probleme redemarrage

1. raliana ( 05/01/2012 14:05)
Slt! mba mila fanampiana fa tena m-redemarre foana ny pc-ko ref afaka adiny 1 ora latsaka eo, ohatra hoe ijerena sary na henoina hira dia mitranga io olana io.
Ireto no mba efa n_verifieko tao @ bios;T° CPU:52°C environ, ventilo:+2600rpm
Misaotra mialoha @izay tsara sitrapo
novalian'i raliana ny 23/01/2012 06:05
2. nilex ( 09/01/2012 09:02)
slt,mila manao verification materiel aloha ianao ka ny RAM no mila andramana voalohany.Soloy ny barette de ram na alao ny iray raha toa ka 2 ny ao.Indraindray koa avy amin'ny disque dur io ,na koa mety ho carte mere mihintsy.Mety ho alimentation koa fa mila andramana daholo ireo vao tena hita tsara .
3. raliana ( 10/01/2012 06:56)
slt, misaotra betsaka @ fanampiana, aleo alo zan ny ram no andramana voaloany fa le disque dur tao vao avy nosoloina de ilay alimentation koa toa mande tsara iany; fa t@ le iz nanao io probleme io dia mis ity soratra ity reefa velona iz ndraindray ref avy m-redemarre iny(ecran bleu):"un probleme a été detecté et windows a été arreté afin de prevenir tout dommage sur votre ordinateur.Si vous voyez cet ecran d'erreur d'arreter pour la premier fois;redemarrer votre ordi.Si cet ecran apparait encore, suivez ces etapes:Le bios de systeme n'est pas entierement conforme aux specification ACPI. Contactez votre fabricant de votre systeme,ou consulter le site web http://www.hardware-update.com pour voir si un bios mis a jour est disponible. Si vous ne pouvez pas obtenir à un bios mis jour ou si le bios le plus recent fourni par votre fabricant n'est pas conforme au specification ACPI, vous pouvez mettre le mode ACPI hors tension pendant l'insatallation en mode texte. Pour y parvenir, appuyer sur la touche F7 lorsque l'on nous demande d'installationdes pilotes de stockage.Le systeme ne va pas vous notifier que la touche F7 a été utiliser, il va desactiver ACPI silencieusement et vous permettre de continuer votre installation.
Information technique
xxxSTOP:0x000000A5(0x00000011,0x00000007,0xF7CA6134,0x0100000B)"
Ty ny reference carte mere:Assus P4S553-MX.Misaotra indrindra Mr nilex dia mirary soa ho anao
4. didi10 ( 10/01/2012 07:18)
Miarahaba anao

Tsy haiko na efa voavaha ny olanao fa raha ny efa fahitako dia problème de surchauffe du processeur no mahatonga ny ordi miredemarre ho azy rehefa mandeha elaela, jereo sao tsy mihodina normal ny ventil proc na somary be vovoka, raha tsy izany dia soloy mihitsy ny ventil raha azo atao, jereo koa ny ventil alimentation sao tsy mihodina.
5. raliana ( 10/01/2012 07:39)
Slt!misaotra betsak an'i didi10 fa efa voalazako etsy ambony, temperature CPU:52°c environ ary ny tour-ny ventilo dia +2600rpm ary efa n-verifieko ny ventilo alimentation fa OK! tsy tokony hi'chaufe le processeur raha ny fahafantarako io valeur omeny io;le ram zao mbola hitady anandramana azy ary ny ref afapo za dia andramako @ carte mere mihitsy ny composant rehetra(CPU,ram,HDD...)
6. hery ( 17/01/2012 09:37)
Nojerenao tao amin'ny BIOS ve ny monitoring-n'ny temperature io? Sao mantsy dia misy limite ao hoe 50° ny max ka rehefa tafakatra 52° dia mijanona.
Raha misy limite dia azo ampiakarina kely ilay limite ho 60° ohatra.

Raha any Dago ianao dia andro mafana izao ka possible mihitsy hoe surchauffe-n'ny processeur no tena antony. Rehefa izy maty iny ve dia maharitra adin'ny 1 avy hatrany sa mila andrasana hangatsiaka aloha?

7. nilex ( 18/01/2012 05:39)
slt,izany 52° izany dia antonony ho an'ny portable dia ara-dalana tsara fa aza asiana resaka betsaka fa zavatra hafa jerena,65° any ho any izy no atao hoe michauffe.Tokony ho verifiena fotsiny hoe miakatra ve io hafanana io sa stable eo.Fa raha izay dia any amin'ny zavatra hafa no tokony hijery.Mety hiteraka redemarrage daholo na probleme systeme,hdd,ram,na carte mere ihany koa fa mila mahay manao détéction fotsiny mba tsy ho diso ny diag.
8. raliana ( 18/01/2012 06:03)
slt!
Hery>misaotra betsaka fa efa nataoko par defaut ny bios dia tsy tokony hisy limite raha ny fahafantarako azy, rehefa mande teo @ adiny iray teo le izy dia tsy velona intsony fa m-redemarre foana dia indraindray mivoaka ilay ecran bleu misy ilay soratra etsy ambony io

nilex> misaotra betsaka(tsy portable ilay izy )fa tena resy lahatra @ireo voalazanao ireo za ary tsy maintsy ny iray @reo no misy probleme fa mbola eo ampitadiavana ram sy processeur mintsy za fa mbola manahirana kely ny fotoana, tsy maintsy lazaiko eto ihany ny vokany rehefa voasoloko ireo sao mba ilain'ny hafa,ireo mantsy no ananako ahiahy voalohany fa ny disque dur vao nosoloina ny tao
9. raliana ( 23/01/2012 06:05)
slt! lay processeur ry zareo no nisy probleme dia nosoloina, misaotra betsaka @ fanampiana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2883