Informatika

muhandas ( 08/12/2010 22:12)
Manao ahoana daholo ny namana rehetra, Misy ve fandikana teny malagasy ny teny ampiasaina @ informatika. Ohatra hoe serveur , environnement , test (angamba azo adika hoe andrana)framework , integratio... tohiny
nilex ( 08/12/2010 11:46)
Afaka manampy anao @ dépannagen'ireto manaraka ireto aho: UNITE CENTRALE ECRAN LCD CRT ONDULEUR ORDI PORTABLE (démarrage/affichage ... etc) VIDEO PROJECTEUR CARTE MERE ...SNS "La Qualite est un out... tohiny
novalian'i nilex ny 09/05/2011 05:23
vonynive ( 02/12/2010 12:13)
Fanontaniana Matetika aho no lasa any @ adressen'olona tsy nandefasako azy akory ny mail-ko nefa dia ao anaty éléments envoyés ilay izy; ary adresse mailn'olona iray ihany an ; soa fa mampilaza fo... tohiny
novalian'i heirzo ny 08/05/2012 09:36
Zafimananadrazana ( 01/12/2010 15:09)
Miarahaba antsika mpikirakira ny solontsaina sy ny manodidina azy. Izaho ry zareo mila mampiasa Epi Info 2000 nefa aho tsy manana traikefa firy amin'ny fampiasana io logiciel iray io. Ampio ry zareo r... tohiny
neo83 ( 25/11/2010 20:09)
Arahaba soa, arahaba tsara Mety diso topic zah manoratra ilay lohahevitra ato amin'ny Informatika, fa zany oe very fanahy mbola velona fa nitotototo atsimo sy avaratra dia manontany kely : Sao misy ... tohiny
novalian'i joax20 ny 25/01/2011 06:44
AndriambyII ( 29/10/2010 13:01)
Tena mahery ry zareo sinoa ka ! http://fr.news.yahoo.com/64/20101028/ttc-la-chine-revendique-la-premire-place-1a10180.html... tohiny
neo83 ( 25/10/2010 14:49)
Arahaba soa arahaba tsara, azafady indrindra, Sao mba misy mahita na mivarotra barette memoire RDRam kay ianareo azafady ? izay Mo misy tsy maninona fa tena tsy mety mahita mihitsy zah, le misy broc... tohiny
neo83 ( 15/10/2010 09:12)
Arahaba soa arahaba tsara, Azafady, Efa nitady tamin'ny net iany zah fa tsy nety nahita atrizao, sao dia mba misy mahalala logiciel, na ny fomba fanokafana (fi-explorer-na) izay ao anaty telephone p... tohiny
novalian'i neo83 ny 25/11/2010 20:11
nilex ( 04/10/2010 10:38)
Salut daholo,ho an'izay te hianantra dépannage informatique tena milay dia mampianatra aho ,tsy dia lafo nefa tena ataoko mahay tsara ianao.MERCI... tohiny
novalian'i infiny ny 05/10/2010 14:51
ouioui ( 27/09/2010 17:13)
Inona bain fa mitady hanondrana izany le serasera , inona ndray no mahatonga an'io, maninona toakoa raha tsy haseho eo ny isan'ny mpitsidika en ligne na tsy miditra aza [IMG]http://smileys.sur-la-toil... tohiny
novalian'i cyril ny 04/10/2010 21:56
hery ( 23/09/2010 13:53)
Tsy mbola nidera OS Linux teto mihitsy aho hatramin'izay satria toa mitovitovy daholo ihany ny zavatra avoakany. Fa tamin'ity indray mitoraka ity tena chapeau. ArtistX no anarany. Ary misy LiveCD az... tohiny
novalian'i hery ny 28/09/2010 07:26
aaaa ( 22/09/2010 09:02)
slt, in no karazana carte graphique ( caracteristique) tsara safidina raha hampiasa logiciel resaka image tahaka ny photo shop, na auto cad ....resaka traitement d'image zany no tiako hatao e. ... tohiny
novalian'i nilex ny 20/10/2010 09:44
ouioui ( 21/09/2010 22:02)
Tato ato dia nisy fitarainana foana ny @ resaka sary nampiasan'olona etsy sy eroa teto @ serasera , ny zavatra tsapa aloha dia resaka tany ho any izy ireny alohan'ny nipoirana teto Aza dia mandefande... tohiny
novalian'i zama91 ny 22/09/2010 09:30
mion ( 31/08/2010 08:40)
salut daholo Pc ny matos ao de nefa noho ny asa de tsy maintsy mi-dev ho an'ny Mac koa hono. za tsy manana mac fa raha mba misy manana le logiciel hackintosh iny nareo (Snow Leopard v 10.5.6 angamba ... tohiny
glamouur2 ( 20/08/2010 09:09)
salut daholo e! saika mba hanontany izay mampiasa netbook oe matanjaka iany ve izy ireny?azo anaovana developpement ve ary mahazaka OS 2 ve? ohatra oe xp sy ubuntu? merci bcp!... tohiny
novalian'i glamouur2 ny 01/09/2010 06:28
nilex ( 02/08/2010 08:29)
mitady schéma na carte mere ordi aho sao mba misy manana,schéma éléctronique mihintsy izany an izany hoe ilay circuit mihintsy.Mitady site aho raha misy mahalala fa tena ilaiko maika io.Misaotra i... tohiny
neo83 ( 29/06/2010 08:16)
Arahaba ho an'ny androany ndray, Azafady ndray re, mba mila fanampiana. Rehefa mampiditra le keyword (html) ao anaty page moa, dia elanelanina amin'ny "-" ve sa "," sa ";" no fanao azy ? asina elanel... tohiny
novalian'i neo83 ny 30/06/2010 10:51
neo83 ( 22/06/2010 12:22)
RSS
Arahaba avokoa, Mba mangataka fanampim-panazavana re azafady, inona kay no dikan'ilay Flux RSS amin'ny site ireny ? oe tokony atao anaty site foana ve ireny ny tokony ho izy ? lavitra be ve ny lalana... tohiny
novalian'i neo83 ny 24/06/2010 15:00
neo83 ( 18/06/2010 06:12)
Salama avokoa, Sao dia misy mahita hevitra kay azafady, nanamboatra site html izaho izany, dia nasina ilay [i]message box - A propos[/i] ireny any amin'ny farany. Dia refa clikena ilay bouton a propo... tohiny
novalian'i neo83 ny 18/06/2010 07:53
rdr2510 ( 07/06/2010 07:37)
Salut daholo, Aiza ry zalahy no mba misy mivarotra circuit logique sy microcontrolleur MICROCHIP (PIC 16f84, 18f280,.....) eto tana a. Tena lany haiky mihintsy aho nitady fa tsy nahita. Sao mba misy... tohiny
novalian'i nilex ny 04/08/2010 06:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3073