cygwin

1. harybe ( 05/06/2009 16:59)
ni_installer cygwin fa te hianatra unix! nony vita nefa ny installation de tsy aiko mapiasa azy!
iza no mba afaka manoro ny fampiasana cygwin?
novalian'i harybe ny 09/06/2009 14:24
2. xxx ( 05/06/2009 18:02)
Mbola misy ilana azy ve zany cygwin zany zao?
Tsy aleo ve tonga de VirtualBox + Ubuntu
3. harybe ( 07/06/2009 16:05)
mba torohevitra no angatahana ry xxx fa tsy fanaovana pub zay zavatra nareo any an!
4. xxx ( 08/06/2009 10:43)
harybe:
te hianatra unix!

Tonga teo aminareo ny torohevitra, fa ianareo nandà azy. Ary nohomboanareo izy tao anatin'ny tsy fahalalanareo. :P
5. hery ( 09/06/2009 08:21)
harybe> marina ihany io lazain'i xxx io ka, fa mety tsy azonao. Raha te hianatra linux dia tsy ilaina mi-installer cygwin izany. Misy an'ireny Live CD linux ireny, Anontanio i DotMG eto amin'ny serasera ohatra fa misy any. Dia tonga dia apetraka ao @ ordi dia lasa Linux vetivety ny ordi-nao rehefa demarrer-na amin'ilay CD, tsy mikitika ninona ninona amin'ny windows.

6. harybe ( 09/06/2009 14:24)
ka tsy linux ange no tiko hianarana fa unix eh!! marina fa misy hitovizana kely reo fa misy koa ny mahasamihafa azy!
na marina aza ny an'i xxx torohevitra fomba ampisana cygwin no nangatahako nefa zavatra hafa no omeny! tsy voavaly ilay tadiaviko !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.213