virosy

1. njk412 ( 10/02/2012 15:55)
kez daoly a! olana ifampizarana kely @areo fa mila vonjy e! efa reraka nitady hvt tany @site-ndrzareo vahiny fa tsy mahavoa iany ry zalà kay. ela be a vô naita anty site ty. sûr a fa misy mahay lavitra noho ireo vazaha reo @tsika. misy blem ny usb-ko mety virus. ze doc ampidiriko rht ao ndrindra fa oe word de tsy mety voavaky. misy fichier miendrika S tsy mety miala zay mi-encoder ze dossier ao.
inona no hvt fa tena sairana? ataorako oe mety tsy hisy ilavana azy tsony ny ordi -ako ra tratrany ny programme rht ao.
novalian'i ded.kitty ny 14/05/2012 01:36
2. hery ( 13/02/2012 09:45)
Tsy hitan'ny anti-virus ve izany?
3. nilex ( 13/02/2012 11:12)
rehefa samy tsy voavaky ihany dia tonga dia formateo avy hatrany ilay clé usb dia hita eo.Andramo indray aavy eo ka raha toa ka mbola miverina dia ilay systeme mihintsy no efa infecté ka mila atao scan amin'ny ati-virus matanjaka .Ny norton 2011 izao no tena tsara raha misy ,raha toa moa ka tsy mety mihintsy dia mia soloina ilay windows fa tsy miady io.
Andramo aloha dia ho ita eo e

4. didi10 ( 15/02/2012 06:51)
Miarahaba ny namana

Téléchargeo smadav 2012 de scaneo ilay flash sy ny machine nampidiranao ilay flash.

Antivirus maivana, tsy mila licence nefa sady efficace no afaka ampiarahina amina antivirus hafa avast sns..

http://www.smadav.net/download
5. njk412 ( 15/02/2012 13:23)
Misaotra betsaka anareo! ny nanao desinstall windows no tsy mbola nataoko. efa natao ny formatage= tsisy vokany, natao ny scan= tsisy vokany. ho instaleko aloha ity smadav ty de lazaiko anareo ndray ny tohiny.
6. njk412 ( 24/02/2012 10:14)
sali daoly ndray an!

Tena nety ilay smadav fa misaotra an'i didi 10 t@iny hevitra iny. Tena tsara io antivirus io. Dia misaotra ny serasera ihany koa. Raha ohatran'izany ny fifanampiantsika dia mahatamana be ny miserasera ato.

Rehefa misy olana dia ifampizarao fa mety ahafantatra ihany koa zay na dia tsy betsaka aza. Ary maninona raha mba asiana émoticône kely reny sa...

mazotoa daoly e!!!
7. hery ( 24/02/2012 11:19)
:-) tonga soa e :-p
8. njk412 ( 24/02/2012 15:28)
ie ho eo foana @zay ka.
9. ded.kitty ( 14/05/2012 01:36)
Microsoft MSS (Microsoft Security Essentials) antivirus gratos hoan'i Windows.
Malwarebytes anti-malware na SuperAntiSpyware koa ampiasaiko miaraka aminy, fa ireny mahita trojans isan-karazany, na ireny miafina anaty NTFS alternate stream ireny (rootkits) aza hitany matetika. Misy version gratos (Free version) daholo ireo. Ny version Pro ihany no mila vidiana.
Unhackme avy ao @ Greatis koa ampiasako rehefa tsy tratran'ny ireo ambony ireo ny trojan/rootkit/virus. Fa mila somary ex mampiasa an'io manjary vizana tsy mandeha eo intsony i Windows raha sendra ka fichier système Windows tsy tokony fafana fa mitovy fihetsika amina virus no asainao fafany rehefa anontaniany ianao.
Na dia izany aza tsy misy guarantie 100% fa lasa ny virus. Raha tena tianao ho fantatra fa lasa tokoa ny trojan/rootkit/virus. Telecharger-o Hiren Boot CD, na UBCD, ataovy amina CD dia velomy amin'io ny ordi. Asivo disque externe mahazaka ny fichiers nao ao @ USB dia copier-o daholo izay ilainao. Fafaho ny disque dur, dia installer-o indray Windows. 99% des cas, bye bye ny virus, raha tsy hoe virus namboarina fanjakana (Israel, Chine, Russie, USA)
Raha mila assurance 100%, mividiana disque dur vaovao, installer-o Windows.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2045