Sao mba misy afaka manampy ahy, misy karazana viru...

1. mankafy ( 12/01/2012 02:35)
Sao mba misy afaka manampy ahy,
misy karazana virus manafina dossier anaty Flash disque
aona ny famahana azy
novalian'i heirzo ny 08/08/2012 11:56
2. didi10 ( 12/01/2012 05:58)
Miarahaba anao namana

Misy logiciel anti-virus afaka ampiarahana tsara amin'ny anti-virus hafa (avast, avira...) sady mora téléchargena atao hoe SMADAV http://www.smadav.net/download
Anti-virus indonesien io fa misy choix langue d'installation en anglais, andramo fa mahafaka tsara ireny virus manafina dossier ireny.

Na ny fomba tsotra indrindra dia makao amin'ny poste de travail ianao - Menu option de dossier - dia eo ambanin'ilay hoe afficher les dossiers cachés misy case tokony décochena milaza hoe marsquer les fichiers protéger par le système dia mipoitra ireo dossiers-nao saingy raha vao akatonao io poste de travail io dia miverina miafina indray izy.

Mahereza namana
3. heirzo ( 08/08/2012 11:56)
Slt!
le virus ve ao anaty ordi ampiasainao no misy az sa tamin'ny ordi an'ol
raha tamin'ny anao de manaova scan au démarrage, fa raha tamin'ny an'ny olona hafa de izao Affiche-vo daol ny dossier cacher sy ny fichier cacher raha toa ka tsy haina ny manao izany dia izao atao: sokafana ilay flash dia miditra ao amin'ny menu Outils > Options des dossiers > Onglet affichage > cocher-na ny afficher les fichiers et dossiers cachés ary decocher-na ilay hoe Masque les fichers prototégés du système d'exploitation avy eo OK
dia avy eo mipoitra ilay fichiers sy dossiers cachés rehetra ao dia fafao ilay dossier hoe Folder na Recycler sy izay fichiers tsy anao ao (desktop.ini, wallpaper.jpg sns e)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1359