window 10

1. rhaj0 ( 07/10/2015 16:11)
ahoana ny traikefanareo ao?

Misalasala aho h@ izao, na dia baojy azany, fa toa hoe, ny fiarovana ny aminao (identite) hono tena tsisy tokotaniny?

DIa raha manana lojisiely baojy :-) dia mety korontaniny ve ?
novalian'i 5laody ny 08/10/2015 14:02
2. hery ( 08/10/2015 00:27)
Izaho aloha mbola tsy nametraka tamin'ny solosaina ampiasaiko fa misy vitsivitsy ihany ny ao ampiasana no efa nametraka. Toa mandeha tsara hono ary malaky kokoa noho ny windows 8.1

liana koa aho ho an'izay mampiasa hoe mandeha tsara daholo ve ny pilotes sns. Tsy mila averina apetraka daholo mihitsy ve ny rehetra?
3. Fiffi ( 08/10/2015 07:12)

hery:


liana koa aho ho an'izay mampiasa hoe mandeha tsara daholo ve ny pilotes sns. Tsy mila averina apetraka daholo mihitsy ve ny rehetra?



....impec ! tsy mila averina apetraka daholo fa ianao indray aza no sahirana fa il y a tellement de choses dedans...

mila fahazarana fotsiny dé oula mandeha tsara...

par contre...ohatra te hi-télécharger zone.com pour les jeux ...tsy mety izy hihihihi

bref...super !
4. Fiffi ( 08/10/2015 07:23)
dé alaivo io fa gratuit mais pas pour toujours...durée illimitée io an....

http://www.microsoft.com/fr-fr/windows/windows-10-upgrade

5. 5laody ( 08/10/2015 14:02)
Vakio tsara fa toa nisy hoe mbola akamerina amin'ny taloha raha tsy afapo fa iray volana ihany izy izay. (mila toerana amin'ny hdd anaovana restauration raha ohatra ka)

Raha progr na kilalao avy ao aminDRaBily hono no baojy dia tsy mety raha tsy zaza hendry. dia ny takalotakalo torrent) koa toa hitan-dry zalahy.
Fa raha ny ident nao ve tsy efa tonga any hatramin'izay fanaovanao gogola ranofotsiny izay e?

tsy avelandry zalahy akarina ilay tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2655