Informatika
hasn
(
26/11/2011 10:12)
Salama daholo ny namana
Misaotra mialoha koa @ zay mety ho fanampiana
Mamono tena tampoka ny laptop ko: Acer aspire 5315 celeron ...
Mipekopeko (feo) sy mipendrapendrana (jiro) ny processeur! dia mih...
suite
répondu par hery le 17/01/2012 09:44
hasn
(
26/11/2011 10:11)
Salama daholo ny namana
Misaotra mialoha koa @ zay mety ho fanampiana
Mamono tena tampoka ny laptop ko: Acer aspire 5315 celeron ...
Mipekopeko (feo) sy mipendrapendrana (jiro) ny processeur! dia mih...
suite
bellla
(
04/11/2011 19:12)
bjr doly
tratran`ny virus ny ordiko ry reto nefa misy horonantsary n`olona mbola tsy nivoaka le izy. (Win XP) d tena tsy azo niasana mitsy d voatery ni-instalevako Win7, azo iasana izy ary mbola ao l...
suite
répondu par heirzo le 08/02/2012 13:45
mhtwilog5
(
30/10/2011 11:35)
Miarahaba,
Sao dia mba mety misy mahay manao installation mac os x amin'ny asus x72j, ato azafady ?
Mba andramana alohan'ny hividianana.
Misaotra e!
...
suite
répondu par mhtwilog5 le 05/11/2011 18:04
IMR
(
29/10/2011 17:04)
Miarahaba,
Sao mba misy afaka milaza amiko hoe iza no mety kokoa sy maha aingana kokoa ny manavanana azy? Efa niasa 1 volana tamin'ny KDE ah, ary hitahitako daholo ny zvt rehetra ilaiko, fa nony nanov...
suite
répondu par razorback le 03/12/2011 09:39
RBNIR
(
26/10/2011 04:56)
Faly miarahaba ny namana rehetra,
Sao dia mba misy afaka manoro lien hahafahana manao téléchargement "logiciel pour la gestion de budget de trésorerie gratuit" afaka manao gestion écart koa.
Tsy ...
suite
répondu par RBNIR le 26/10/2011 07:18
guant
(
13/10/2011 08:58)
Bjr tt le monde,
hono a ry akam isany,aona kay ny mitelechargé pilote telephone TECNO HD 51 fa tena tsy maita a!
ilaiko ho installena am ordi mantsy iz io, hanaovako modem
misaotra mialoha ra misy m...
suite
répondu par guant le 10/11/2011 10:44
bellla
(
12/10/2011 09:54)
Akory aby,
mba mila fanampiana aminareo namana re,fa tsy haiko ny mizara ny disque dur-ko fa metetika izy no voan`ny virus d formatena d maty any daoly ny asako. 320G ny Disqko d mba tiko ho zaraina r...
suite
répondu par hery le 12/10/2011 14:15
rebiryx
(
08/10/2011 04:59)
Izao za vao mampiasa ordi manana sisitema Lunux, misy fahasimbana izy io zao ka sahirana be aho ny hanamboatra azy satria tsy manana fahalalana mikasika izany, sady tena mbola tsy nikitika mihitsy koa...
suite
répondu par razorback le 03/12/2011 09:47
rebiryx
(
25/09/2011 16:57)
rahoviana ihany vao tena mba ho tafiditra eo amin'ny sehatra Informatika ny diksionera Malagasy ? Mba ilazao vaovao ihany rehefa tonga any amin'ireny "logiciel" mpandika teny any fa mety hanampy be di...
suite
répondu par mhtwilog5 le 30/10/2011 11:41
trondrogasy
(
22/09/2011 16:49)
raha tsy te hita trace @ resaka atao sur internet ,forum,telechargement ,izay rehehetra mikasika ny connection internet dia mila afenina ny IP
hita eo daholo ny momba anao rehetra na ny toerana misy a...
suite
répondu par IMR le 29/10/2011 16:38
cadoneky
(
13/09/2011 16:01)
salut daholo,
Mitady clé d'activation windows vista intégrale aho ze manana 32 bits le izy, nisy fausse manip nataoko de tsy mety restauréna tsony le izy de mitaky an'io.
Merci...
suite
répondu par cadoneky le 15/09/2011 11:44
arisse
(
13/09/2011 14:27)
Salut daholo a!
Misy PC Pentium III 'zay any,sady lent be nedal no ko efa "périmé ilay anti-virus. Raha vao desinstaller-na le anti-virus dia avy hatrany mamonontena ary mi-rédemarre tampoka 'lay m...
suite
répondu par ako le 31/10/2011 15:33
rraony
(
13/09/2011 11:44)
aona ry zalahy ny misaoty tomboho amin'ny Robin Hood (legend of sherhood). tsy hitako mihintsy ny "touche"...
suite
répondu par mhtwilog5 le 30/10/2011 11:39
eric306
(
02/09/2011 17:47)
slt dhl! Mba mangataka torohetra. Manana flash disk 2Gb aho de ref asian donne le iz d ts mis mand le donne. Ef n formatek t@windows sy linux fa ts mis fiovana. In kay n tokony atao? Msaotr!? Msaotr!...
suite
répondu par tmjjah le 04/10/2013 06:28
eric306
(
02/09/2011 17:45)
Mba mangataka torohetra. Manana flash disk 2Gb aho de ref asian donne le iz d ts mis mand le donne. Ef n formatek t@windows sy linux fa ts mis fiovana. In kay n tokony atao? Msaotr!...
suite
répondu par nofinofy le 07/09/2011 18:33
arisse
(
30/08/2011 11:52)
Salut daholo ry namana.
Ahoana no fomba atao raha hanao "sauvegardes des données" ao @ system aho? (ny adresse outlook,sns...)
Misaotra @ valiny izay homentsika é!...
suite
répondu par arisse le 01/09/2011 11:55
RBNIR
(
16/08/2011 11:39)
Faly miarahaba an-tsika rehetra,
Manana olana toy izaho aho amin'ny ordinateur fampiasako:
Mitaky défragmentation ilay machine, nefa rehefa manao ilay défragmentation aho dia milaza rapport ilay izy...
suite
répondu par RBNIR le 25/10/2011 04:30
pakopako
(
29/06/2011 18:33)
salama daholo
Misy USB zay nampidirina t@ machinne namako d avy eo feno virus, d no scan neko t@ Kaspersky dia manao d tsy afaka miditra manao scan ilay kaspe refa tonga @ dossier misy soratra sinoa ...
suite
répondu par nilex le 16/08/2011 13:50
tslem
(
15/06/2011 10:44)
Manahoana dholo, hono ho aho ny mozlla firefox ve compatible @ windows7(64bits) sa tsy mety?misaotra indrindra....
suite
répondu par tslem le 30/09/2011 09:37
