Fichiers découpés

1. Lita92 ( 15/05/2009 16:59)
Miarahaba. Mba mila vonjy, raha toa ka efa nahazo anareo ity:
Mampiasa Microsoft Outlook 2003 aho, ivelan'i Dago, mandefa fichiers découpés amin'ny logiciel PowerArchiver 2009 amin'ny namako any Dago mampiasa Outlook Express, mampiasa PowerArchiver 2004. Maharay ireo fichiers, ilay namana, fa corrompu ireo fichiers, ka raha tokony ho *.Zip no format handraisany ireo fichier dia lasa*.txt izy ireo, ary ny habeny, na "taille" dia tsy misy n'inon'inona, miohatra amin'ny taille handefasako azy (1Mo) isaky y fichier. Inona no mahatonga an'io olana io, dia ahoana no tokony hataoko. Misaotra mialoha amin'izay kalaza afaka manom vahaolana, na torolalana. :idea:
novalian'i xxx ny 21/05/2009 11:34
2. sitlo ( 16/05/2009 00:20)
Tsy koboko ny antony fa alternative angamba no azoko omena.

Alefaso avy amin'ito:

http://dl.free.fr/
3. Lita92 ( 16/05/2009 04:51)
sitlo:

Tsy koboko ny antony fa alternative angamba no azoko omena.

Alefaso avy amin'ito:

http://dl.free.fr/



Salut Sitlo,
Misaotra amin'ilay rohy, fa efa nanao andrana samihafa aho, izany hoe nanao envoie ireo fichiers ireo mankany amin'ny boîte de messagerie-ko hafa roa samy hafa aho, ary tsy misy tomika, na corruption ireo fichiers découpés ireo, fa voaray soa aman-tsara avokoa, ary rehefa manao extraction aho, dia recollé tsara. Fichier *doc, na fichiser *.pdf izy ireo. Fa ny tiako ho fantatra dia moa ve mis incompatibilité ny Microsoft outlook 2003 sy ny outlook express, sa mety ny antivirus an'ilay namana no manohitra ireo fichiers nalefako taminy, sa feno ny boîte de messagerie (professionnelle-ny), fa very hevitra ranamana, kanefa dossier important avokoa no zaraiko aminy. Fantatra fa tsy haut débit ny connexion any Dago hatramin'izao aloha, ka mety ho antony iray ihany koa ve io? Ivelan'i Dago mampiasa haut débit no misy ahy manko.
Misaotra amin'ny toro-lalana hafa.
4. xxx ( 18/05/2009 03:21)
tery saina loatra i lita92 : manao lalakitakisoa.
Fa ny fichier voaray ve no tanjona sa ny fampiasana outlook? ary ny power archiver 2009 sy 2004 nga compatible?
---> http://dl.free.fr/

ilay mail:
- tsy probleme outlook na outlook express
- tsy probleme connection
- tsy probleme antivirus
fa:
- mety probleme serveur smtp na pop
- mety probleme boîte de messagerie (professionnelle-ny)

Solution:
---> http://dl.free.fr/
5. Lita92 ( 20/05/2009 20:17)
xxx:

tery saina loatra i lita92 : manao lalakitakisoa.
Fa ny fichier voaray ve no tanjona sa ny fampiasana outlook? ary ny power archiver 2009 sy 2004 nga compatible?
---> http://dl.free.fr/

ilay mail:
- tsy probleme outlook na outlook express
- tsy probleme connection
- tsy probleme antivirus
fa:
- mety probleme serveur smtp na pop
- mety probleme boîte de messagerie (professionnelle-ny)

Solution:
---> http://dl.free.fr/




Fanampiana amina vahaolana no tadiavina, fa tsy fitsarana olona, r'ingahy kanosa tsy miseho anarana a! Terenao hiditra ao amin'i free aho, fa tsy manome vahaolana ny lien_nao, ka tazomy irery ny frustration, fa tsy ilaina eto akory. Misaotra nandany andro namaly anefa.
6. xxx ( 21/05/2009 11:34)
Ary dia nanamafy ny fony i Farao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.179