Informatika

frajosoa ( 10/09/2017 18:09)
Salama daholo! Isaky ny mampiditra vidéo amin'ny youtube za de miova foana ilay qualité an'ilay vidéo, mety misy mahay tokony hatao amin'izany ve mba hitazomana ny qualité an'ilay vidéo? misaotr... suite
répondu par victa le 22/09/2017 13:46
nambinintsoaherison ( 21/08/2017 06:12)
salama daholo .mangataka fanampiana kely azafd i.inona ny "solution du changement climatique"mifandraika amin'ny "technologie informatique"?... suite
répondu par robertjulia le 11/12/2024 02:40
harenatelo ( 16/08/2017 12:41)
miarahaba ny namana rehetra eto @ serasera.afaka manamboatra ny ordinateur toute marque sy géneration .eto ambohijatovo no mipetraka afaka mande any @ toerana misy anao.manao ny asa rehetra momba ny ... suite
alexandra32 ( 20/07/2017 19:49)
Ny tenako moa Malagasy tia tanindrazana ary efa ela no nipetrahako tany Dago ary teo no nahitako fa mbola maro ihany ny zavatra mbola azo atao any. Ireto misy proposition vitsi2 na bizna mety mandeha ... suite
rhaj0 ( 18/04/2017 13:36)
TEna mba liana aho hoe, inona no hitanareo tsi11 aby any, @ ilay pub etsy @ ankavanana @ takelaky ny serasera eto io. Ny hitako izao dia hoe "Muslim and Single?"; toa izao: [img]https://tpc.googles... suite
répondu par rhaj0 le 21/04/2017 17:38
perse108 ( 05/04/2017 15:11)
aiz lty ry zalah ny lalana rehefa tonga ao @ le zaridaina maizina be iny le rehefa maty le razoky mitondra hety be iny ampio zay ra toa ka mba mpilalao jeu ku ty forum informatika ty fa tsy resaka ser... suite
répondu par perse108 le 09/04/2017 08:23
nantsafaina ( 12/10/2016 10:47)
Ny hanongotsongoana ny maty anie, tahotra ny handevim-belona. Ny aro riaka main'andro, hitsinjovana ny fahavaratra tsy maintsy ho avy. Dian-tana rahateo ny fiainana, ka ny efa lasa no hakana lesona am... suite
répondu par Dreamlover14 le 21/12/2016 19:14
hery ( 03/10/2016 14:12)
Amin’ny maha fitaovana be mpampiasa ny kaonty Facebook dia betsaka ihany koa ireo fanafihana mety hihatra aminy. Ny tanjona matetika dia ny hahafahana mangalatra ny kaontinao na koa hahafahana manap... suite
répondu par nintsievagio le 23/06/2017 08:45
nilex ( 16/09/2016 12:27)
Afaka manampy raha misy no olana .[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/b25fe4f3d98aed7dfb3a2719e87e7a8a.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/b25fe4f3d98aed7dfb3a2719e87e7a8a.jpg[... suite
répondu par rougenoir le 03/07/2017 13:20
Rafieritreretana ( 02/09/2016 05:32)
Mba mila torohevitra, hanao TV LIVE STREAM eto @ Internet de ahoana kay ny condition: youtube ohatra? Sao de mba misy mahafantatra... Misaotra indrindra tompoko.... suite
rhaj0 ( 04/04/2016 18:34)
http://techno.lapresse.ca/nouvelles/201603/24/01-4964310-le-robot-de-microsoft-devient-raciste-nazi-et-sexiste.php Raha ny fahazoako azy izany, dia ilay "robot", dia hotry ny "olona virtuel", ka rahe... suite
répondu par rhaj0 le 08/04/2016 12:47
ackassrak ( 14/01/2016 17:03)
Kaiz doly! ty misy application vaovao ,afaka miretrace n telefonanao izy ra sanatri misy misitona eny an-dalana na nisy nanagalatra,Leomaster ny anarany,telechargeo ao @ito: https://play.google.com/st... suite
répondu par heirzo le 26/11/2016 07:29
RUZ9 ( 07/01/2016 08:42)
Efa nosaininao ve ny hoe ianao mihitsy no hanitsy na hanova ny article tsirairay ao amin'ny lalampanorenana ? Andramo eto,[url=http://constitutionfantome.e-monsite.com] tsindrio ity rohy ity[/url] Tsy... suite
répondu par 5laody le 09/01/2016 20:15
guant ( 06/01/2016 10:50)
miarahaba tompoko! inona kay no mahatonga ny convertisseur tsy mety tafakatra 220v fa mijanona eo amin'ny 180 eo fotsiny.marihiko fa ilay economique ireny ilay izy. mba misy olona mahay momba ireny ve... suite
napou ( 07/12/2015 07:41)
Salama daholo e! Mba mitady unité central fotsiny, aiza no mety ahitana? misaotra an'izay mamaly! ... suite
hery ( 07/11/2015 21:57)
Salama daholo. Misy mampiasa Raspberry PI ve ato? Inona no tena ampiasanareo azy? Nividy iray aho mantsy nefa tena tsy hitako hoe atao inona (afatsy hampidirana linux izay efa ananako amin'ny ordinat... suite
répondu par Tibao le 04/12/2015 14:43
0341063933 ( 24/10/2015 20:45)
marina ve f mis miteny s manentana f mis asa azahoana vola @ internet mis tranokala mpanao dokambarotra k isakin ny miclic ianao dia mahaz vola ... suite
répondu par rougenoir le 03/07/2017 13:06
rhaj0 ( 07/10/2015 16:11)
ahoana ny traikefanareo ao? Misalasala aho h@ izao, na dia baojy azany, fa toa hoe, ny fiarovana ny aminao (identite) hono tena tsisy tokotaniny? DIa raha manana lojisiely baojy :-) dia mety koro... suite
répondu par 5laody le 08/10/2015 14:02
pdevy ( 14/07/2015 12:00)
Miarahaba antsika rehetra. Sao dia misy mahalala hoe afaka miditra 4è année ao @CNAM ve raha efa manana bacc+3 en info.Mety ohatrinona eo ho eo ny frais de cours par matière ary mety misy firy ny ... suite
mpisotrtoaka ( 02/07/2015 13:11)
Mba mila torohevitra fa te hanokatra blaogy amin'ny blogspot e ! Iza no mba afaka manoro izay tokony ataoko ! Misaotra... suite
répondu par mpisotrtoaka le 07/07/2015 11:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0422