhina le 03/09/2009 13:13
xxx ( 02/07/2009 05:09)
Sali daholo, sao d mba misy mahita portable PII Raneny ireny ianareo fa tena misy antony maika hilana an'ilay izy. Raha mba mety d mba valio eto. Marina hoe efa dépassé io article io fa ny tena h... suite
boubounezy ( 22/06/2009 22:03)
za za refa miditra @ reny site misy clip reny ka manokatra hijery lé vidéo d tsy mety misokatra mintsy lé vidéo tsy misy soratra manazava @ko ny antony a ny zavatra tokony ataoko. Inn zany no mba ... suite
répondu par xxx le 26/06/2009 14:32
xxx ( 20/06/2009 16:16)
Miarahaba ireo mpikirakira solosaina afaka manampy. J'ai desactivé tous les controleurs de son de mon ordi portable, cependant au démarrage, il y a toujours du son. Aiza no mety ho olana? M... suite
répondu par ndotofetsy le 30/06/2009 22:40
ni81 ( 17/06/2009 15:39)
Mba mila toro-hevitra avy aminareo namana raha mety o! Misy ilay hoe magnétophone iny @ PC, dia tsy heno ny feo enregistré ao avy eo. Asa na ny paramétrage no tsy mety na inona. Nanandrana ilay A... suite
répondu par ni81 le 17/06/2009 18:43
bazylou ( 13/06/2009 19:40)
Salu Ce sont des apprentis ki font chi*** ki ont élaboré ce virus mais ils malmènent les anti virus car ils savent pas comment faire ,si l'antivirus le supprime il fo reparer le registre donc il va... suite
flaindros ( 11/06/2009 08:07)
Slt daholo ny namana rehetra! Misy olana ny PC ko;tsy misy miseho ny "icone" eo @ bureau;tsy azo "parmètrer"-na ny "bureau"-ko;tapatapaka fôna ny hira rehefa mihaino aho;sns.... Ny hevitrareo mika... suite
répondu par nilex le 16/06/2009 09:53
AFLN ( 10/06/2009 10:48)
Misy mahafantatra ny momba an'io OS XP gold io ve. Manana azy io aho dia SP1 ilay izy, Aiza no mety ahitana upgrade SP2 raha misy ?... suite
répondu par wanalen le 26/06/2009 14:40
tslem ( 09/06/2009 04:05)
Manahoana daholo, Inona kay no mahatonga ny ordi maneno be ôtran lé tômôbil velomina tsy mety velona ireny?dia inona no tokony atao?Misaotra betsaka.... suite
répondu par sitlo le 09/06/2009 15:52
harybe ( 05/06/2009 16:59)
ni_installer cygwin fa te hianatra unix! nony vita nefa ny installation de tsy aiko mapiasa azy! iza no mba afaka manoro ny fampiasana cygwin?... suite
répondu par harybe le 09/06/2009 14:24
rohy ( 05/06/2009 12:21)
sali daolo! Mba mitady fika hanalana avast aho fa midongy tsy mety miala nedala.Avast 4.8 home edition no telechargena ilehiry de tapitra ny delai ny.Efa naka key register ihany aho fa manao error fo... suite
répondu par Picsou le 13/06/2009 15:19
xxx ( 25/05/2009 20:10)
reinstallé windows xp zah fa nirame be ny pcko de nony vita ilay izy dia lasa tsy misy son ny ordi! iza no mba mahalala site fi-installé-na pilote soon ordi?... suite
répondu par wanalen le 27/05/2009 16:53
Lita92 ( 15/05/2009 16:59)
Miarahaba. Mba mila vonjy, raha toa ka efa nahazo anareo ity: Mampiasa Microsoft Outlook 2003 aho, ivelan'i Dago, mandefa fichiers découpés amin'ny logiciel PowerArchiver 2009 amin'ny namako any Da... suite
répondu par xxx le 21/05/2009 11:34
sakio ( 12/05/2009 12:42)
Salut daolo! Isaky ny mampididtra clés USB aho na imprimante mampiasa USB na fakan-tsary dia misy ity message ity foana: Il n'y a pas de disque dans le lecteur, Insérez un disque dans le lecteur\d... suite
répondu par sitlo le 16/05/2009 00:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1233