Informatika

nintsievagio ( 09/06/2015 09:06)
Saody mba mahita carte mére an' ilay Tableau élèctronique programmable toy ny fahita eny @ tranom-barotra ireny (publicité dimension:1350mmX200mm) ianareo mba vidina, na koa mahita mpivarotra fa ... tohiny
novalian'i nilex ny 28/07/2015 13:44
tovorandria ( 28/05/2015 08:31)
miarahaba antsika rehetra, aiza kay no misy internet tsara connexion zany oe haingam- pandeha ary amin´ny vidiny tsy dia lafo eto tana? dia ohatrinona eo kay ny sarany isam- bolana? misaotra tompok... tohiny
ombkel ( 03/04/2015 15:54)
Mba mtd asa toy ny operateur de saisie na ny manodidina azy. Mba mtady asa toy ny chauffeur taxi ville na service patron ihany koa tsy maninona. Ety tanjombato atsimondrano no misy ny fonenako ankehit... tohiny
ombkel ( 03/04/2015 15:37)
Miarahaba antsika rehetra! Za zan mb manan olan kely e! Ny carte mere-ko ten tsy mi-affiche mihintsy, sady tsy mi-bip mihintsy koa. Dia na esorina aza ny processeur dia miodina foana ny ventirad, dia ... tohiny
novalian'i nilex ny 18/05/2015 10:59
Feno123 ( 26/03/2015 12:57)
Salama tompoko. Mba saiky hila hevitra kely hoe, fa maninona hay no hita intsony ny disque dur externe eo @ windows explorateur? Misaotra indrindra.... tohiny
novalian'i khelet ny 03/07/2016 07:12
mpisotrtoaka ( 04/03/2015 11:55)
Salama daholo e ! Mivadika ho azy ny clavier-ko lehireto a ! Manoratra a aq no soratany d manoratra q za d aq ihany no soratany d mis touche maromaro tahaka izany saingy mis sasany mandeha tsara ! Le ... tohiny
Maningana ( 02/03/2015 12:23)
Mba hanotany zah oe f manin na ahoan n antony mahatonga izao tranga izao: misy carte SD nangalana sary t@ appareil photo numerique, ref jerena ao anaty appareil dia hita eo daolo ireo sary, ref ho jer... tohiny
novalian'i Maningana ny 04/03/2015 11:43
bazylou ( 06/02/2015 15:46)
ary efa mba misy rirany tsara ny resaka informatika sy internet ary ny connection eto Madagasikara an. Efa mihabetsaka ny .mg. NY orinasa mamano ntic sy site web efa feno... tohiny
mpisotrtoaka ( 28/01/2015 03:07)
Mitady asa resaka infographie na metteur en page na détoureur ! Malalaka be ny tapak'andro ! Atsy atsimondrano faritra andoharanofotsy no misy ahy ! Na resaka saisie na aide am cybercafé aza mety fo... tohiny
novalian'i ombkel ny 03/04/2015 15:46
Tibao ( 17/12/2014 18:02)
Akory aby e! Vao nivoaka vao t@ herinandro ny Google translate t@ teny malagasy. Tsara ilay ezaka ka! Voadikany hatramin'ny teny ratsy :P... tohiny
Ruz9 ( 14/10/2014 08:35)
Innvestissez dans ce [url=http://http://cyrius.unblog.fr/?p=290]businet[/url] avec un moindre somme et soyons gagnant gagnant... tohiny
sitlo ( 06/10/2014 22:36)
Manao ahoana daholo. Mba nijerijery ny vidin'ny .mg tamin'ny internet aho dia toa tena lafo be daholo ny hitako. Efa 10x mihoatra mihitsy. Ny .com ohatra $10 isa-taona eo, ilay .mg toa $120 mihitsy.... tohiny
novalian'i bazylou ny 06/02/2015 15:48
elie%27us ( 01/10/2014 04:22)
sao misy mahay manao piratage facebook ato e... tohiny
novalian'i hery ny 01/10/2014 06:29
mpisotrtoaka ( 26/09/2014 11:49)
Salama daholo e ! Za zany manana Dual core izay d ny processeur-ny Celeron d ts mahazaka adobe première sy 3DS max d azo soloana ve io precesseur io !? 2 Go ny RAM... tohiny
hafahafa ( 17/09/2014 12:15)
Miarahaba ny namana rehetra! Mila fanampiana avy aminareo namana reto a, Tena maniry ny handalina kokoa aminy Access Visual Basic za,efa nanao nianatra iany tany ampenarana fa aminy akapobeny fotsiny ... tohiny
novalian'i nilex ny 10/02/2015 14:02
miarana ( 17/09/2014 08:27)
Mba te hahala aho oe inona ny CPU nivoaka farany. - Refference - Socket - Frequence Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i sitlo ny 29/10/2014 20:57
endriny ( 08/09/2014 04:18)
Ary dia tena lasa mainty tampoka ny ecran indraindray... Tsy arako tsara, fa cookies mananihany be ilay izy, raha ilay tracking amin'ny fanaovana pub aloha tsy maninona, fa ity tena mandreraka... Mis... tohiny
novalian'i manoa131 ny 11/09/2014 11:43
Nintsievagio ( 29/08/2014 19:21)
ahoana ny fomba instalena net framwork 3.5 @ windows8 fa tena sahirana mahitsy fa izay atao manao erreur daholo.... tohiny
mpisotrtoaka ( 02/07/2014 12:48)
Mety mba misy manana lien na logiciel afaka ampiasaina hijerena teny gasy ranoray miaraka am famaritana v ato ô ! Na site filtrée fotsiny aza !... tohiny
Charoumeni ( 02/07/2014 10:06)
Bjr daholo Ho anareo mahay info sy technologie vao2. Raha manoratra @ ireny forum ireny v aho (avahako manokana ity serasera ity) fa le forum @ site vazaha no tiako resahina dia fantany v oe avy aty ... tohiny
novalian'i sitlo ny 18/08/2014 16:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1201