carte SD tsy mety voavaky

1. Maningana ( 02/03/2015 12:23)
Mba hanotany zah oe f manin na ahoan n antony mahatonga izao tranga izao: misy carte SD nangalana sary t@ appareil photo numerique, ref jerena ao anaty appareil dia hita eo daolo ireo sary, ref ho jerena ao anaty ordi anefa lay carte dia LASA OE VIDE ny ao anatin lay carte, averina jerena @ alalan ilay appareil dia mbol hita ao daholo ihany ny carte, navadika t@ ordi hafa ndray no nanokafan lay izy fa tsis ninin ihany, mba toroy hevitra ahafahana mamaky ilay carte na inon ny anton'izany azafady ô; M6 dia mba miangavy valiny e
novalian'i Maningana ny 04/03/2015 11:43
2. 5laody ( 02/03/2015 16:06)

Maningana:

Mba hanotany zah oe f manin na ahoan n antony mahatonga izao tranga izao: misy carte SD nangalana sary t@ appareil photo numerique, ref jerena ao anaty appareil dia hita eo daolo ireo sary, ref ho jerena ao anaty ordi anefa lay carte dia LASA OE VIDE ny ao anatin lay carte, averina jerena @ alalan ilay appareil dia mbol hita ao daholo ihany ny carte, navadika t@ ordi hafa ndray no nanokafan lay izy fa tsis ninin ihany, mba toroy hevitra ahafahana mamaky ilay carte na inon ny anton'izany azafady ô; M6 dia mba miangavy valiny e

Bjr, Ny lecteurs de carte externe indraindray manondrana na tsy mitsofoka tsara. Raha afaka atsofoka amin'ny ordi ilay appareil dia mety ho azonao sintonina ihany ny sary. (mety tavela anaty mem internen ilay appareil ny sary fa tsy amin'ny carte).
3. Maningana ( 04/03/2015 11:43)
Mrc anao 5laody an, fa izao lay carte koa nefa ref vakiako @ DVD DIA MBOL HITA AO DAOLO N SARY REHTR, d zay no ilazako oe mety mbol voatazona anaty carte ihany ireo sary fa ny antony TSY HAMAKIAN'IZAY ORDI HIJEREKO AZY NO TSY MAZAVA amiko, mba tiako alaina atao copie izy ireo f tena manandanja be amiko. mbola mankasitraka hatrany @ vali-teninareo
5laody:


Maningana:

Mba hanotany zah oe f manin na ahoan n antony mahatonga izao tranga izao: misy carte SD nangalana sary t@ appareil photo numerique, ref jerena ao anaty appareil dia hita eo daolo ireo sary, ref ho jerena ao anaty ordi anefa lay carte dia LASA OE VIDE ny ao anatin lay carte, averina jerena @ alalan ilay appareil dia mbol hita ao daholo ihany ny carte, navadika t@ ordi hafa ndray no nanokafan lay izy fa tsis ninin ihany, mba toroy hevitra ahafahana mamaky ilay carte na inon ny anton'izany azafady ô; M6 dia mba miangavy valiny e

Bjr, Ny lecteurs de carte externe indraindray manondrana na tsy mitsofoka tsara. Raha afaka atsofoka amin'ny ordi ilay appareil dia mety ho azonao sintonina ihany ny sary. (mety tavela anaty mem internen ilay appareil ny sary fa tsy amin'ny carte).
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.284