Informatika

Charoumeni ( 02/07/2014 10:06)
Bjr daholo Ho anareo mahay info sy technologie vao2. Raha manoratra @ ireny forum ireny v aho (avahako manokana ity serasera ity) fa le forum @ site vazaha no tiako resahina dia fantany v oe avy aty ... tohiny
endriny ( 07/06/2014 05:59)
Dia gaga aho fa tsy nivoatra mihintsy ilay izy. Ary rehefa mitady ho resy ilay ordi dia mikatso ilay izy...ihihihih... tohiny
novalian'i solobindo ny 01/11/2014 15:05
ANDRIAMENA45 ( 25/05/2014 19:49)
Tsy Miseho Sary Pejy Facebook Telephone itel it210 , Telephone More Q200 NOKIA siteweb https://m.facebook.com . telechargement active surf elaela memoire insuffisante telephone itel it210 , misy pej... tohiny
ANDRIAMENA45 ( 25/05/2014 19:39)
Tahaka Telephone : eidolon ZT-E 66 sy ANOKING N77 , Samy NOKIA DUAL SIM Misy Olana Pejy Securise Tsy Mety Misokatra Pejy. Tephone ANOKING N77 NOKIA misy olana pejy tsy mety anoratana fandesana publifi... tohiny
ANDRIAMENA45 ( 18/05/2014 14:46)
TELEPHONE DAXIAN YAO389 RAHA VAO SUPPRIME PROFIL GPRS MATY STRAP . TSY MAHAZA PUCE USIM KOA. TELEPHONE PAS ASSEZ MEMOIRE LAVA.... tohiny
hery ( 14/05/2014 14:09)
Ohatra ny tsy misy mandalondalo intsony ao amin'ny infogasy.net ry zalahy. Nangina ve? Sa variana any amin'ny facebook? :-) Zavatra tokony hampidirina ao koa izao ireny review-na zavatra vaovao ireny,... tohiny
novalian'i Nav ny 18/10/2016 05:41
Manyahk ( 28/03/2014 14:27)
Efa noregleko daholo ny volume rehetra fa mbola ambany be foana ny volumen'ny casqueko Sound max integred digital HD audio ny pilote son'ko, tsy hita ao anaty peripherique de lecture ihany koa ny casq... tohiny
novalian'i Manyahk ny 09/04/2014 06:21
rotsycyber ( 26/02/2014 05:42)
Miarahaba ny rehetra... Hisy hetsika rahampitso Alakamisy tolakandro amin'ny 2 ora sy sasany ho fanairana an'i BLUELINE amin'ny tsy firaharahiana ny Client sy noho ny haratsian'ny tolotra 4G na ny haf... tohiny
Nintsievagio ( 11/01/2014 07:49)
Mba atoroy làlana fa izaho manana Télephone dia voakitiko ny parametre Restaurer d'usine dia voafafa ny N°IMEI (nul) , ny données GSM tsy mahazo mihintsy nefa ny reseau misy ny appel tsy mahazo sy... tohiny
novalian'i RBNIR ny 27/01/2014 09:22
berainy ( 12/11/2013 07:04)
Miarahaba antsika ato, Inona kay no azo andikana ny hoe telechargement na download @ teny gasy? Misaotra.... tohiny
novalian'i eprom ny 14/01/2014 08:32
Gasypetak ( 02/11/2013 19:41)
Miarahaba ny rehetra, sao dia mba misy afaka manampy ahy, manana photocopieuse develop ineo 163 aho, dia manao erreur "appel maintenance M1" ilay izy dia tsy misy inon'inon azo atao aminy... Isaorana ... tohiny
novalian'i Essera ny 06/12/2013 12:57
Tibao ( 19/09/2013 21:04)
Salama daholo, Vao hitako vao androany ity mpandika teny malagasy anglisy ity. Anjarantsika mpanao informatika gasy ny manao ny mpandika anglisy-malagasy ;) http://demo.clab.cs.cmu.edu/translate/ Ef... tohiny
novalian'i RBNIR ny 28/01/2014 22:17
Tibao ( 08/09/2013 20:40)
Miarahaba antsika rehetra, Tamin'ny nijery ny kaody HTML an'i serasera.org aho dia somary gaga kely : "en" no lazaina fa fiteny fampiasa ato amin'ity tranonkala ity... Izany hoe teny anglisy? [quote... tohiny
novalian'i sitlo ny 20/09/2013 06:07
orampanala ( 06/09/2013 07:55)
Manahoana daholo,ahoana kay azafady no hahafantarana ny adiresy IP an'ilay olona nandefa mail ho anao sa tsy mety fantatra izany?misaotra... tohiny
novalian'i sahia ny 12/05/2014 07:13
gasipetak ( 27/08/2013 05:46)
mba te hanontany antsika ato hoe iza no [b]fournisseur internet tsara[/b] eto Mada raha hanangana cyber : Blueline ohatra ny malaza ratsy fa milatsak b ilay debit 5mb sady matetika tapaka - Telma ohat... tohiny
novalian'i tiix ny 28/01/2014 04:14
hery ( 29/07/2013 08:41)
Salama daholo. Ohatry ny mahakivy ahy ilay windows 8. Toa manjary manana tendance smartphone ilay izy. Indraindray ara tahaka ny tsy manao multi-task intsony. Raha manokatra video ohatra dia tsy af... tohiny
novalian'i endriny ny 07/06/2014 06:10
Sytraka ( 27/07/2013 17:22)
Mitady namana hifampizarana traikefa mandritrin'ny fialantrasatra!... tohiny
nintsievagio ( 10/07/2013 19:20)
ahona kay ny fanaovana ny fanalana ny fond na arriere plan rehefa manao montage video, ohatra hoe video teo antokotany dia atao eny amin' ny ranomasina log magix delux no ampiasaiko na adobe premier ... tohiny
novalian'i sitlo ny 13/07/2013 21:15
avtr ( 08/06/2013 06:02)
sweet sy trust n nataoko t@ le bootable USB d tsmet,sa mis logiciel hafa? ... tohiny
guant ( 03/06/2013 07:15)
Tompony mivarotra fahitalavitra: 1/Efa maty 21",marque daewoo (misy vodiny): Ar 50000 2/Mandeha:14.27", marque changhong, couleur,misy vodiny Ar 150000 miady varotra fifandraisana:0331482163(M.HOBY)... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0729