Informatika

guant ( 10/06/2011 11:44)
bsr! hono a zafady! aona ny manala an'lay ombre hita am soratra sy am souris am ecran fa manelingelina maso be ilay iz! inona ny option idirana fan a! sotra... tohiny
novalian'i guant ny 14/06/2011 05:18
fejere ( 30/05/2011 03:34)
Salama daholo, Tsy afaka manao telechargement ny PC ampiasaiko rehefa avy nofafana tao ny antivirus rehetra nampiasaina teo aloha, marihiko fa ni- desactiver-na ny pare-feu am zao. Windows XP Sp3 no m... tohiny
novalian'i nilex ny 10/06/2011 05:42
roccoo ( 27/05/2011 13:21)
Miarahaba tompoko, Saika mba anontany aho raha misy afaka mamaly. Tokony handefa fichier pdf ho an'olona (maro) aho nefa tsy tiako ho zarazarainy @ olona manodidina azy iny fichier pdf iny. Tsy manan... tohiny
novalian'i Roccoo ny 30/05/2011 07:42
Tokinao ( 26/05/2011 14:32)
Manaona daholo nareo, Sao mba misy mahay an'ireny telephonie Ip ireny kay? Tsy izany fa izao : te hanandrana hanao réseau kely aho ato amiko. Ka ny tanjona dia ny ahafahan'ny ordinaterako na/sy tele... tohiny
novalian'i tmjjah ny 04/10/2013 06:17
Arisse ( 25/05/2011 14:57)
Salama daholo é! Ahoana mo ny fomba fanalana na fanovana ny mot de passe @ compte Administreur na koa fampidirana compte Administrateur hafa raha toa ka tsy fantatra ny "mot de passe @ Compte Admi... tohiny
novalian'i Arisse ny 26/05/2011 07:57
Arisse ( 24/05/2011 08:12)
Salut daholo ry namana é! Feno virus be 'lay Ordi. Efa nanao Scan aho,efa "nettoyage" disque C: sy disque D: aho ary efa nanao "défragmenteur de disque" ihany koa. avy eo aho nampiasa" Logiciel BARR... tohiny
novalian'i McFy ny 25/05/2011 22:00
RBNIR ( 17/05/2011 12:25)
faly miarahaba namana isany, Ahoana ny fanaovana recherche "mots" eto amin'ny site serasera.org? Otran'ny tsy mahita option de recherche aho raha tsy diso. Misaotra mialoha amin'ny fanampiana, ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 24/05/2011 07:29
sitlo ( 27/04/2011 20:38)
Raha misy imprimante WiFi dia afaka mi-imprime avy amin'ny ordi rehetra ao an-trano amin'ny alalan'ny WiFi, tsy mila cable. Dia lasa ny saiko hoe, ilay router WiFi iny ihany no ampiasaina hi-connecte... tohiny
novalian'i raherigna ny 28/04/2011 04:52
RBNIR ( 27/04/2011 14:42)
Dia mbola faly miarahaba an-tsika hatrany, Inona no atao hoe "Wordpress"? Ahoana ny fiasany sy ny fomba fampiasana azy? voalaza fa ahazoana tombontsoa ny fampiasana azy? Inona no atao? Dia manantena... tohiny
RBNIR ( 27/04/2011 10:19)
Faly miarahaba ny namana rehetra, Vaka dia vaka ny saiko fa betsaka ny offre voaraiko amin'ny internet, rehefa dinihina otran'ny hoe tena mitombona, nefa matahotra ihany koa ny saina sao dia arnaque ... tohiny
novalian'i bainina27 ny 17/01/2018 07:12
sjef ( 16/04/2011 18:28)
Mitady fanampiana indray re zay mba mahalala, fa ny ordi -ko nisy fotoana simba, de efa vita izy @zao saingy, nanjavona ny "work office", kanefa toa lafo be ny mividy. Sao misy mahalala re raha misy g... tohiny
novalian'i raherigna ny 27/04/2011 18:13
sjef ( 15/04/2011 20:08)
Iza mba mahalala logiciel , azo anaovana copie music avy @ ao @ youtube. Misaotra anareo mialoha,... tohiny
novalian'i raherigna ny 21/04/2011 17:38
nilex ( 16/03/2011 05:25)
Miarahaba daholo e! ity misy offre tena tsara nefa mandalo sao mahasoa anareo namana. Misy ordi portable Hp COMPAQ 610 15 " maromaro ato amiko sao mila nareo. marihina fa efa niasa 6 mois le izy nompi... tohiny
novalian'i guant ny 27/05/2011 09:24
bazylou ( 03/03/2011 19:52)
Mety tsar akosa ilay izy an , sady mailaka be noho ilay voalohany. Toa hoe efa hivoka amin'ny faran'ny taona indray ny ipad3 fa leo mpifaninana hono ry lerony.... tohiny
novalian'i vale ny 08/03/2011 16:10
yazman ( 06/02/2011 10:17)
LOGIN: Les systèmes compatibles Unix sont par définition multi-tâches et multi-utilisateurs, c'est à dire que plusieurs personnes peuvent travailler simultanément sur le méme système. Chaqu... tohiny
novalian'i joax20 ny 09/02/2011 15:59
sjef ( 14/01/2011 23:26)
manao ahoana daholo. Ny ordi-ko manana problem: 1-ny connexion sans fil tsy mety mandeha. 2-rehefa en connecte zah de miadana be, ela vao mipoitra ny zavatr tadiavina. manahy zah sao de virus no mahaz... tohiny
novalian'i joax20 ny 25/01/2011 06:42
YDIFAS ( 15/12/2010 11:32)
Bonjour, Comme vous le savez tous, la date de mon anniversaire approche. Tous les ans, il y a une grande célébration en mon honneur et je pense que cette année encore cette célébration aura lie... tohiny
muhandas ( 12/12/2010 16:39)
Manao ahoana daholo ny namana rehetra, Efa ela ihany iTY no fantatro mba tiako zaraina amintsika rehetra. Misy partie cours MIT massachussets institute of technology en accès libre.http://www.infos-d... tohiny
tslem ( 10/12/2010 09:27)
Manahoana daholo, Raha mba misy afaka manazava azafady! Misy mail tonga ao @ boite-ko dia ny mahagaga ahy an! tsy misoratra eo ny adiresiko fa adiresin'ilay nandefa ihany no eo,somary hazavaiko kely... tohiny
novalian'i tslem ny 13/12/2010 08:46
RAR.DAGO ( 10/12/2010 07:57)
Ny Fombandrazana sy fivoarana izay sehatra fitrandrahana eo anivon'ny académie malgache dia mitetika ny hanokatra forum mba ahafahan'ny rehetra miheritreritra, mandalina ary manao soso-kevitra mikasi... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.515