Informatika

heirzo ( 13/04/2012 09:49)
Slt! Za manana disque dur Externe, misy zavatra tena important be ao anatiny nefa le izy tsy Afficher ao amin'ny poste de travail sy any amin'ny Gestionnaire de tache. Ilay HHD Externe nefa itan'ilay ... suite
répondu par ded.kitty le 14/05/2012 01:13
fidelite ( 04/04/2012 14:59)
tsy nisy namaly mihitsy le olako t@io pocket pc-ako io (xdalli windows microsoft). sairana a mitady chargeur tena sahaza azy. amidiko io an. sôdy misy ividy? :-) ... suite
RBNIR ( 04/04/2012 10:59)
Faly miarahaba ny namana rehetra indray, Manana olana eo amin'ny fanaovana "recherche sur outlook 2007". Tsy afaka manao recherche satria mbola en cours d'indexation ny fichier B dia B. Inona ny hevit... suite
Neal ( 04/04/2012 08:57)
mitady maika ze manana na maita na eto antoerana na any ivelany:scanner portable (douchette) PSC QS 6500 na QS6000+... suite
fidelite ( 02/04/2012 08:21)
salut jiaby! manana olana kely amin'ny fampiasana ity pocket pc ty za. tsy mety chargena nefa izy efa low bat tanteraka. tsy mety velona rehefa miala ilay charge. nefa efa alina iray manontolo no ic... suite
répondu par ded.kitty le 14/05/2012 03:47
heirzo ( 09/03/2012 10:25)
Ahoana kay no fomba fangalana video amin'ny internet... suite
répondu par hery le 06/10/2012 07:59
fidelite ( 05/03/2012 11:11)
manahoana daholo! ahoana kay ny fomba hamakiana doc word (2007) sur internet ? office 2003 no amin'ity ordi ampiasaiko ity (tsy mety i-installer-na office 2007 na 2010. connecté amin'ny internet ko... suite
répondu par ded.kitty le 14/05/2012 03:34
faysoaly ( 03/03/2012 16:08)
ten gaga zao amn disc dur-ko partie Dle iz, nanovako copie tamna flash zay mants le iz,de hoy iz hoé espace insufizant!! gaga za de nojerevako le dossier nikopioeko de dossier vide. Gaga ZA. De notso... suite
répondu par ded.kitty le 14/05/2012 01:18
aritiana2010 ( 02/03/2012 11:23)
Tsy mety mandeha intsony ny mise à jour automatique Avast 5, dia nanandrana ni-installer Manuelle aho nefa tsy nety fa lazainy fa misy erreur foana. Sady tsy mety désisntaller ilay koa le ao anaty ... suite
répondu par fidelite le 02/03/2012 11:33
paiso ( 24/02/2012 08:16)
Amidy maika imprimante Canon ip4300(tsisy adapteur) sy epson color stylus 740 color. Vidiny izy 2: 450 000Fmg ... suite
répondu par paiso le 11/10/2012 06:05
njk412 ( 10/02/2012 15:55)
kez daoly a! olana ifampizarana kely @areo fa mila vonjy e! efa reraka nitady hvt tany @site-ndrzareo vahiny fa tsy mahavoa iany ry zalà kay. ela be a vô naita anty site ty. sûr a fa misy mahay l... suite
répondu par ded.kitty le 14/05/2012 01:36
rebiryx ( 19/01/2012 12:26)
Misy [b]Kaspersky Internet Security 2011[/b] sur CD code : [b]NRPAD-28XTB-SX11S-8US2A[/b], izay Nama novidina tao Tanà efa ho 8 volana izao. Natao ny installation tamin'ny ordi dia tsy nety fa mitaky... suite
répondu par ded.kitty le 14/05/2012 01:47
rebiryx ( 17/01/2012 07:52)
Saoa dia mba misy sopapa any namana hahafana mahafantatra ny MOT DE PASSE ao amin'ny wifi. Zavatra nomen'olona avy tany an-dafy manko manko izy io ka sahirana ba aho satria tsy mety misokatra fa mitad... suite
répondu par ded.kitty le 14/05/2012 01:55
mankafy ( 12/01/2012 02:35)
Sao mba misy afaka manampy ahy, misy karazana virus manafina dossier anaty Flash disque aona ny famahana azy ... suite
répondu par heirzo le 08/08/2012 11:56
raliana ( 05/01/2012 14:05)
Slt! mba mila fanampiana fa tena m-redemarre foana ny pc-ko ref afaka adiny 1 ora latsaka eo, ohatra hoe ijerena sary na henoina hira dia mitranga io olana io. Ireto no mba efa n_verifieko tao @ bios;... suite
répondu par raliana le 23/01/2012 06:05
rebiryx ( 20/12/2011 05:30)
Salama e ! Mba mila sopapa ry zareo an ! ny amin'ny fanaovana installation hp laserjet 1010 atao amin'ny windows 7. Efa nataoko ny fomba rehetra nefa dia toa tena vao maika mikatso, tsy fantatro na ny... suite
répondu par nilex le 20/12/2011 13:12
raliana ( 19/12/2011 08:31)
salama daholo!! saika mba anontany ny fanalana virus "tnt.bmp" ho an'izay mahafantatra,sa ve tsy maintsy manao reinstallation systèmen. misaotra mialoha ho an'izay tsara sitrapo... suite
répondu par raliana le 01/02/2012 07:35
Gasy101 ( 13/12/2011 13:21)
Mivarotra CARTE TELEPHONIQUE (Carte aafana miantso ireo havana any dago) amin vidiny ambany dia ambany !!!!raha liana f.ramafaby@gmail.com... suite
fara ( 02/12/2011 08:02)
Amidy ordinateur de bureau complet Tsy vaovao fa mbola tsara PIV Ram128Mo 40Mhz Lecteur CD prix:200 000ariary / 1000 000 fmg contact: 034 68 145 34 ... suite
caasi ( 02/12/2011 05:39)
Bonjour ! Je me nome ISAAC Cédrick Oliver, je suis un développeur et le directeur de la société CAASI (Une prestataire de service et de la technologie informatique). On à créer un et breveter u... suite
répondu par lalahanj le 21/01/2012 10:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0555