Informatika

RBNIR ( 30/05/2013 23:30)
Faly miarahaba, Rohy mety mahasoa http://www.tripleclicks.com/12725948 ... tohiny
novalian'i newsoul ny 28/01/2014 15:47
avtr ( 11/04/2013 11:43)
inon kay n site fangalana ''catch'' sy ''film'' ar ''dessin annimées''? d msôtra mialoh h anareo ô!... tohiny
novalian'i Smith000 ny 22/08/2013 08:41
Nehemiah ( 10/04/2013 09:01)
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/15eadf262e98f78136a26dba7b666063.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/15eadf262e98f78136a26dba7b666063.jpg[/img][/url]... tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/04/2013 14:03
RBNIR ( 09/04/2013 07:32)
Faly miarahaba ny namana mpisera rehetra, Manana olana eo @ fanaovana installation Wordpress, Niainga avy @ installation sy configuration xampp. Efa nahavita téléchargement Wordpress version farany ... tohiny
novalian'i Emma2019 ny 24/01/2019 04:59
avtr ( 08/04/2013 05:19)
aoana kay n manisy internet gratuit @ telephone na ORDI?[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/e7dcbc621031863e1b8c70b635b251e9.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/e7dcbc621031863... tohiny
novalian'i nilex ny 08/04/2013 06:57
RBNIR ( 19/03/2013 10:15)
Salama daholo, Mitady filtre écran (ho ana moniteur 17'') Eto Tana Misaotra mialoha ... tohiny
fenotsiky ( 23/01/2013 08:57)
afaka manoro anao ny fomba fitadiavana asa en ligne aho tsy misy lainga tsy misy fitaka fa ny base no atoroko anao ... tohiny
novalian'i 5laody ny 13/03/2013 17:37
avtr ( 19/12/2012 17:57)
slt dhl! aoana kay ny manao installation @ USB ? de met dhl v rhf systeme?? Ohatr oe "SWEET"! io mants n systeme mb tiako! mb mila valiny maika rh met azfd ndrindr ô!... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 21/12/2012 15:22
gyau ( 26/11/2012 08:57)
mba mila fanampiana kely e!mba omeo site milay i télchargena logiciel ranga fa tsy maita milay mitsy zay an!... tohiny
novalian'i Sytraka ny 27/07/2013 17:04
paiso ( 23/11/2012 06:43)
Arak'io lohateny io, aiza kay no mety ahitana mpivarotra imprimante grand format (A2, A1, sns) de manodidina ny ohatrinona eo ny vidiny? ... tohiny
heirzo ( 02/10/2012 08:00)
Slama daoly tska fa manin kay ny PC rhf velomina dia ts mety tonga am le demarrage de windows iny mints... tohiny
novalian'i nilex ny 21/11/2012 13:01
Randria2007 ( 17/08/2012 14:00)
Ahoana kay ny fampidirana clip @ youtube?... tohiny
mrija ( 11/08/2012 13:40)
@ Petium4 in oa n ten marque tsar sd matanjak. ... tohiny
novalian'i nilex ny 21/11/2012 13:05
heirzo ( 08/08/2012 11:05)
Sao mba misy manana logiciel ahafahana mi-installer système amin'ny usb ato azafady ? Dia misaotra mialoha !... tohiny
NDINDY ( 08/08/2012 10:29)
Miarahaba anareo rehetra Sao mba misy mahita olona mahay mampianatra informatique gratuit any aminareo mba hianaran'ny ankizy mandritra ity vancance ity. Misaotra mialoha ho an'izay hamaly ny antso.... tohiny
novalian'i Sytraka ny 27/07/2013 17:19
lohabe ( 11/06/2012 20:27)
Saika mba hanontany aho hoe misy statistika momba ny navigateur fampiasan'ny malagasy ve? Ny ao Antanananarivo hono vokatry ny krizy dia lasa kahihitra be ny cybera? Dia tsy misy Javascript sy flashp... tohiny
Tibao ( 31/05/2012 16:29)
Ary fa maninona kay ny ankamaroan'ny tranonkala malagasy izay hita toa amin'ny teny frantsay daholo ??? Tsy natao ho an'ny malagasy ve hono izy ireo ?... tohiny
novalian'i dadabe ny 17/06/2012 09:24
simplex ( 25/05/2012 12:17)
ifg
kiiiiiiiiii fa nga tsy mande tsony ny infogasy le?? ... tohiny
novalian'i hery ny 25/05/2012 14:15
ranet06101 ( 12/05/2012 10:02)
Manahoana daholo, Mila fanampiana aho ry reto an. Tsy haiko ny miparametrer FACEBOOK sy INTERNET ny phon ko, efa nentiko t@ TELMA sy ORANGE fa tsy haindry zareo koa... tohiny
novalian'i ded.kitty ny 14/05/2012 03:32
guant ( 08/05/2012 13:33)
bjr, hono a ry zareo? inona no dernière version antivirus avira farany!sy ny fanaovana mis à jour anaz... tohiny
novalian'i totsy ny 07/04/2013 08:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0796